Aux pti Momes

Aux pti Momes

Share

-service d'accompagnement pour les enfants et Pré-ados présentant un TSA
-Acceuil a plein temps ou

18/06/2025

AFAKA NY HIASA VE NY AUTISTE ?

Hamaly ny fanontaniantsika i Randy, autiste lehilahy malagasy mipetraka any Eoropa.

“Fony aho roa taona aho, taty Eoropa, no tsikaritry ny pédiatre fa misy traits autistiques ka tsy niandry valina diagnostic akory ny mamako dia nanao izay hanampiana ahy amin’ireo zava-manahirana ahy. Eny, azoko lazaina fa vokatr’izay fandraisany an-tanana mialoha izay, sy ireo sekoly (tsy spécialisée sy spécialisée) nifandimby nandray ahy, dia afaka miasa aho ankehitriny. Tsy nataon’ny mamako sakana ny tsy fahazaiko miteny, ny crise-ko, ny dépression-ko, ny aretina rehetra nifandraika tamin’ilay maha autiste ahy… fa nikiry mafy izy, nampianatra ahy izay zavatra ilaina amin’ny fiainana an-davanandro, nampianatra izay tsy vitan’ny mpampianatra tany an-tsekoly… Rehefa lehibe 21 taona teo aho dia niofana ho aide pâtissier, ary dia manao izany asa izany aho ankehitriny. Ny tanjoko anefa dia ho lasa chef pâtissier ary rehefa tonga amin’izay tanjoko izay aho dia hanampy ireo akany mitaiza olona autiste. Tsy mora ny lalana nodiavinay sy Mama ary tsy mbola tapitra koa ny ady. Fa misaotra azy aho tsy nikely aina, tsy niraviravy tanana ary indrindra nampianatra ahy teny malagasy mba ahafahako mizara amin’ny mpiray tanindrazana amiko. Marihako fa mbola tsy dia miteny be aho akory fa tena tia manoratra be kosa, ary mbola tena sahirana mifandray amin’ny hafa. Mirary soa ireo mitovy amiko. Randy”

Mety mbola manana fanontaniana hafa ho hapetraka amin’i Randy ve ianao ? Soraty eo amin’ny commentaires dia hovaliantsika amin’ny publication manaraka. Taguer-o ilay ray aman-dreny miasa saina mafy amin’ny hoavin’ny hafakeliny. :)

25/05/2025
Photos from Aux pti Momes's post 25/05/2025

Dia miarahaba antsika Renin'ireto Zaza hafakely ireto , hafakely koa ianareo Reny nifonosana satria matanjaka Sady bé fitiavana .

16/04/2025

L'autisme, la diversité humaine.
Dépasser les apparence, et ce, dans le respect

16/04/2025

🧠 L’autisme : c'est quoi ?

L’ , ce n’est pas une “maladie”, ce n'est pas un “manque d’ ”.
C’est une manière différente de penser, de percevoir et d’interagir. Trop souvent réduit à des clichés, il reste mal compris… alors qu’1 personne sur 100 est porteuse d’un (INSERM, 2021).

💡 Attention, car il n’existe pas de profil type de la personne autiste. Certaines parlent peu, d’autres beaucoup. Certaines évitent le contact visuel, d’autres non. Leurs points communs : des intérêts spécifiques, une sensibilité sensorielle, et parfois… un grand effort pour “camoufler” leurs particularités.

Et c'est aussi là que résident les difficultés : ce camouflage, bien documenté par les recherches récentes épuise, isole et impacte la santé mentale.
C'est pourquoi accepter les personnes telles qu’elles sont, c’est leur permettre de vivre dignement, sans devoir “jouer un rôle” pour se fondre dans la norme.

✨ Différent ne veut pas dire déficient !! Finalement, c’est aussi cette diversité qui enrichit notre monde.

Infographie réalisée par Hesse pour Perseus.

👉 Abonnez-vous pour plus d'infographies en santé mentale, , et !

Photos from JMSA 2025's post 01/04/2025
01/04/2025

2 Avril 2025 !

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Androndra
Antananarivo