Cours CPE Itaosy

Cours CPE Itaosy

Share

Cours de prรฉparation aux examens BEPC - BAC

13/10/2025

Miarahaba tompoko,
Miverina mianatra manaraka ny emploi du temps mahazatra isika manomboka rahampitso talata 14 oktobra 2025!
Mirary soa hatrany

13/10/2025

Miarahaba tompoko,
Noho ny toe-draharaha eto amin'ny firenena dia miato ny fampianarana ho an'ny anio Alatsinainy 13 Oktobra 2025!
Mirary soa hatrany ho antsika rehetra!

05/08/2025

๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข Ho anareo izay mitady fianarana azo antoka amin'ity taom-pianarana ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ5-๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ6 ity๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข
Aza misalasala manatona anay ato amin'ny cours CPE Itaosy

โ™ฆ๏ธ Kilasy misokatra: ๐Ÿ‘๐ž, ๐“๐ž๐ซ๐ฆ๐ข๐ง๐š๐ฅ๐ž๐ฌ ๐€, ๐‚, ๐ƒ

โœ… Afaka misafidy fotoana ianarana:
โžก๏ธ Na tapak'andro isan'andro
โžก๏ธ Na alarobia hariva sy sabotsy

Ireo tombon-tsoa ho azonao:
๐Ÿ”น Fampianarana miaraka amin'ny mpampianatra efa za-draharaha
๐Ÿ”น Boky 3๏ธโƒฃ ho zaraina maimaim-poana mandritra ny taom-pianarana.

Koa manasa anao ary:
- handefa hafatra miafina amin'ny pejy,
- na hanatona ny birao ety amin'ny ๐Ÿซ COURS CPE Itaosy, ampitan'ny kaominina Andranonahoatra
- na hiantso ny laharana ๐Ÿ“ž 034 45 855 81

"๐‘€๐‘’๐‘ก๐‘ก๐‘’๐‘ง ๐‘ฃ๐‘œ๐‘ก๐‘Ÿ๐‘’ ๐‘๐‘œ๐‘›๐‘“๐‘–๐‘Ž๐‘›๐‘๐‘’ ๐‘‘๐‘Ž๐‘›๐‘  ๐‘›๐‘œ๐‘ก๐‘Ÿ๐‘’ ๐‘’๐‘ฅ๐‘๐‘’๐‘Ÿ๐‘–๐‘’๐‘›๐‘๐‘’"

10/07/2025

๐Ÿ›‘๐Ÿ›‘๐Ÿ›‘ ๐…๐€๐‘๐€๐ƒ๐Ž๐๐Ž๐Š๐€ 2๏ธโƒฃ0๏ธโƒฃ2๏ธโƒฃ5๏ธโƒฃ ๐Ÿ›‘๐Ÿ›‘๐Ÿ›‘

Ho an'ireo mpianatra hiatrika fanadinana ๐—•๐—”๐—– 2025,

Efa misokatra izao ny fisoratana anarana ny amin'ny ๐Ÿง‘โ€๐ŸŽ“๐…๐€๐‘๐€๐ƒ๐Ž๐๐Ž๐Š๐€ ๐๐€๐‚ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ5 2รจ vague

โœด๏ธ Hisy Boky 1๏ธโƒฃ ho zaraina maimaim-poana
โœด๏ธFamerenana ny taranja rehetra miaraka amin'ny mpampianatra efa za-draharaha

๐Ÿ—“๏ธ Fidirana : 1๏ธโƒฃ4๏ธโƒฃ Jolay 2๏ธโƒฃ0๏ธโƒฃ2๏ธโƒฃ5๏ธโƒฃ

Koa aza misalasala ary:
- ๐‘€๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘ก๐‘œ๐‘›๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐‘๐‘–๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘œ ๐Ÿซ ๐‘›๐‘ฆ ๐ถ๐‘œ๐‘ข๐‘Ÿ๐‘  ๐ถ๐‘ƒ๐ธ Itaosy, apian'ny commune Andranonahoatra
- ๐‘›๐‘Ž ๐‘š๐‘Ž๐‘›๐‘‘๐‘’๐‘“๐‘Ž โ„Ž๐‘Ž๐‘“๐‘Ž๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘š๐‘–๐‘Ž๐‘“๐‘–๐‘›๐‘Ž ๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›'๐‘›๐‘ฆ ๐‘๐‘’๐‘—๐‘ฆ
- ๐‘›๐‘Ž ๐‘š๐‘–๐‘Ž๐‘›๐‘ก๐‘ ๐‘œ ๐‘›๐‘ฆ ๐‘™๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐Ÿ“ž 034 45 855 81

"Mettez votre confiance dans notre expรฉrience"

09/07/2025
05/06/2025

๐Ÿ›‘๐Ÿ›‘๐Ÿ›‘ ๐…๐€๐‘๐€๐ƒ๐Ž๐๐Ž๐Š๐€ 2๏ธโƒฃ0๏ธโƒฃ2๏ธโƒฃ5๏ธโƒฃ ๐Ÿ›‘๐Ÿ›‘๐Ÿ›‘

Ho an'ireo mpianatra hiatrika fanandinana ๐—•๐—˜๐—ฃ๐—– sy ๐—•๐—”๐—– 2025,

Efa misokatra izao ny fisoratana anarana ny amin'ny ๐Ÿง‘โ€๐ŸŽ“๐…๐€๐‘๐€๐ƒ๐Ž๐๐Ž๐Š๐€ ๐๐„๐๐‚ - ๐๐€๐‚ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ5

โœด๏ธ Hisy Boky 1๏ธโƒฃ ho zaraina maimaim-poana
โœด๏ธFamerenana ny taranja rehetra miaraka amin'ny mpampianatra efa za-draharaha

๐Ÿ—“๏ธ Fidirana BEPC: 2๏ธโƒฃ3๏ธโƒฃ Jona 2๏ธโƒฃ0๏ธโƒฃ2๏ธโƒฃ5๏ธโƒฃ
๐Ÿ—“๏ธ Fidirana BACC: 3๏ธโƒฃ0๏ธโƒฃ Jona 2๏ธโƒฃ0๏ธโƒฃ2๏ธโƒฃ5๏ธโƒฃ

Koa aza misalasala ary:
- ๐‘€๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘ก๐‘œ๐‘›๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐‘๐‘–๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘œ ๐Ÿซ ๐‘›๐‘ฆ ๐ถ๐‘œ๐‘ข๐‘Ÿ๐‘  ๐ถ๐‘ƒ๐ธ Itaosy, apian'ny commune Andranonahoatra
- ๐‘›๐‘Ž ๐‘š๐‘Ž๐‘›๐‘‘๐‘’๐‘“๐‘Ž โ„Ž๐‘Ž๐‘“๐‘Ž๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘š๐‘–๐‘Ž๐‘“๐‘–๐‘›๐‘Ž ๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›'๐‘›๐‘ฆ ๐‘๐‘’๐‘—๐‘ฆ
- ๐‘›๐‘Ž ๐‘š๐‘–๐‘Ž๐‘›๐‘ก๐‘ ๐‘œ ๐‘›๐‘ฆ ๐‘™๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐Ÿ“ž 034 45 855 81

"Mettez votre confiance dans notre expรฉrience"

03/01/2025

๐Ÿ›‘ Prochaine rentrรฉe: ๐—๐—”๐—ก๐—ฉ๐—œ๐—˜๐—ฅ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฑ
Mbola mitohy ny fisoratana anarana ho an'ireo mpianatra manomana ny fanadinana ๐๐„๐๐‚ - ๐๐€๐‚ ๐€ ๐‚ ๐ƒ
Fidirana vaovao : ๐Ÿ—“๏ธ 04 Janvier 2025
Ireo tombony ho azonao :
- boky 3 maimaim-poana
- mpampianatra za-draharaha
Afaka misafidy ianao na hianatra isan'andro na hianatra isaky ny Alarobia hariva miampy ny Asabotsy
Raha mila filan-kevitra sy fanazavana fanampiny, manatona ny biraon'ny Cours CPE apitan'ny kaominina Andranonahoatra , na miantso ny laharana 034 45 855 81, na mandefa hafatra amin'ny pejy.
"๐‘€๐‘’๐‘ก๐‘ก๐‘’๐‘ง ๐‘ฃ๐‘œ๐‘ก๐‘Ÿ๐‘’ ๐‘๐‘œ๐‘›๐‘“๐‘–๐‘Ž๐‘›๐‘๐‘’ ๐‘‘๐‘Ž๐‘›๐‘  ๐‘›๐‘œ๐‘ก๐‘Ÿ๐‘’ e๐‘ฅ๐‘รฉ๐‘Ÿ๐‘–๐‘’๐‘›๐‘๐‘’"

10/09/2024

๐Ÿ“ƒ๐Ÿ–‹๏ธ INSCRIPTION OUVERTE
๐Ÿ”Š๐Ÿ”Š BEPC - BAC 2025 ๐Ÿ”Š๐Ÿ”Š

Efa misokatra ny fisoratana anarana ato amin'ny Cours CPE, Club des Professeurs Expรฉrimentรฉs, ho an'ireo mpianatra izay hiatrika ny fanadinana BEPC - BAC A C D 2025.

Ireto avy ny tombontsoa ho azo:
โ–ถ๏ธ hisy boky 3๏ธโƒฃ hozaraina maimaimpoana
โ–ถ๏ธ ora ianarana azo isafidianana
โ–ถ๏ธ examen blanc
โ–ถ๏ธ mpampianatra efa za-draharaha
โ–ถ๏ธ fikarakarana ny fisoratana anarana amin'ny fanadinana

Raha mila โ„น๏ธ fanazavana fanampiny ร ry ianao, dia aza misalasala :
- mandefa ๐Ÿ“ฉ hafatra miafina amin'ny pejy, na
- miantso ny laharana โ˜Ž๏ธ 034 45 855 81 na
- manatona ny ๐Ÿซ birao COURS CPE en face commune Andranonahoatra

Fidirana: ๐Ÿ—“๏ธ 05 Octobre 2024

"Mettez votre confiance dans notre expรฉrience"

04/06/2024

๐Ÿ›‘๐Ÿ›‘๐Ÿ›‘ ๐…๐€๐‘๐€๐ƒ๐Ž๐๐Ž๐Š๐€ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ’ ๐Ÿ›‘๐Ÿ›‘๐Ÿ›‘

Ho an'ireo mpianatra hiatrika fanandinana ๐—•๐—˜๐—ฃ๐—– sy ๐—•๐—”๐—– ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฐ,

Efa misokatra izao ny fisoratana anarana ny amin'ny ๐Ÿง‘โ€๐ŸŽ“๐…๐€๐‘๐€๐ƒ๐Ž๐๐Ž๐Š๐€ ๐๐„๐๐‚ - ๐๐€๐‚ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ’

โœด๏ธ Hisy Boky 1๏ธโƒฃ ho zaraina maimaim-poana
โœด๏ธFamerenana ny taranja rehetra miaraka amin'ny mpampianatra efa za-draharaha

๐Ÿ—“๏ธ Fidirana BEPC: 2๏ธโƒฃ4๏ธโƒฃ Jona 2๏ธโƒฃ0๏ธโƒฃ2๏ธโƒฃ4๏ธโƒฃ
๐Ÿ—“๏ธ Fidirana BACC: 0๏ธโƒฃ1๏ธโƒฃ Jolay 2๏ธโƒฃ0๏ธโƒฃ2๏ธโƒฃ4๏ธโƒฃ

Koa aza misalasala ary:
- ๐‘€๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘ก๐‘œ๐‘›๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐‘๐‘–๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘œ ๐Ÿซ apitan'ny commune Andranonahoatra
- ๐‘›๐‘Ž ๐‘š๐‘Ž๐‘›๐‘‘๐‘’๐‘“๐‘Ž โ„Ž๐‘Ž๐‘“๐‘Ž๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘š๐‘–๐‘Ž๐‘“๐‘–๐‘›๐‘Ž ๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›'๐‘›๐‘ฆ ๐‘๐‘’๐‘—๐‘ฆ
- ๐‘›๐‘Ž ๐‘š๐‘–๐‘Ž๐‘›๐‘ก๐‘ ๐‘œ ๐‘›๐‘ฆ ๐‘™๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐Ÿ“ž 034 45 855 81

"Mettez votre confiance dans notre expรฉrience"

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address

Itaosy
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00