HiTako Academy Madagascar

HiTako Academy Madagascar

Share

HiTako est une plateforme d’apprentissage de l’anglais conçue pour les apprenants Malagasy. ✨

Faites le premier pas:
https://hitako-academy.vercel.app

23/08/2026

DON’T JUDGE YOURSELF TOO EARLY.
IN THE PROCESS, GREAT THINGS TAKE TIME.

21/08/2026

🌟 𝗨𝗦𝗘𝗙𝗨𝗟 𝗘𝗡𝗚𝗟𝗜𝗦𝗛 #𝟬𝟭 - 𝗛𝗶𝗧 𝗦𝗧𝗔𝗥𝗧

📱 A: Hey, are you almost here? We're about to start!
🇲🇬 Hey, efa ho tonga ve ianao? Efa hanomboka mantsy!

📱 B: So sorry, 𝙄’𝙢 𝙧𝙪𝙣𝙣𝙞𝙣𝙜 𝙡𝙖𝙩𝙚! Traffic is terrible today.
🇲🇬 Tena miala tsiny, ______! Be embouteillage androany.

📱 A: Oh no. How long do you think you'll be?
🇲🇬 Oay. Mety hafiriana ianao vao tonga?

📱 B: 𝙄’𝙢 𝙤𝙣 𝙢𝙮 𝙬𝙖𝙮 right now. I should be there in 10 minutes.
🇲🇬 Efa an-dalana aho izao. Tokony ho tonga afaka 10 minitra eo.

[COURSE]
Raha te hiteny Anglisy am-pahatokiana ianao, vao manomboka mintsy na efa nianatra fa mbola te hanamafy ny fototra, dia natao ho anao ny 𝗛𝗶𝗧 𝗦𝗧𝗔𝗥𝗧.

👉 Soraty ao amin’ny commentaire ny hoe "𝐒𝐓𝐀𝐑𝐓" dia hifandray aminao izahay.

𝐋𝐄𝐀𝐑𝐍 • 𝐆𝐑𝐎𝐖 • 𝐒𝐔𝐂𝐂𝐄𝐄𝐃✨

19/08/2026

"𝗬𝗼𝘂 𝗰𝗮𝗻 𝗼𝘃𝗲𝗿𝗰𝗼𝗺𝗲 𝘆𝗼𝘂𝗿 𝗳𝗲𝗮𝗿 𝗼𝗳 𝘀𝗽𝗲𝗮𝗸𝗶𝗻𝗴 𝗘𝗻𝗴𝗹𝗶𝘀𝗵."

🇲🇬Afaka mandresy ny tahotrao miteny anglisy ianao.

and it's absolutely true!
If you've been struggling with confidence or don't know where to start, the HiTako app was designed specifically for you.

> We built this platform to give you a safe, effective, and interactive space to practice until you reach your goals.

You don't have to do it alone!

👉Build confidence at your own pace.
👉Master spoken English without the fear of making mistakes.
👉Achieve your goals with tools tailored to your learning journey.

Create your account today and let's get started: https://hitako-academy.vercel.app 🎯

18/08/2026

Small progress is still progress.
Keep learning. ✨

17/08/2026

🌟 New lesson alert! Efa hita ao amin'ny tranonkala ny lesona vaovao momban'ny "𝗪𝗵𝗮𝘁'𝘀 𝘂𝗽?" 🌟

Hitanao ao ny fomba fampiasana azy, ny famaliana ary ny fampiharana rehetra.

🗣️ Fa 'ndao isika aloha hijery Dialogue kely:

A: Hey, what's up? You look super focused.
🇲🇬 Salama, ______? Toa mifantoka be ianao!

B: Not much! Just checking out this new app, but I'm not sure if it's really worth it.
🇲🇬 Tsy de misy eh! Mijery ity application vaovao ity fotsiny aho. Mbola tsy azoko antoka raha tena mahasoa io.

A: Oh, I've heard good things about it. You should just give it a try and see how it goes!
🇲🇬 Ah, efa reko hoe tsara io. Handramo fotsiny aloha eh.. ho hitanao eo ny vokany!

B: Yeah, you're right.
🇲🇬 Eny e, marina ny anao.

👉 Azonao tsidihina ao amin'ny tranokala ny lesona feno (ao amin'ny commentaire voalohany ny rohy) + afaka manoratra ny valin-teninao ao avy hatrany koa ianao!

𝐋𝐄𝐀𝐑𝐍 • 𝐆𝐑𝐎𝐖 • 𝐒𝐔𝐂𝐂𝐄𝐄𝐃✨

Photos from U.S. Embassy Madagascar's post 14/08/2026

🇲🇬🇺🇸✨

13/08/2026

Ity no antony tsy ahavitanao miteny Anglisy na dia efa nianatra an-taonany maro aza... 🤯👇

12/08/2026

A: I’m going to buy a new car tomorrow.
B: Seriously?
A: No, I’m just kidding😄

A: Hividy fiara vaovao aho rahampitso.
B: Tena marina ve?
A: Aaa, mivazivazy fotsiny aho😄

Ireo fomba fiteny 2 ireo dia tena fampiasa amin’ny resaka andavanandro.

[COURSE]
Raha te hiteny Anglisy am-pahatokiana ianao, vao manomboka mintsy, dia natao ho anao ny 𝗛𝗶𝗧 𝗦𝗧𝗔𝗥𝗧.

👉 Soraty ao amin’ny commentaire ny hoe "𝐒𝐓𝐀𝐑𝐓" dia hifandray aminao izahay.

𝐋𝐄𝐀𝐑𝐍 • 𝐆𝐑𝐎𝐖 • 𝐒𝐔𝐂𝐂𝐄𝐄𝐃✨

07/08/2026

🇺🇸 LEARN • GROW • SUCCEED

Avec l'application HiTako, 10 à 15 minutes par jour suffisent pour parler naturellement.

🎁 Inscrivez-vous aujourd'hui et débloquez immédiatement 2 leçons GRATUITES!

👉 Rejoignez-nous ici : https://hitako-academy.vercel.app/free-registration

06/08/2026

👂 𝗠𝗜𝗛𝗔𝗜𝗡𝗢 → 🗣 𝗠𝗔𝗞𝗔 𝗧𝗔𝗛𝗔𝗞𝗔 → 🔁 𝗠𝗔𝗠𝗘𝗥𝗜𝗡𝗔

Ireo no hanampy anao hahatakatra sy hiteny Anglisy am-pahatokiana. Ampiharo isan'andro, dia ho hitanao tsikelikely ny fandrosoanao.

✨Ny "𝗛𝗶𝗧 𝗦𝗧𝗔𝗥𝗧 - 𝗗𝗮𝗶𝗹𝘆 𝗘𝗻𝗴𝗹𝗶𝘀𝗵" dia miorina tanteraka amin'ireo dingana telo ireo.

📱 Mianatra amin'ny rythme-nao ianao amin'ny alalan'ireo lesona 80 ao amin'ny appli HiTako. 🆕

𝐹𝑎𝑛𝑡𝑎𝑡𝑟𝑎𝑦 𝑡𝑠𝑎𝑟𝑎 𝑓𝑎 𝑠𝑎𝑚𝑦 𝑚𝑎𝑛𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 ℎ𝑎𝑓𝑎𝑖𝑛𝑔𝑎𝑛𝑎𝑚-𝑝𝑎𝑛𝑑𝑒ℎ𝑎𝑛𝑦 𝑛𝑦 𝑡𝑠𝑖𝑟𝑎𝑖𝑟𝑎𝑦 𝑟𝑒ℎ𝑒𝑓𝑎 𝑚𝑖𝑎𝑛𝑎𝑡𝑟𝑎.
𝐾𝑎 𝑧𝑎𝑛𝑦 𝑖𝑛𝑑𝑟𝑖𝑛𝑑𝑟𝑎 𝑛𝑜 𝑎𝑛𝑡𝑜𝑛𝑦 𝑛𝑎𝑚𝑜𝑙𝑎𝑣𝑜𝑙𝑎𝑛𝑎 𝑝𝑟𝑜𝑔𝑟𝑎𝑚𝑎 𝑎ℎ𝑎𝑓𝑎ℎ𝑎𝑛𝑎𝑜 𝑚𝑎𝑛𝑑𝑟𝑜𝑠𝑜 𝑡𝑠𝑖𝑘𝑒𝑙𝑖𝑘𝑒𝑙𝑦, 𝑛𝑒𝑓𝑎 𝑚𝑎ℎ𝑜𝑚𝑏𝑦.

📅 Mandritra ny 𝟬𝟮 𝘃𝗼𝗹𝗮𝗻𝗮 dia hahazo lesona sy fanaraha-maso manokana ianao.
Ary hisy 𝘁𝗲𝘀𝘁 hatao isaky ny faran'ny herinandro mba hahafantarana ireo mbola mila hatsaraina.

⁉️ Ianao ve...

👉 𝑴𝒊𝒂𝒔𝒂 𝒌𝒂 𝒕𝒔𝒚 𝒅𝒊𝒂 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒎-𝒑𝒐𝒕𝒐𝒂𝒏𝒂 𝒃𝒆 𝒉𝒊𝒂𝒏𝒂𝒓𝒂𝒏𝒂?
👉 𝑴𝒃𝒐𝒍𝒂 𝒎𝒂𝒕𝒂𝒉𝒐𝒕𝒓𝒂 𝒏𝒂 𝒎𝒆𝒏𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒎𝒊𝒕𝒆𝒏𝒚 𝑨𝒏𝒈𝒍𝒊𝒔𝒚?
👉 𝑻𝒆 𝒉𝒂𝒏𝒐𝒎𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒕𝒆𝒏𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒂𝒔𝒂 𝒕𝒔𝒂𝒓𝒂 𝒌𝒐𝒌𝒐𝒂 𝒏𝒂 𝒉𝒂𝒏𝒂𝒕𝒔𝒂𝒓𝒂 𝒏𝒚 𝒂𝒔𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒂𝒍𝒂𝒍𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝑨𝒏𝒈𝒍𝒊𝒔𝒚?

Raha eny ny valinteninao dia natao ho anao ity programa ity.

⏱️ 10–15 𝑚𝑖𝑛𝑖𝑡𝑟𝑎 𝑖𝑠𝑎𝑛'𝑎𝑛𝑑𝑟𝑜 𝑚𝑜𝑛𝑗𝑎 𝑑𝑖𝑎 𝑎𝑚𝑝𝑦. 𝐴𝑓𝑎𝑘𝑎 𝑚𝑖𝑎𝑛𝑎𝑡𝑟𝑎 𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 𝑓𝑜𝑡𝑜𝑎𝑛𝑎 𝑠𝑦 𝑡𝑜𝑒𝑟𝑎𝑛𝑎 𝑚𝑒𝑡𝑦 𝑎𝑚𝑖𝑛𝑎𝑜 𝑖𝑎𝑛𝑎𝑜.

🎯 𝗧𝗔𝗡𝗝𝗢𝗡𝗔

✨ Rehefa vita ny fandaharam-pianarana dia:

✅ Hahatakatra sy hampiasa ny teny Anglisy fampiasa isan’andro.

✅ Ho afaka hiteny Anglisy am-pahatokiana amin’ny resaka andavanandro sy any am-piasana.

✅ Hanana fahaiza-manao hanokatra fahafahana vaovao eo amin’ny asa sy ny fianarana.

📋𝐴𝑙𝑜ℎ𝑎𝑛'𝑛𝑦 ℎ𝑎𝑛𝑜𝑚𝑏𝑜ℎ𝑎𝑛𝑎𝑜 𝑑𝑖𝑎 ℎ𝑖𝑠𝑦 𝑓𝑖𝑡𝑠𝑎𝑝𝑎𝑛𝑎 "𝑡𝑒𝑠𝑡" ℎ𝑎𝑚𝑎𝑟𝑖𝑡𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑟𝑖-𝑝𝑎ℎ𝑎𝑖𝑧𝑎𝑛𝑎𝑜 𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑧𝑎𝑜 𝑚𝑏𝑎 ℎ𝑜 𝑎𝑟𝑎𝑘𝑦 𝑛𝑦 𝑓𝑖𝑙𝑎𝑛𝑎𝑜 𝑛𝑦 𝑙𝑎𝑙𝑎𝑚-𝑝𝑖𝑜𝑓𝑎𝑛𝑎𝑛𝑎 𝑎𝑟𝑎ℎ𝑖𝑛𝑎.

📢 𝗠𝗜𝗦𝗢𝗞𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗦𝗢𝗥𝗔𝗧𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔.

👉 Soraty ao amin'ny commentaire hoe "𝐒𝐓𝐀𝐑𝐓" dia omenay anao ny tora-lalana rehetra.

"English is no longer optional. It's the language of opportunity." 🌍

𝑁𝐵: 𝑅𝑎ℎ𝑎 𝑡𝑜𝑛𝑔𝑎 ℎ𝑎𝑡𝑟𝑒𝑡𝑜 𝑖𝑎𝑛𝑎𝑜 𝑑𝑖𝑎 𝑚𝑖𝑠𝑦 𝑏𝑜𝑛𝑢𝑠 ℎ𝑜 𝑎𝑛𝑎𝑜 𝑚𝑜𝑚𝑏𝑎𝑛'𝑛𝑦 𝑙𝑒𝑠𝑜𝑛𝑎 𝑎𝑛𝑑𝑟𝑜𝑎𝑛𝑦 𝑎𝑜 𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 𝑐𝑜𝑚𝑚𝑒𝑛𝑡𝑎𝑖𝑟𝑒 𝑣𝑜𝑎𝑙𝑜ℎ𝑎𝑛𝑦.

𝐋𝐄𝐀𝐑𝐍 • 𝐆𝐑𝐎𝐖 • 𝐒𝐔𝐂𝐂𝐄𝐄𝐃✨

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Address


Ambohimangakely
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00