09/05/2026
Maro ny biby misy eto Madagasikara, isan'izy ireo ny Tarondro (Tana / Sakorokita / Tarondro).
Anio dia ankalazaina ny Andro Maneran-Tany ho an'izy ireo.
--------------------------------------------------------
Madagascar is home to many incredible animals, including chameleons โ known locally as Tana or Sakorokita.
Today, we celebrate World Chameleon Day!
14/04/2026
Depuis quelques mois, Ethan partage notre aventure au sein de notre association ๐ฆโจ
ร travers nos recherches sur les chauves-souris, il apporte chaque jour son รฉnergie, sa curiositรฉ et sa bonne humeur. Son engagement sur le terrain et son envie dโapprendre font de lui un membre prรฉcieux de notre รฉquipe.
Merci Ethan pour ton implication et pour ces beaux moments partagรฉs ร nos cรดtรฉs ๐ค
Nous sommes ravis de continuer ce chemin ensemble ๐.
๐ฆโจ๐ฆโจ๐ฆโจ๐ฆโจ
For the past few months, Ethan has been sharing this journey with us at our association ๐ฆโจ
Through our bat research work, he brings energy, curiosity, and positivity every day. His dedication in the field and eagerness to learn make him a truly valuable member of our team.
Thank you, Ethan, for your commitment and for all the wonderful moments shared with us ๐ค
We look forward to continuing this journer together ๐.
13/02/2026
๐๐๐๐ค๐ก๐ค๐ฃ ๐๐ช๐ฅ๐ง๐๐๐ฃ๐ช๐ข fantatra amin'ny anarana malagasy hoe ๐จ๐๐๐๐๐ na ๐จ๐๐
๐๐๐๐ no faharoa lehibe (manaraka ny ๐๐ต๐ฆ๐ณ๐ฐ๐ฑ๐ถ๐ด ๐ณ๐ถ๐ง๐ถ๐ด) amin'ireo fanihy mpihinana voankazo misy eto Madagasikara. ๐๐๐๐ค๐ก๐ค๐ฃ moa dia karazana fanihy zanatany aty amin'ny kaontinanta Afrikanina izay ahitana karazana roa dia ๐. ๐๐๐ก๐ซ๐ช๐ข izay hita manerana an'i Afrika ary ๐. ๐๐ช๐ฅ๐ง๐๐๐ฃ๐ช๐ข izay eto Madagasikara ihany no misy azy.
31/12/2025
๐ฆ๐ฆ๐ฆMerci ร notre bรฉnรฉvole !๐ฆ๐ฆ๐ฆ
Un grand merci ร Monique Noela ADES pour lโannรฉe passรฉe ร Madagascar et son engagement au sein de lโAssociation EKIPA FANIHY (EFa).
Nous lui souhaitons plein de succรจs pour la suite de son parcours et en recherche scientifique โจโ๏ธ๐ฌ
๐ฆ๐ฆ๐ฆThank You to Our Volunteer!๐ฆ๐ฆ๐ฆ
Many thanks to Monique Noela ADES for the year she spent in Madagascar and her commitment to the EKIPA FANIHY Association (EFa).
Wishing her all the best for the next step of her journey and in scientific research โจโ๏ธ๐ฌ
Association (EFa).
26/12/2025
Arahabaina daholo tratry ny Kirisimasy 2025.....
15/12/2025
Pteropus rufus no ramanavy mpihinana voankazo lehibe indrindra eto Madagasikara.
16/09/2025
๐ฆ๐ฌ ๐๐ฌ๐ข๐ฆ๐จ๐ค๐๐ซ๐๐ญ๐ข๐ง๐ ๐๐๐จ๐ฏ๐๐จ ๐ก๐ข๐ญ๐ ๐ญ๐๐จ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐
๐๐ง๐ข๐ก๐ฒ ๐๐๐ฅ๐๐ ๐๐ฌ๐ฒ
Nahitana tsimokaretina ๐ฒ๐๐๐๐๐๐๐๐ tao aminโny fanihy Angavombato (๐๐๐๐ค๐ก๐ค๐ฃ ๐๐ช๐ฅ๐ง๐๐๐ฃ๐ช๐ข), araka ny vokatra avy aminโny fitiliana metagenomic sequencing natao.
๐ก Ny ๐ฒ๐๐๐๐๐๐๐๐ dia anisanโny tsimokaretina ao anatin'ny fianakaviana ๐๐๐๐ค๐ง๐ฃ๐๐ซ๐๐ง๐๐๐๐ , izay fantatra aminโny fampiterahana aretina aminโny olombelona sy biby mampinono maro. Matetika izy io no mifandray aminโny aretina taovam-pisakafonana, toy ny aretin-kibo sy aretim-bavony.
๐ Ity fikarohana ity dia dingana aminโny fampandrosoana ny fahalalana eto Madagasikara, indrindra aminโny fandalinana ireo tsimokaretina hita aminโny biby dia, sy ny mety ho fiantraikany aminโny fahasalamam-bahoaka.
๐ Aza hadino ny manaraka sy mizara ny Pejy ho anโny vaovao farany!
๐ Rohy raha hamaky ny antsipirihany
https://journals.plos.org/plosone/article?id=10.1371/journal.pone.0331736&?utm_id=plos111&utm_source=internal&utm_medium=email&utm_campaign=author
Genomic characterization of novel bat kobuviruses in Madagascar: Implications for viral evolution and zoonotic risk
Kobuviruses (family Picornaviridae, genus Kobuvirus) are enteric viruses that infect a wide range of both human and animal hosts. Much of the evolutionary history of kobuviruses remains elusive, largely due to limited screening in wildlife. Bats have been implicated as major sources of virulent zoon...
04/09/2025
๐๐ง๐ ๐๐ฏ๐จ๐ค๐๐ฅ๐ฒ ๐๐ข๐ซ๐ฎ๐ฌ sy ๐๐๐ฅ๐ญ ๐๐ฎ๐ฅ๐ฅ๐ฒ ๐๐ข๐ซ๐ฎ๐ฌ
๐ฆ Taminโny taona 2022 dia nahitana virus (tsimokaretina) vaovao tao aminโny angavom-bato na fanihy vato ๐๐๐๐ค๐ก๐ค๐ฃ ๐๐ช๐ฅ๐ง๐๐๐ฃ๐ช๐ข izay mipetraka aminโny harambato eto ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ. Nantsoina hoe ๐๐ง๐ ๐๐ฏ๐จ๐ค๐๐ฅ๐ฒ ๐๐ข๐ซ๐ฎ๐ฌ ( )ilay otrikaretina, satria hita tao aminโny harambaton'Angavokely distrikanโi Manjakandriana izy io. Tamin'ny fanaovana fitsirihana ny amanin'io angavo io no nahitana io virus io. ๐DOI: 10.1128/jvi.00921-22
๐ฌ Ny Septambra 2025 dia nahitantana virus manakaiky an'io io tao ๐๐ผ๐๐๐ฟ๐ฎ๐น๐ถ๐ฎ, taminโny fanihy iray antsoina hoe ๐๐ฉ๐๐ง๐ค๐ฅ๐ช๐จ ๐๐ก๐๐๐ฉ๐ค. Io virus io dia nantsoina hoe ๐๐๐ฅ๐ญ ๐๐ฎ๐ฅ๐ฅ๐ฒ ๐๐ข๐ซ๐ฎ๐ฌ ( ) ary hita tao anatin'ny amany sy voa an'io fanihy io moa io virus io. ๐ DOI: 10.3201/eid3109.250470.
๐ Ny Henipavirus moa dia fianakavian'ny virus izay fantatra fa mety miteraka aretina mahery amin'ny olona sy ny biby fiompy. Ny roa amin'izy ireo dia isan'ny ao anaty ny laharapahamehan'ny OMS na ny Vondrona Iraisam-pirenena hoan'ny Fahasalamana :
- virus (niseho matetika tany Azia atsimo ary nahafaty olona maro.)
- virus (amiseho any aminโny faritra avaratrโi Aostralia, aminโny alalanโny fifindranโny otrikaretina avy aminโny fanihy mankany aminโny soavaly, ary avy eo aminโny olona.)
๐ก Hatreto dia tsy mbola fantatra mazava raha afaka miteraka aretina aminโny olona na mifindra aminโny biby fiompy ireo virus vaovao (Angavokely virus sy SGV) ireo.
โ
Ny tena zava-dehibe dia hoe: Efa fantatra mialoha ireo otrikaretina ireo, ka mety hanampy aminโny fiarovana aminโny ho avy, raha sanatria misy fiparitahanโaretina.
๐๐จ๐ก๐ฒ ๐ข๐ฌ๐๐ง๐ค๐๐ซ๐๐ณ๐๐ง๐ฒ:
๐DOI: 10.1128/jvi.00921-22
๐ DOI: 10.3201/eid3109.250470
๐https://www.inaturalist.org/observations/307772395
๐https://en.wikipedia.org/wiki/Black_flying_fox #/media/File:Black_Flying_Fox_-_Pteropus_alecto_-_(IMG_4883).jpg
12/08/2025
๐ฆ ๐๐ฎ๐ป๐๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ๐ผ ๐๐ฒ ๐ณ๐ฎ ๐บ๐ถ๐๐ผ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ ๐๐๐๐ฟ๐ผ๐๐ถ๐ฟ๐๐๐ฒ๐ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ถ๐ต๐?
๐๐๐๐ฟ๐ผ๐๐ถ๐ฟ๐๐๐ฒ๐ inona izany? Otikaretina ๐ฆ ๐ฆ fantatra matetika fa miteraka aretinkibo hoanโireo zaza majinikaโฆ
Ity vokam-pikarohana ity izay nivoaka ny taona 2024 nataonโi Horigan sy ny mpiaramiasa aminy dia mampiseho ny fitondranโireo fanihy telo karazana ny Otrikaretina . Nampiasa ny tekinika ny ๐บ๐ฒ๐๐ฎ๐ด๐ฒ๐ป๐ผ๐บ๐ถ๐ฐ ๐ก๐ฒ๐
๐ ๐๐ฒ๐ป๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป ๐ฆ๐ฒ๐พ๐๐ฒ๐ป๐ฐ๐ถ๐ป๐ด ny ekipa mba hamoahana ireo (genome) ๐งฌ izay saika feno hoanโireo Astroviruses ireo.
๐งฌ Ity fikarohana ity dia mampitombo ny fahalalana mahakasika ireo Otrikaretina izay entinโny . Ary izany fahalalahana izany dia hoentina misoroka sy misetra ireo mety ho fifindranโizany aminโny olombelona.
Araho ny rohy hoanโny andininyโฆ
Araho tsy tapaka ny pejy
๐ฆ๐ฆ๐ฆ๐ฆ๐ฆ๐ฆ๐ฆ๐ฆ๐ฆ๐ฆ๐ฆ๐ฆ๐ฆ๐ฆ๐ฆ๐ฆ
๐ฆ ๐๐ถ๐ฑ ๐๐ผ๐ ๐ธ๐ป๐ผ๐ ๐๐ต๐ฎ๐ ๐ฏ๐ฎ๐๐ ๐ฐ๐ฎ๐ฟ๐ฟ๐ ๐๐๐๐ฟ๐ผ๐๐ถ๐ฟ๐๐๐ฒ๐?
What are ? These are pathogens commonly known to cause stomach illnesses, especially in young children...
This research, published in 2024 and led by and colleagues, shows that three types of bats carry pathogens.
The team used ๐บ๐ฒ๐๐ฎ๐ด๐ฒ๐ป๐ผ๐บ๐ถ๐ฐ ๐ก๐ฒ๐
๐ ๐๐ฒ๐ป๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป ๐ฆ๐ฒ๐พ๐๐ฒ๐ป๐ฐ๐ถ๐ป๐ด techniques to reveal nearly complete genomes ๐งฌ of these Astroviruses.
๐งฌ This research increases our understanding of the pathogens carried by bats. And this knowledge helps to prevent and prepare and mitigate for possible transmission to humans.
Follow the link for more details...
Stay tuned to the page.
Detection, characterization, and phylogenetic analysis of novel astroviruses from endemic Malagasy fruit bats - Virology Journal
Bats (order: Chiroptera) are known to host a diverse range of viruses, some of which present a human public health risk. Thorough viral surveillance is therefore essential to predict and potentially mitigate zoonotic spillover. Astroviruses (family: Astroviridae) are an understudied group of viruses...
07/08/2025
E2M2 : nalaina tao amin'ny tatitra ny taona 2024 ny CVB (Centre ValBio) pejy faha 50....
2024