Accompagnateur de Conduite pour Amateur ou Débutants Tana.

Accompagnateur de Conduite pour Amateur ou Débutants Tana.

Share

Accompagnateur de conduite auto-moto tana.

28/12/2023

Bonjour à tous,
Ialana tsiny, fa nohon'ny tsy fahasalamana Dia annuler daholo ny rendez vous antsika amin'ity semaine ity.
Miantso anareo Aho fin de semaine amin'ny programme 2024.
Mialatsiny mialoha tompoko.

21/12/2023

N'y perfectionnement de conduite auto-moto no atao MBA iala amin'ny loza toy izao 😁

19/12/2023

Salama tompoko,

Ho anareo izany liana ny anao perfectionnement satria efa manana permis 🚙 nefa efa ela tsy nitindra fiara hanefa ramose na dada masika bé mampianatra 😂 na koa vao ianatra hitondra fiara na moto🚙🛵.

Izahay dia afaka mampianatra anareo, efa misy fiara sy moto izahay, anefa afaka ny fiara sy moto anareo koa no hizarana amin'izao.

Izany Ora mampiety anareo no ianarana.

Raha mahaliana anareo Ary izany, dia aza misalasala miditra mp nantsoy avy hatrany n'y 0384795314.

Mankasitraka indrindra tompoko.

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Ankadifotsy
Antananarivo