Collège AKANY Tolotra

Collège AKANY Tolotra Une bonne base d’éducation assure un bon avenir! Tel est notre devise. VOULOIR C’EST POUVOIR

Misokatra ny fisoratana anarana ho an’ny mpianatra tranainy sy ho an’ireo mpianatra vaovao. Ny birao dia misokatra ny Al...
30/04/2026

Misokatra ny fisoratana anarana ho an’ny mpianatra tranainy sy ho an’ireo mpianatra vaovao.
Ny birao dia misokatra ny Alatsinainy hatramin’ny zoma amin’ny ora fiasana

09/04/2024

Tsy mianatra ny mpianatra rehetra rahampitso 10 Avril. Miverina kosa ny Alakamisy 11 April

21/03/2024

Fivorian’ny Ray aman-dreny sady fizarana ny bulletin ny Asabotsy 30 Martsa ho avy izao.
Presence obligatoire ho antsika Ray aman-dreny, ho maro ny zavatra ho resahina. Tsy mankaty an-tsekoly ny mpianatra amin’io fa ny Ray aman-dreny ihany!

28/02/2024

Misokatra hatrany ny birao ny Alakamisy 29 Febroary sy ny Zoma 01 Martsa. Misaotra tompoko

Address

Ivoanjo Anosiala
Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:30 - 17:00
Tuesday 07:30 - 17:00
Wednesday 07:30 - 17:00
Thursday 07:30 - 17:00
Friday 07:30 - 17:00
Saturday 08:00 - 11:00

Telephone

+261340869735

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Collège AKANY Tolotra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share