10/03/2024
Pear harbour
Pourquoi le Japon a attaqué Pearl Harbor ? #japon #pearlharbor
Fizarana sy fifanampiana @ fianarana sy ny maha tanora antsika.
10/03/2024
Pear harbour
Pourquoi le Japon a attaqué Pearl Harbor ? #japon #pearlharbor
10/03/2024
Mahaiza ee. Iza avy ny firenena be mponina indrindra aty afrika
Pourquoi quelques fois la nuit ou la journée est plus longue dans l’année.
Math: Perimètre et aire d’un cercle.
Resoudre une Equation.
Atao miaraka daholo ny (X) rehetra mba azona ny forme (x)=…
Dia manomboka ny calcule ianao.
Vocabulaires: Médiatrice, segment, perpendiculaire.
C’est quoi la médiatrice d’un segment?
C’est la droite qui coupe ce segment perpendiculairement et en son milieu.
Zany hoe ligne mahitsy manapaka ny segment anakiray eo ampovoany zany ny mediatrice.
13/01/2024
Toy izao ny courbe fiakaran’ny isan’ny mponina eto Madagasikara nanomboka t@ 1960 zany hoe nahazona fahaleovan tena hatramin’ny 2021. Efa misy 28million 92 mille izy t@ taona 2021 ary efa niakatra 31million izy 2024 zao.
Fantaro ny firenenao.