Chinese by American English Camp

Chinese by American English Camp

Share

🇺🇸 🇨🇳Prochaine Rentrée🇨🇳🇺🇸
👇👇👇👇
👉Cours Journalier : 18 May 2026

👉Cours Spécial Samedi : 23 May 2026

Photos from Chinese by American English Camp's post 29/04/2026

Mila fampianarana langue azo antoka sady Feno ambiance Mafinaritra ve ianao?

Ny AEC dia spécialiste amin’ny fampianarana Chinois/anglais parlé.

Na Mbola debutants ianao na hanao perfectionnement dia manana ny anjaranao ato @ AEC.

Samedi izao no fin d’inscription, Ndao hiaraka aminay raha tena te ahay ianao✊🤨

Toerana:
Ivandry Tsarasaotra

Contact:
038 81 510 05
038 21 261 01

Chinese by American English Camp

29/04/2026

📚 COURS PARTICULIER ANGLAIS 🇺🇸 & CHINOIS 🇨🇳 – HO ANAO IRERY!

Indraindray ianao mety mieritreritra hoe:
👉 Te hianatra aho, fa tsy mahazo aina miaraka mianatra amin'ny olona.

👉 Mila progression haingana kokoa aho.

👉 Tena motivé hifehy ilay teny Anglais sy Chinois tsara, fa mbola misalasala noho ny fotoana, Asa,sns…”

✨ Vahaolana⁉️ 𝗖𝗢𝗨𝗥𝗦 𝗣𝗔𝗥𝗧𝗜𝗖𝗨𝗟𝗜𝗘𝗥
✔️ Fampianarana natao manokana hampiteny anao avy hatrany.
✔️ Natao hanaraka ny fahafahanao ara-potoana sy ny tanjonao
✔️ Misy fanaraha-maso akaiky sy fanitsiana anao avy hatrany
✔️ Mampitombo fahatokisana miteny sy Comprehension haingana kokoa.

📈 Na vao manomboka ianao (Level 1), na efa manana fototra (Level 2), na te hanatsara be (Level 3) — voakarakara manontolo ianao!

💡 Tsy fianarana tsotra intsony ity… fa fanovana ny hoavinao hoan'ny amin'ny tsara kokoa no ilay neritreretinao👌

📩 Mandefasa Mp dieny izao:

👉 Hahazo fandaharam-pianarana mifanaraka aminao
👉 Hifidy ora mety aminao

📞 Contact:

-038 81 510 05

Chinese by American English Camp

Photos from Chinese by American English Camp's post 22/04/2026

Sary voalohany : Ekipa AEC Tsarasaotra !
Sary faharoa: Ekipa AEC Tana.

Chinese by American English Camp
American English Camp

Photos from Chinese by American English Camp's post 22/04/2026

AEC TANA
Team building

Chinese by American English Camp
American English Camp

22/04/2026

Tsy MIVOHA NY BIRAO ny AEC androany alarobia
“Team building”

21/04/2026

Level 4 miaraka amin’ny Pascal VazahGasy.

Ho anareo efa mahay miteny anglisy.
Te hifehy ny firesahana ny domaine professionnel misy anao ve ianao amin’ny teny anglisy?

Hianarana ao amin’ny level 4 ny technique afahanao mahay miresaka amin’ny teny anglisy ny domaine misy anao na aviation na médecine na business…..

Amin’ny 27 Avril izao ny fidirana
12h AEC AMBONDRONA
Miaraka amin’ny Pascal VazahGasy.

Chinese by American English Camp
American English Camp

20/04/2026

🚨 ATRAMIN'IZAO MBOLA TSY FLUIDE MIHINTSY VE IANAO REHEFA MITENY ANGLAIS NA CHINOIS ? IZAO NO FOTOANA HANOVANA AZY! 🇺🇸🇨🇳

❗️Tsy ampy intsony ny mahafantatra voambolana fotsiny…
👉 MILA MAHAY MIRESAKA ianao!
❓ Rehefa misy miresaka aminao:
✔️ Mahazo ve ianao?
✔️ Mahavaly tsara ve ianao?
😕 Raha mbola:
❌ Misalasala miresaka
❌ Matahotra sao diso rehefa miteny

👌 VAHAOLANA MAZAVA natao ho anao ity:
👉 Cours mifantoka amin’ny FIRESAHANA sy FAMPIAKARANA Compréhension AVY HATRANY.
👉 Méthode natao hahatonga anao mahay miteny sy hatoky tena tsara.

📅 27 Avril 2026 izao NY RENTRÉE hoan'ny Cours Journalier antsika.
‼️ Toerana voafetra → tsy miandry ela efa tena vitsy sisa toerana ‼️

🎯 Te ho anisan’ireo mahay miresaka sy mahatoky tena tsara ianao?

📩 Soraty amin’ny commentaire aingana ny hoe:
👉 ANGLAIS na CHINOIS
➡️ Dia omena anao avy hatrany ny ORIENTATION + DÉTAILS REHETRA

📞 Contact rapide :
-038 81 510 05
-038 21 261 01

📍 Toerana :
TSARASAOTRA IVANDRY(Miala à 300m ny rond Point route vers Sanifer )

Chinese by American English Camp

Photos from Chinese by American English Camp's post 17/04/2026

SPEECH DAY AT AMERICAN ENGLISH CAMP TSARASAOTRA🇺🇸🇺🇸

Congratulation again dear students👏 ,we are so proud of you all

Chinese by American English Camp

16/04/2026

Ndao hanomana avenir miaraka @ AEC 🇺🇸🇨🇳

Assuré tsara ny:
•fahaizanao miteny
• fiakaran’ny compréhension
• fazahoana fahatokisan-tena sy fahasahiana miteny,

Mitady spécialiste momban’ireo ianao?
AEC ihany oa😉

Toerana: Tsarasaotra Ivandry, akaikin’ny le voyageur.

Chinese by American English Camp

16/04/2026

Ny anglais ato AN-TSAIKO VS ny anglais avokan’ny VAVAKO.

Iza amin’ireo ianao?😝

Chinese by American English Camp
American English Camp

Photos from Chinese by American English Camp's post 15/04/2026

Ho anareo orinasa na vondrona olona te hianatra en group, afaka mampianatra anareo izahay.

Afaka izahay no makany aminareo dia any no atao ny cours .

La clé mampandroso be ny fahaizana teny anglisy.
Ny AEC dia specialist amin’ny:
Fahaizana mampiteny.
Fahaizana mampiakatra comprehension
Fampitomboana fahatokisan-tena.

Contact:
038 81 510 05

Chinese by American English Camp
American English Camp

15/04/2026

Témoignage mpianatry ny AEC iray nanao perfectionnement « Part 2 »

AEC:

• Capacite a sexprimer de maniere
autonome.
• Comprehension naturelle et fluide.
• Developpement de la confiance en soi

Chinese by American English Camp
American English Camp

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Address


TSARASAOTRA Morarano Akaikin'ny Rond Poind Route Vers Sanifer
Antananarivo
101