26/03/2025
Miarahaba antsika rehetra indray 🥰
Misy vaovao entinay ho anareo indray 🤩
Tee-shirts na robes personnalisés "Tiako Loatra Ianao Jesoa" amin'ny lokony sy habeany samihafa.
Mandefa tsy misy soratra ihany koa izahay an!!
Amin'ny vidiny mirary hatrany 😉
Aza misalasala ary mandefa hafatra miafina(mp) na hiantso ny 0348158499.
Mirary tontolo andro mahafinaritra be 🥳🥰
26/03/2024
Akory aby o!!👋
Ho antsika izay mbola sahirana mitady "robe" ary e👗🤩
Alefako 6000ar daholo ihany😉
Fa 'ndraso aloha an!! 🤫 omeko cadeau nareo raha mahita telo ao🎁 omeko 5000ar/pc🤩
Fidio izay tiana ary e, dia mirary soa hatrany 💐
Mp/0348158499
Lieu: Anjanahary Soavimbahoaka
18/03/2024
Faly manonona ny Fiadananan'Ny Tompo ho aminao sy ny ankohonanao ary amin'izay rehetra anananao🥰
Tiako ny mampatsiahy anao fa BE VONINAHITRA eo imason'i Tompo ianao 🤲
Mitrakà dia mijorò hatrany 💐
12/03/2024
Bonjour ndray😊
Aza miala fa efa ho avy indray ny vague manaraka an!!
Ireto misy santionany 🤩
Mp/0348158499 avy hatrany 💌
Mbola 6000ar foana aloha hatreto!!
06/03/2024
🥳Eo indray ary e🤩
6000ar daholo indray r'zareo a!!!!
Mp/0348158499
Showroom : Anjanahary ampitan'ny fasam-bazaha anelanelan'ny école Sine qua non
01/03/2024
Miarahaba o,
Natao ho an'ny rehetra ireto fa fidio izay mety aminao ☺️
👉👉3000ar daholo izay hitanao rehetra ato😍😍😍
Manasa anao hiditra ao amin'ny "MP" avy hatrany 💌
Mbola be ny zavatra hohitanao ato fa araho hatrany ny pejy🥰
0348158499