EGM Itaosy ofisialy

EGM Itaosy ofisialy

Share

Annexe EGM Madagascar

29/04/2026

https://www.facebook.com/share/p/18FcL7tg3L/

Ny 🎓
Ilay hanomanana Attestation/Certificat dia volana no fidirana.

Aty amin'ny volana Avril isika vao tapakevitra ary maromaro no niantso omaly sy androany izay.
Efa miomana amin'ny examen officiel sy concert de fin d'année ny mpianatra amin'izao.

Ho antsika liana dia amin'ny septembre 2026 indray ny fandraisana manaraka.
Manaova aloha cours de vacances raha hiditra formation académique fa tsy dia tena mety ho an'ny vrai débutant.

Ho lazaina miandalana ihany rehefa manomboka misokatra ny réservations (famandrihana toerana), satria voafetra ny raisina.

Merci🙏

Photos from EGM Itaosy ofisialy's post 27/04/2026

🎶✨ EGM MADAGASCAR – Centre EGM Itaosy ✨🎶

🌟 MISOKATRA NY FISORATANA ANARANA ! 🌟

Mandray mpianatra isan’andro izahay 🎼💖

🎹 Piano | 🎸 Guitare | 🎻 Violon | 🥁 Batterie

👧🧑 Manomboka 5 taona no miakatra
👨‍🦰👩‍🦳 Tsy mifidy taona — rehefa vonona hianatra dia raisina daholo ✨

🎁🔥 PROMOTION SPÉCIALE : 0Ar ny droit d’inscription 🔥🎁

🏫 Sekoly ara-panjakana

🕒 Ora fisokafana :
Lundi au Jeudi : 08h00 – 17h00
Vendredi : 08h00 – 12h00
Samedi : 08h00 – 16h00

📞 Contact : 038 36 419 25

📍 Itaosy cité, entre Frisquette et Parc des Princes, côté droite raha avy any Tanà

🎶 Tongava mampivelatra ny talentanao miaraka aminay !

Photos from EGM Itaosy ofisialy's post 27/04/2026

🎥🎶 Moments forts – Examen EGM Itaosy🎶🎥

Indro zarainay aminareo ny ampahany amin’ireo performance nandritra ny examen ny 22 sy 25 Avril ✨🎹🎤

💖 Talenta hita maso
🎼 Fandrosoana tsapa
🎶 Fitiavana mozika tsy lefy

👉 Te ho anisan’izy ireo amin’ny manaraka ve ianao ?
📢 Misokatra ny inscription ao amin’ny EGM Madagascar – Centre Itaosy
Aza tara, tongava mianatra sy mampivelatra ny talentanao miaraka aminay 🎶✨
📞 Antsoy ny 038 36 419 25 raha mila fanazavana misimisy kokoa
Na manantona mivantana ety Amin'ny EGM Itaosy Cité.
Toerana entre Frisquette et Parcs des Princes. Côté droite raha avy aty Tanà

Photos from EGM Itaosy ofisialy's post 27/04/2026

🎶✨ EGM MADAGASCAR – Centre EGM Itaosy ✨🎶

Faly izahay mizara aminareo ireo sary nandritra ny examen nataon’ireo mpianatra ny 22 sy 25 Avril lasa teo 📸🎹🎤

Fotoana manan-danja izany ho an’ny mpianatra, satria mampiseho ny ezaka, ny fandrosoana ary ny talentan’izy ireo eo amin’ny sehatry ny mozika 🎼💖

👏 Arahabaina ireo mpianatra rehetra tamin’ny fahavitana ny examen
👏 Mankasitraka indrindra ireo Ray aman-dReny sy ireo mpampianatra tamin’ny fanohanana sy fitarihana
Ireto ary ny sary manamarika izany fotoana tsara izany ✨🥰
☎️038 36 419 25 EGM Itaosy
☎️034 14 812 45 EGM foibe

28/11/2025

https://www.facebook.com/100064876470442/posts/1303562158482988/

CONSERVATOIRE DE MUSIQUE EGM®
✅Établissement Préparatoire et Supérieur spécialisé dans l'Enseignement musical,
✅Reconnu par l'Etat et à l'International,
✅Membre de la FFEA (Fédération Française d'Enseignement Artistique),
✅Fondé en 2005.

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Address


Itaosy
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 12:00
Saturday 09:00 - 17:00