Higher Education English Institute Brilliant School

Higher Education English Institute Brilliant  School

Share

English

Photos from Higher Education English Institute Brilliant  School's post 31/03/2022

Ho antsika liana @ fianarana TENY ANGLISY rehetra dia misokatra indray ny "Inscription"vaovao eto @ Institut Supérieur"Brilliant School".
Diplôma ara-panjakana no ho azonao aorian'ny fianarana:
- DTS(Bacc+2)
- Licence(Bacc+3) en Langue de Communication Anglaise agrée et reconnu par l'Etat (MinFop).

Toerana azonao ianarana sy ahitana ny Brilliant School:
- B.S Anjanahary
- B.S Ivato
- B.S Anosizato
- B.S Sabotsy Namehana
- B.S Mahazo

Misokatra ny fisoratana anarana
0344159662/0337586401

Photos from Higher Education English Institute Brilliant  School's post 07/03/2022

Ho antsika rehetra maniry ny hianatra, hiofana ary ho tonga:
- Mpandika teny(Traducteur/interprete).
- Mpitaridia(Guide touristique).
- Mpampianatra(Professeur d'Anglais).
- Opérateur call center Anglophone.
Tongava ary mianara ato @ Brilliant School fa sady voalohany hahazo
DIPLOMA ARAM-PAJAKANA (Agrée sy Reconnu par l'Etat) ianao:
DTS = BACC+2)/LICENCE(BACC+3) ary faharoa ahita asa ihany koa.

Toerana:Izay mety sy akaiky anao:
1-Brilliant School Ivato Aeroport
2-Brilliant School Sabotsy Namehana
3-Brilliant School Anosizato Andrefana
4-Brilliant School Mahazo Ankandrindramamy
5-Brilliant School Anjanahary (Ho.Mi Soavinandriana)

Rentrée: 14 et 18 Mars

01/02/2022

Toerana : -Anosizato andrefana
- Ivato aeroport
- Sabotsy Namehana
-Besarety( eo @ tany malala)
-Mahazo Ankadindramamy

INSCRITION OUVERTE
DTS/BACC+2 , LICENCE /BACC +3
diplôme en langue de communication Anglaise.

01/02/2022
01/02/2022

Ry tanora manana BACC rehetra na enao tsy manana BACC ihn koa nef te hiteny Anglisy tena mety aminao ny manana Diplaoma DTS(BACC+2) sy License (BACC+3)en langue de communication Anglaise ( cycle long)
Misy ihany koa ny formation certifiante hazaonao certificat anaty fotoana fohy.( cycle court)
dia tonga dia miasa avy eo.
Misy options afk isafidinao @ izany:
➖Professeur d'Anglais
➖Guide Touristique
➖Traducteur na interprète
Inscription ouverte
Toerana:
Brilliant School : 👉Anjanahary (amban'ny hôpital Gérard na HOMI)
👉Sabotsy Namehana
👉Anosizato
👉Mahazo Ankadindramamy
👉Ivato Aéroport
Tél:0344159662/0337586401

01/02/2022

Ho anao mila diplôme DTS(BACC+2) / LICENSE (BACC+3) izay hazoanao équivalence eny @ FOP.(agréé et reconnu par l'État)
Eny na DÉBUTANT BE aza enao na enao ef AVANCÉ ihn koa. ⏩ (CYCLE LONG)
Misafidy options enao:
♣ Professeur d'anglais
♣ Guide touristique
♣ Traducteur na Interprète
⏩ Misy ihn koa n cours accéléré hazoanao certificat anatin'ny
4 Mois

♣ Niveau1= 2 mois
♣ Niveau2= 2 mois

Mety foana na manan BACC enao na tsia.(CYCLE COURT)

Inscription ouverte
Toerana:

Brilliant School :

👉 Anjanahary (amban'ny hôpital Gérard na HOMI)
👉 Sabotsy Namehana
👉 Anosizato
👉 Mahazo Ankadindramamy
👉 Ivato Aéroport
Tél:0344159662/0337586401

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Antananarivo