10/03/2024
Hi everyone ! 🇺🇲🇬🇧
❗❗❗Iza daolo ilay vao eo @ Teste grammaire @ Call center dia efa mody fa tsy voaray ? Matetika raha akizy 10 no manao English test dia 3 farafahabetsany no afaka ,7 mody vao eo @ test grammaire ihany .
Be dia be akizy afaka miteny English fa somary manana olana eo @ Grammaire.
Ohatra izao eto @ ity "sentence" ity dia manotany tena oe inona re préposition atao eto zany misy ve sa tsy misy ? Lasa Mandeha anjambany fotsiny aveo satria tsy fantatra izay tena marina
📌Ex : Matahotra anao aho .
Preposition : no proposition/ at/ on/ of/ for / in etc...
1 : I am afraid .....you .
❌I am afraid (no preposition/at/on/in/) you.
✅I am afraid of you .
Na oe ovina moa tokony mampiasa ireto temps du verbe ireto
Past perfect
Past simple
Present simple
Present continuous
Future simple
Etc....
Natao ho anao ity tolotra ity .
Izahay dia mampianatra anao grammaire A1-B2
NB: Online fianarana .
Tongava mp izay vonona hianatra @ sarany tena mirary .