27/04/2026
"A FRIEND IN NEED IS A FRIEND INDEED!"
➡️ Izay no maha mpinamana🇲🇬
na
➡️ Ny tena namana dia hita amin’ny fotoan-tsarotra🇲🇬
na
➡️ Amin’ny fahoriana no ahitana ny tena namana🇲🇬
Thank you Mr Laza!
24/04/2026
One benefit of being an interpreter or translator is having more job opportunities, because many companies and organizations need language professionals💸💵💸.
Let's practice!🇲🇬🔄🇱🇷👇👇👇
23/04/2026
Izahay rehefa mianatra dia tsy miteny gasy mihintsy ao ampenarana, na class débutant aza, de misy manontany oe "de aona fa za mbola tsy mahay mihintsy"??
Eny na tsy mahay mihintsy aza de afaka miresaka sy mahazo tsara ny fampianarana!! Ohatr'izay daholo no niantombohan'ireto ankizy Ireto!
Farany fandraisana mpianatra vaovao: 4 Mai izao!
22/04/2026
Vocabulary #36
📚 Vocabulary of the Day: Endeavor
🔊 Phonetic: /ɪnˈdev.ər/
🗣️ Part of speech: Noun
✅ Meaning in English:
A serious or determined effort to achieve something.
📝 Example sentence:
Learning English is a long-term endeavor that requires patience.
💬 In other words:
Endeavor means a strong effort made to reach a goal.
21/04/2026
Quiz🇱🇷
✅Use VOWELS (a, i, o, u,e) to complete the words👌
20/04/2026
Ilay voady eny @ alitara👩❤️💋👨❤️
🇲🇬 "NA @ TSARA na @ RATSY"
🇱🇷 "THROUGH THICK AND THIN"
17/04/2026
Na interprète ianao, na traducteur(trice), maro ny fahafahana miasa en ligne miaraka amin’ny karama isaky ny ora💸💵💸.
Andao hiara-hianatra sy hanatsara ny fahaizantsika!🇲🇬🇱🇷👇👇👇
16/04/2026
Rehefa mitady zvt de "Look for"
Rehefa mijery zvt de "Look at"
✅ I am looking for my bag: mitady ny kitapoko aho
✅ She is looking at her phone: mijery ny findainy izy.
15/04/2026
Nareo ko vé EFA nisy fotoana nihaino BBC World fa MBA te hahay nefa tsy misy n'inoninona azo mihintsy 😆
EFA nahazo antsika zany fa tsy kivy😘
Continue listening, never give up, one day, you'll understand 🇱🇷🇱🇷🇱🇷🇱🇷
13/04/2026
❌Allô, Allô❌
@ Zao fiainana sarotra noho ny ADY sy TSY FISIAN-DASANTSY izao, andao hianatra ANGLAIS dia mahazo ASA TSARA sy BE KARAMA:
⚓ Cruise Ship Worker
Salary: 3.6M – 11M Ar / month
✔️ Free accommodation & food
✔️ Save money + travel the world
💻 Virtual Assistant (VA)
Salary: 900k – 4.5M Ar+ / month
✔️ Work from home
✔️ Flexible schedule
🎧 Customer Service Agent
Salary: 800k – 2M Ar / month
✔️ Easy to start
✔️ Training provided/Work from home
🔥 Best choice:
➡️ High income → Cruise Ship
➡️ Work from home → VA
➡️ Beginner → Customer Service
✅Fidirana Vaovao ato @ EPA: Rapitso 14 Avril, Mbola tsy tara ô. Mp pour plus d'info😘
10/04/2026
Raha te ho lasa mpandika teny matianina ianao, de aza atao ambanin-javatra ny fampiharana, isan'andro isan'andro fa tena manampy anao izany 😘
👇”🇲🇬🔄??🇷