Formation call center

Formation call center Initiation aux métiers de call center

Mankasitraka antsika rehetra.Feno ny toerana amin'ilay atelier de formation amin'ny 01 sy 02 novembre hoa avy izao.Ho av...
29/10/2024

Mankasitraka antsika rehetra.

Feno ny toerana amin'ilay atelier de formation amin'ny 01 sy 02 novembre hoa avy izao.

Ho avy tsy ho ela ny vague manaraka.

MANKASITRAKA

Andao mba hiresaka ireo compétences fantatrao momba ny asa any amin'ny call center e?Lazao ao amin'ny commentaire izay r...
25/10/2024

Andao mba hiresaka ireo compétences fantatrao momba ny asa any amin'ny call center e?

Lazao ao amin'ny commentaire izay rehetra fantatrao.

Ndao ary!!!

Inona avy izany no atao mandritra ilay atelier de formation?Ireto avy ny santionanay amin'ireo zavatra rehetra ho zarain...
24/10/2024

Inona avy izany no atao mandritra ilay atelier de formation?

Ireto avy ny santionanay amin'ireo zavatra rehetra ho zarainay anareo mandritra ny atelier antsika

- Mindset de fer et gestion du stress
- Les compétences à avoir avant d'entrer dans le monde du call center
- Comment bien préparer son entretien d'embauche
- Les techniques pour rédiger un CV et une lettre de motivation qui cartonne

Mandritra ny roa andro no hanaovantsika ireo voalaza ireo
Ary marihinay fa ACTION avy hatrany no hatao amin'izany mba tsy ho very fotoana fotsiny ianareo.

Mbola misy kadoa marobe ihany koa atolotray an'ireo izay manatrika ity atelier ity.

Koa andao hanao ACTION hiaraka aminay fa ianareo ve tsy efa leo be an'ilay tsy mandray vola e??

Misy karazany marobe ny formation mbola arahinao rehefa tafiditra any amin'ny call ianaoAry rémunérer soamatsara mihitsy...
23/10/2024

Misy karazany marobe ny formation mbola arahinao rehefa tafiditra any amin'ny call ianao

Ary rémunérer soamatsara mihitsy izany

FA..........

Ilay formation omenay koa dia ilaina be satria iny ange no anisany hanampy anao mba ho tafiditra any amin'ny call e!!

Tongava ao ami'ny MP raha mila fanzavana misimisy kokoa momba ilay atrelier antsika amin'ny 01 sy 02 novembre

Oh leretsy eh!!!Ianao connecté lava eto amin'ny facebook io zany tsy miala vola amin'ny vidina connexion?Te hiteny kely ...
23/10/2024

Oh leretsy eh!!!

Ianao connecté lava eto amin'ny facebook io zany tsy miala vola amin'ny vidina connexion?

Te hiteny kely fotsiny izahay androany hoe

"Tsy forcena ianao hanao formation alohan'ny hiditra hiasa any amin'ny call center"

Rehefa fantatrao fa manana ireo compétences rehetra ahafahanao miasa any amin'ny call ianao dia amporisihanay mihitsy hoe NDANA

Raha toa kosa tsy mahatoky tena sy mila fanampiana dia tsy ratsy akory ny manaraka formation

Na raha tsy manambola hanaovana formation dia mba tia karokaroka e!!

Mbola misokatra ihany koa ny fisoratana anarana ho an'ireo izay te hanatrika ilay atelier de formation amin'ny 01 sy 02 Novambra ho avy izao an!!!

Tongava MP avy hatrany raha mila fanazavana fanampiny

Marobe ireo zavatra omenay hanao mandritra ny formation.Santionany fotsiny ny fomba firesahana sy fandresena lahatra ire...
21/10/2024

Marobe ireo zavatra omenay hanao mandritra ny formation.

Santionany fotsiny ny fomba firesahana sy fandresena lahatra ireo recruteur eny fa na dia tena mbola débutant be aza ianao.

Koa aza mangataka andro intsony fa voafetra ny toerana .

Tongava aingana ao amin'ny MP

Eh!!! Inty ilay nandrasanareo hatry ny elaFORMATION EN SALLEAmin'ny 01 sy 02 Novembre ho avy izao no hanatanterahina ny ...
19/10/2024

Eh!!! Inty ilay nandrasanareo hatry ny ela

FORMATION EN SALLE

Amin'ny 01 sy 02 Novembre ho avy izao no hanatanterahina ny atelier de formation sur le métier de call center.

Misokatra ho an'ny rehetra izay te hisehatra amin'ny tontolon'ny call center izy ity.

Raha mila fanazavana fanampiny dia midira ao amin'ny MP.

Youhou 🎉🎉C'est le jour JNotre premier rendez-vous pour le "CHALLENGE DIMY ANDRO"Nous allons vous guider pas à pas pour o...
03/06/2024

Youhou 🎉🎉

C'est le jour J

Notre premier rendez-vous pour le "CHALLENGE DIMY ANDRO"

Nous allons vous guider pas à pas pour obtenir un travail dans les call center pendant cinq jours d'affilée

Si vous n'avez pas encore rejoint le groupe, veuillez cliquer ici
https://web.facebook.com/groups/challengedimyandro

PS: ceci est un challenge pour ceux ou celles qui veulent vraiment décrocher un job dans les call center
Ce challenge n'est pas fait pour les personnes paresseuses ou qui ne souhaitent pas s'investir en eux-mêmes

Aiza ny toerana hanaovana ilay challenge zany?Marobe ianareo no manontany izany ao amin'ny MP Koa indro ary fa ho valian...
01/06/2024

Aiza ny toerana hanaovana ilay challenge zany?

Marobe ianareo no manontany izany ao amin'ny MP

Koa indro ary fa ho valianay eto ireo fanontaniana rehetra

Daty: 03 au 07 juin 2024

Toerana: en direct ao anatin'ilay groupe Facebook (afaka mangataka ny lien ao amin'ny MP)

Ora: isan'andro amin'ny Telo ora hariva (15h)

Faharetany: 30 min

Zavatra ilaina: cahier sy stylo, saina, vatana, fahavononana, faharetana

Ireo ary aloha ny momba ilay izy e 🙂

Tongava ao amin'ny MP avy hatrany ary

Afaka manao ilay challenge ve na dia mbola tsy mahay mihitsy aza?ENY Tsy mila protocole be ny challenge antsika Fa kosa ...
31/05/2024

Afaka manao ilay challenge ve na dia mbola tsy mahay mihitsy aza?

ENY

Tsy mila protocole be ny challenge antsika

Fa kosa mila ny implication ny tsirairay

Mila ny fahavononana 5000%

Ary mila fotoana eo amin'ny 30 min hatramin'ny 1h eo

Tongava ao amin'ny MP avy hatrany raha mila manao ilay challenge ianao

29/05/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Miiyh Rhea, IlıIı Bame IlıIı, Cedric Andriniaina, Delfi Ramahandrisoa, Soazard Raliniaina

Tsy mbola manana expérience mihitsy aho dia tsy hitako izay tokony soratana ao anaty CV Mahatsiaro tena ho voakasik'io t...
29/05/2024

Tsy mbola manana expérience mihitsy aho dia tsy hitako izay tokony soratana ao anaty CV

Mahatsiaro tena ho voakasik'io teny io ve ianao?

Eny tokoa, toa manahiran-tsaina ny mieritreritra izay zavatra tokony ho soratana hamenoana CV rehefa mbola tsy misy expérience

Tandremo fa tsy azo atao ny mandainga an!!

Aza mamorona mihitsy fa tsy mahasoa anao izany

Tongava aingana ao amin'ny MP fa mikarakara challenge maimaimpoana izahay

Ny 03 Juin au 07 Juin ho avy izao

Ho atoronay ao daholo izay zavatra rehetra tokony ho hita ao anaty CV raha mbola débutant ianao

Aza mangatak'andro fa mandeha ny fotoana an!!!

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Formation call center posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Formation call center:

Shortcuts

Share

Category