Mozik'art

Mozik'art

Share

ÉCOLE DE MUSIQUE CLASSIQUE

20/04/2026

Audition et Passage de Niveau (Violon/Alto/Cello)🎻
Ho an'ny Mpianatra ato Mozik'art , (ho feno Prodige kely maro handray anjara ao an 🥰) 1ère vague

Hanasana antsika rehetra 🙏
Libre participation 💵💸 Dimanche 26 Avril à 14h

Lieu: Chapelle ONG Avotra Amboditsiry
👇👇👇 lien Google Map 👇👇👇
https://maps.app.goo.gl/WSFMatAJWoLXicyD7

Photos from Mozik'art's post 30/10/2024

Mankasitraka fa lany avokoa ireo tonga voalohany. -Janvier indray ny manaraka no tonga 🙏🙏🎻

"YHWH Ma Musique " na (Jéhovah no fiderako ) Salamo 118:14 ;no anarana nomenay ireto violon ireto ho voninahitr'i Jesosy irery ihany ♥️🎻

Ho avy manaraka Violoncelle/Viola/Piano/Saxophone,Guitare,Batterie,Sonorisation... Mitondra ny marika "YHWH Ma musique"

zava-maneno natao hiderana an'i Jesosy ireto ho voninahiny irery ihany 🎻♥️

31/07/2024

Ho antsika any MAJUNGA.🥰🎻

Ho avy any ny Equipe ary ny 28 Aout au 09 Septembre
Mp na miantso 0345911358 izay liana.

05/07/2024

FORMATION SPECIALE TIONA(Solfa) 🎹🎻

Ho antsika Mpitendry violon/Alto vao hanomboka mihitsy na efa mitendry ihanh fa tsy mbola nianatra namaky SOLFA 🎻

Mp na +261 34 59 113 58
Durée de formation : 1 mois
Lieu: Antanimena

02/07/2024

Cours de Vacance 🎻🎻🎹
Mozik'art Antanimena (en face Eglise Catholique)

Mitohy hatrany ny fandraisana Mpianatra ♥️🎻
Contact: +261345911358

08/12/2023

Rahampitso maraina ny fotoana o ♥️🎻🎻

Photos from Mozik'art's post 10/09/2023

Salama daholo 🥰
Manomboka herinandro vaovao ity ary ny taom-pianarana manaraka ato -piofananaMozik'artt
Miverina toy ny taloha ny fianarana koa aty Antanimena daholo ihany no raisina ny discipline rehetra .
Fandrio mialoha ny toerana sy ny Mpampianatra ao sao feno ary .

Ireto avy ny discipline misy taom-pianarana ity

Piano: Classique/Varieté/Jazz (Mr Mananjo/Mr Aina/Mr Navalona)

Violon: Mr Ravo/Mr Mahefa/Mr Ando

Guitare: Mr Navalona

Eveil Musical :Mr Mahefa

Batterie: Mr Missa

Ny saram-pianarana ho an'ny instrument tsirairay dia toy izao:

Droit d'inscription:
-20.000Ar

Cours normal : 60.000Ar /mois mianatra une fois/semaine 1 seance de 30min

Cours Spécial : 80.000Ar /4 seances de 45min

Cours Intensif: 150.000Ar /8Seances de 45min

Contact : 0342463864

! Maro amin'ireo mpianatry Mozik'Art fahiny no efa lasa mpitendry Malagasy na any ivelany

Ireo ankizy kely kosa dia efa mizatra sahady miaraka mitendry lehibe .

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Address


Antanimena En Face Eglise Catholique
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00