50ème Anniversaire CEG Ampefiloha
College d'Enseigenement Generale
01/11/2024
👍👍"Hoan'ny Zaza malagasy"👍👍
CEG AMPEFILOHA manangana ny tsangabaton'ny faha 50 taona
24/05/2024
Ho fankalazana ny faha 50 taona ny CEG AMPEFILOHA dia manolotra antsika:
🪗🎤🥁🎸'Ndao hifety e!🎺🎸🪕🎤
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Bitsiky Ny Nofy, Lãna Rodriguez
03/04/2024
Efa miketrika izahay CEG AMPEFILOHA !👍👍👍👍
Manomana ny déjeuner dansante @ 04 mai 2024 !
Yandi by pass ny fotoana a!HIARAKA HIFETY isika rehetra e!
20/03/2024
Hanakalaza ny faha 50 taona ny CEG AMPEFILOHA @ ity taona ity koa antsoina isika maintimolaly rehetra :mpampianatra,mpandraharaha,mpianatra mba hotonga hivory eto @ sekoly ny sabotsy 23 martsa 2024 izao @ 9ora maraina.
29/02/2024
Mpianatra mifety ny andron'ny sekoly ao anatin'ny fankalazana ny faha 50 taonan'ny CEG AMPEFILOHA
26/02/2024
" 1974 -2024: CEG AMPEFILOHA 50 TAONA "
Antsoina isika MAINTIMOLALY (Mpampianatra,Mpandraharaha,Mpianatra) rehetra mba hivory ny sabotsy 2 Martsa 2024 izao @ 8 Ora maraina eto @ sekoly.
Hiara hidinika hanatanteraka ny fankalazana ny jobily isika Ary hijery ny 50 taona hoavy indray.Aoka hifampilaza isika fa miandry antsika ny sekoly e!
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Cité Ampefiloha
Antananarivo
101