11/05/2026
Lesson: Talking about money ๐ธ
| Dialogue 1 |
A: Are you joining the HiTako Spoken English Course this June? ๐บ๐ธ
๐ฒ๐ฌ Hiditra ao aminโny HiTako Spoken English Course ve ianao aminโity volana Jona ity?
B: I really want to, but ๐ ๐ฎ๐บ ๐ฏ๐ฟ๐ผ๐ธ๐ฒ right now. I spent all my money on rent and bills ๐ญ
๐ฒ๐ฌ Tena te hiditra aho ๐ญ fa tsy manam-bola mihitsy aminโizao. Lany taminโny hofan-trano sy ny factures daholo ny volako.
| Dialogue 2 |
A: Why did you choose the Standard offer instead of Premium?
๐ฒ๐ฌ Fa maninona ianao no nisafidy ilay offre Standard fa tsy Premium?
B: I am ๐ผ๐ป ๐ฎ ๐๐ถ๐ด๐ต๐ ๐ฏ๐๐ฑ๐ด๐ฒ๐ right now, but I still want to improve my English little by little ๐
๐ฒ๐ฌ Mbola mila mitsitsy vola aloha aho aminโizao ๐ fa te hanatsara ny anglais-ko tsikelikely ihany.
Fanamarihana kely:
โ
I am broke: Ampiasaina rehefa tena tsy misy vola mihitsy (0 Ar).
โ
I am on a tight budget: Midika hoe misy ihany ny vola, fa voafetra ny fandaniana ka mila mitsitsy tsara.
๐ Ao amin'ny commentaire voalohany ny tsara ho fantatra rehetra momban'ny ๐๐ถ๐ง๐ฎ๐ธ๐ผ ๐ฆ๐ฝ๐ผ๐ธ๐ฒ๐ป ๐๐ป๐ด๐น๐ถ๐๐ต ๐๐ผ๐๐ฟ๐๐ฒ โ ๐ข๐ป๐น๐ถ๐ป๐ฒ ๐บ๐ธ [Niveau 1]
Aza adino ny mizara sy manasa ny namana hanaraka ny pejy - HiTako Academy : Learn Languages ๐
"๐น๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐, ๐
๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐จ๐๐๐๐๐๐."
๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ โจ
10/05/2026
โจSUNDAY CHILLโจ
Ndao isika hiala voly kely fa alahady ny andro!
Inona ilay fanomezana tianao mba hisy hanolotra anao aminโizao? ๐
๐ฑ๐ปโ๏ธ๐ก๐๐๐ง๐๐ซ๐๐ต๐๏ธ
07/05/2026
| Dialogue 1 |
A: I just got promoted, but itโs not official yet.
๐ฒ๐ฌ Vao nahazo promotion aho, fa mbola tsy ofisialy aloha izao.
B: Wow, congratulations! Donโt worry, Iโll ๐ธ๐ฒ๐ฒ๐ฝ ๐๐ต๐ถ๐ ๐๐ป๐ฑ๐ฒ๐ฟ ๐บ๐ ๐ต๐ฎ๐.
๐ฒ๐ฌ Wow, arahabaina eeh! Aza manahy fa hotazoniko ho tsiambaratelo tsara aloha io ๐คซ
| Dialogue 2 |
A: Weโre planning a surprise party for Fitia.
๐ฒ๐ฌ Manomana fety surprise ho anโi Fitia isika. ๐
B: Nice! Iโll ๐ธ๐ฒ๐ฒ๐ฝ ๐ถ๐ ๐ผ๐ป ๐๐ต๐ฒ ๐ฑ๐ผ๐๐ป ๐น๐ผ๐ so she wonโt find out.
๐ฒ๐ฌ Tsara izany! Tsy aparitako aminโolona mihitsy aloha io mba tsy ho fantany.๐ค
Mampitombo ny fahaizanao ve ny fizarร na eto ?
Andao hifanohana ary ๐ amin'ny alalan'ny partage ataonao, ary aza adino ihany koa ny manasa ny namana hanaraka ny pejy - HiTako Academy : Learn Languages ๐
๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ โจ
07/05/2026
Celebrate each little win, and know that you're doing an amazing job.
04/05/2026
Hello hello ๐
Manomboka volana vaovao indray isika ๐ค
Ireto ny ho anareo androanyโจ
1- "๐ท๐๐๐๐๐๐
" means you are extremely thirsty, dry, or dehydrated, often indicating a need for water.
2- "๐บ๐๐๐๐๐๐๐" is an informal way to say you are extremely hungry.
HiTako Academy
01/05/2026
๐บ๐ธ Vocabulary of the Day 46
Ahoana no ilazana ny hoe "๐ด๐ฐ๐ณ๐จ ๐ฝ๐จ๐ต๐ฐ๐ต๐" amin'ny teny Anglisy? ๐ค
A. Look for trouble.
B. Pick a fight.
C. Get angry.
Soraty ao amin'ny commentaire ny safidinao (A, B, na C) ๐
Raha tsy mbola hainao dia soraty ao amin'ny commentaire hoe "๐๐ถ๐ง๐ฐ๐ฒ" fa omenay anao ny lesona feno.
"Step by step to your English fluency!"
๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ โจ๐ฏ
28/04/2026
Fomba vitsivitsy afaka ampiasaina rehefa hanome ohatra ianao โจ
๐น ๐๐ฒ๐โ๐ ๐๐ฎ๐ โ rehefa manome ohatra an-tsaina
๐บ๐ธ "Letโs say you have 100 dollars..."
๐ฒ๐ฌ Andeha hatao hoe manana 100 dolara ianao...
๐น ๐ฆ๐๐ฐ๐ต ๐ฎ๐ โ rehefa mitanisa ohatra mazava
๐บ๐ธ "I like fruits such as mangoes and bananas."
๐ฒ๐ฌ Tia voankazo aho, toy ny manga sy akondro.
๐น ๐๐๐ฝ๐ฒ๐ฐ๐ถ๐ฎ๐น๐น๐ โ rehefa manasongadina ohatra iray manokana
๐บ๐ธ "I love sports, especially football."
๐ฒ๐ฌ Tia fanatanjahantena aho, indrindra fa ny baolina kitra.
Izay indray ary ny afaka naroso anao androany. Aza adino ny mampihatra azy amin'ny resaka andavanandro ๐
Raha mbola mahita hafa ianao dia soraty ao aminโny commentaire ๐
NDAO HIANATRA. NDAO HITOMBO. NDAO HAHOMBY. โจ
๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐
HiTako Academy ๐
28/04/2026
๐ฉ๐๐๐๐๐๐๐ ๐
๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐
๐๐ ๐โ๐๐๐๐๐๐๐.
Y en a qui ont essayรฉ, et ils ont adorรฉ !
Certains commencentโฆ puis abandonnent.
Pas par manque de motivation... mais par manque de mรฉthode.
Chez HiTako Academy, on a mis au point un systรจme simple et efficace :
Ici, on a 5 niveaux de cours, pour que chacun y trouve son compte.
๐ฏ Peu importe ton niveau :
โ Dรฉbutant total
โ Intermรฉdiaire
โ Ou dรฉjร avancรฉ
Les classes sont petites, on a pas plus de 10 รฉtudiants max.
Les cours sont envoyรฉs sur WhatsApp et il y a aussi des lives.
Si tu galรจres, t'inquiรจte, on te filera un coup de main.
Et ร la fin de chaque niveau, il y a un test.
Ce n'est pas un cours de plus.
C'est un parcours complet, du niveau 1 au niveau 5.
๐ฅ ๐๐ ๐ฝ๐ผ๐๐ฟ ๐ฐ๐ฒ๐๐
๐พ๐๐ถ ๐บ๐ฎ๐ถฬ๐๐ฟ๐ถ๐๐ฒ๐ป๐ ๐ฑ๐ฒฬ๐ท๐ฎฬ ๐๐ฟ๐ฒฬ๐ ๐ฏ๐ถ๐ฒ๐ป ๐นโ๐ฎ๐ป๐ด๐น๐ฎ๐ถ๐ (๐ป๐ถ๐๐ฒ๐ฎ๐ ๐๐ญ) :
๐ข๐ป ๐ฐ๐ต๐ฒ๐ฟ๐ฐ๐ต๐ฒ ๐ฑ๐ฒ๐ ๐ฝ๐ฟ๐ผ๐ณ๐ฒ๐๐๐ฒ๐๐ฟ๐ ๐ฑโ๐ฎ๐ป๐ด๐น๐ฎ๐ถ๐ ๐ฒ๐ป ๐น๐ถ๐ด๐ป๐ฒ ๐ฝ๐ฎ๐๐๐ถ๐ผ๐ป๐ป๐ฒฬ๐.
๐ฉ ๐ฃ๐ผ๐๐ฟ ๐ฝ๐ผ๐๐๐๐น๐ฒ๐ฟ, ๐ฒ๐ป๐๐ผ๐๐ฒ๐ ๐๐ผ๐๐ฟ๐ฒ ๐๐ฉ, ๐๐ผ๐ ๐ฝ๐ฟ๐ฒฬ๐๐ฒ๐ป๐๐ถ๐ผ๐ป๐ ๐๐ฎ๐น๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐น๐ฒ๐ ๐ฒ๐ ๐๐ป๐ฒ ๐ฐ๐ผ๐๐ฟ๐๐ฒ ๐๐ถ๐ฑ๐ฒฬ๐ผ ๐ฑ๐ฒ ๐ฐ๐ผ๐๐ฟ๐ ๐ฎฬ ๐น๐ฒ๐ฎ๐ฟ๐ป๐๐ถ๐๐ต๐ต๐ถ๐๐ฎ๐ธ๐ผ@๐ด๐บ๐ฎ๐ถ๐น.๐ฐ๐ผ๐บ.
โค๏ธ Rejoins-nous et fais partie du mouvement.
๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ โจ
27/04/2026
Manokatra varavarana maro ho anao ny fahaizana miteny ๐บ๐ธ
โโโโโโ โ โโโโโโ
Wishing you a week full of ๐ซ
24/04/2026
๐ฒ๐ฌ Miezaha mafy isanโandro mba ho tsara kokoa noho ny omaly.
๐บ๐ธ Work hard every day to become better than you were yesterday.
HiTako Academy