16/03/2024
Akon’ny fetin-tsekoly anio
Ireo Maintimolaly isan’ny nitsara ny Miss et Mister sy ireo mpifaninana tamin’ny Miss et Mister
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ex Collège, Lycée Saint Josèph Ivato Aéroport, School, K1 Ivato Aéroport, Antananarivo.
16/03/2024
Akon’ny fetin-tsekoly anio
Ireo Maintimolaly isan’ny nitsara ny Miss et Mister sy ireo mpifaninana tamin’ny Miss et Mister
16/03/2024
Salama Daholo
Araka ny bambara tamin’ny fihaonana anio dia ity no pejy hifaneraserana sy amoahoana ny vaovao sy fandaharam-potoana rehetra ho antsika maintimolaly Saint Joseph Ivato Aéroport …
Entina hanombohana azy angamba dia Samia milaza ny taona sy promotion nisy azy ao Amin’ny commentaire dia mentioneo ireo namana rehetra Ex qst Joseph …
Misy sary Vitsivitsy maromaro ireto dia Samia mijery sao mba ao ny sarinao