27/02/2026
On vous attend pour la 3ème édition !!!
Avec cette année encore, la possibilité de réserver une planche campagnarde à déguster après l’effort
11/02/2026
Miverina amin'ny laoniny ny fampianarana eto amin'ny sekoly rahampitso alakamisy .
misaotra tompoko
10/02/2026
Miato ny fampianarana eto amin'ny sekoly ho an'ny rahampitso.
entanina isika hanaraka hatrany ny fahampahalam-baovao.
mankasitraka amin'ny fiarahamiasa
19/01/2026
célébration du nouvel an des élèves ...
nos meilleurs voeux pour cette nouvelle année.....
merci à tous et à toutes pour la préparation de cette événement.
🎊🎉🎈🎆🎇🎊🎉
25/11/2025
Notre établissement, notre fierté
03/08/2025
Efa misokatra ny fisoratana anarana eto amin'ny collège privé La Belle Ruche ho an'ny taom-pianarana 2025-2026 .
Ms hatramin'ny 6 ème kilasy misokatra 5 ème.
Koa aza tara ary fa voafetra ny toerana.
Fampianarana azo antoka.
08/07/2025
Raha hitady sekoly azo antoka ho an'ny zanakao aza misalasala manantona ny Sekoly La Belle Ruche. Fanabeazana azo antoka ny mpanabe matihanina.
22/06/2025
Félicitations les enfants 🎉🎉🎉🎉
CEPE 100%
25/03/2025
Araka ny vaovao voaray dia miverina mianatra ny mpianatra eto amin'ny sekoly manomboka rahampitso .
Isaorana isika Ray aman-dReny amin'ny fanarahana ny lamina rehetra.
24/03/2025
Araka ny fanambarana ofisialy dia mbola mihato ny fampianarana eto amin'ny sekoly ho an'ny rahampitso .
Entanina hatrany isika Ray aman-dReny hanaraka tsy tapaka ny vaovao rehetra.
Mankasitra indrindra amin'ny fiarahamiasa .
Aoka mba hifampita vaovao