Gasy Mihary " Fiompiana-Fambolena- Asatanana"

Gasy Mihary " Fiompiana-Fambolena- Asatanana"

Share

HO TAN-TSOROKA HO AN'IREO "GASY MIHARY" ARA-PIOMPIANA- FAMBOLENA- ASATANANA AMIN'NY ALALAN'NY FAMPI

23/04/2026

🐔 TE HAHOMBY AMIN’NY FIOMPIANA AKOHO FAKANA NOFO VE IANAO?

Aza miteny intsony hoe “aleo andramana fotsiny aloha" fa mianara ny teknikam-piompiana tena mahomby!

👉 Fiofanana Gasy Mihary dia manolotra:

✔️ Teknika fiompiana akoho de chair maoderina

✔️ Fampihenana ny fahafatesan’ny akoho

✔️ Fomba fampitomboana lanja haingana (gain de poids)

✔️ Fitantanana sakafo sy fitsaboana

🎯 Ho an’ny vao manomboka sy efa mpiompy

📅 Daty: Sabotsy 25 avril 2026

📍 Toerana: Espace Gasy Mihary 67ha ( en face Arrêt Jirama Andavamamba )

⚠️ Toerana voafetra!

📩 Manorata “AKOHO” na antsoy:
034 29 730 76 na 033 11 277 89

Photos from Gasy Mihary " Fiompiana-Fambolena- Asatanana"'s post 26/03/2024

💥 Mba mila j'aime sy partage tompoko ! Fiofanana fiompiana kisoa sy akoho gasy 🐷🐔🐓🐤 " EN LIGNE" sy " EN SALLE" Fihenam-bidy 10% sarany ho an'izay olona 10 voalohany misoratra anarana. Mp na miantso 0342973076 na 0331127789

28/12/2023

Fiofanana Fiompiana GasyMihary Prix Cadeau Spécial enti-mamarana ny taona 2023 sy handraisana ny taona vaovao 2024 : 10000 ar ny taranja 1 ( Kisoa, akohogasy, poulet de chair, pondeuse, trondro, tantely, vorona foie gras, vorontsiloza, ombivavy beronono, fambolena légumes). Toerana : ESPACE GASY MIHARY ampitan'ny arrêt jirama Andavamamba cenam 67ha. Misoratra anarana mialoha. Mp na 0342973076 na 0331127789

26/11/2023

Asa fihariana tena mahavelona ny fiompiana.
Ho an'izay tsy afaka nanaraka ny Fiofanana Fiompiana Gasy Mihary farany teo dia amin'ny herinandro ambony indray ny fiofanana manaraka araka ny fandaharam-potoana hita amin'ny sary eto ambany, manomboka ny alatsinainy ka hatramin'ny sabotsy.
Taranja: Fambolena légumes, fiompiana kisoa, akoho gasy, akoho fakana nofo, akoho manatodilava, vorontsiloza, trondro, tantely, vorona, bitro, ombivavy beronono,
Sarany : 15000ar isaky ny taranja + Boky.
Toerana: ESPACE GASY MIHARY (ampitan'ny Arrêt Jirama Andavamamba cenam 67Ha), akaikin'ny Fiangonana Katôlika EKAR Anatihazo. Misoràta anarana mialoha
(MP na 0342973076 na 0331127789)

11/08/2023

💥 Fiofanana Fiompiana Gasy Mihary 💦 BONUS VACANCES VOLANA AOGOSITRA💦 Sarany 15000 ar isa-taranja + Boky + Fanaraha-maso ny Pratique ✅Isaky ny : TALATA: Kisoa, Akoho gasy, ALAROBIA: Poulet de chair, manatodilava , ALAKAMISY: trondro, tantely, ZOMA: vorona foie gras, bitro, SABOTSY : Kisoa- Akohogasy- Poulet de chair. Toerana: Ampitan'ny Arrêt Jirama Cenam 67ha. 30m tsy ahatongavana eo @ Ekar Katolika Anatihazo. Misoràta anarana mialoha. MP na 0342973076 💥

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo