IZA ATO NO VONONA HIANATRA
TENY ANGLISY GRATUIT FA BOKY NO.VIDIANA βΊ
TEFL / TESOL - International Certificate English teachers
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from TEFL / TESOL - International Certificate English teachers, Education, Andrefana Amnohijanahary, Antananarivo.
Mikarakara cours gratuit hizahay fa boky
No vidiana mp izay vonona π
Voafetra ny toerana
18/01/2024
πΊπΈ Mahasoa anao ity ππ»
ππ» Ny Spoken English for All in MADA dia mikarakara anao ahazo "CERTIFICAT INTERNATIONAL TEFL/TESOL"
ππ» Natao antsika mpampianatra ny teny anglisy indrindra indrindra izay manendry antsika ho anaty fikambanan'ny mpampianatra iraisam-pirenena.
ππ» Ahoana no atao?
1- izay dia manome fiofanana maimaimpoana tapa-bolana ahafahanao fanadinana (100% ny assurance)
2- Raha mbola mila "cours d'appui" ihany koa dia 2volana monja ny faharetany
3- COURS PARTICULIER ho antsika tsy manana fotoana hanantonana anay ( faharetany= tapa-bolana )
πΊπΈ CERTIFICAT= 300.000ar (formation gratuite 2semaines)
πΊπΈ CERTIFICAT + COURS D'APPUI= 400.000ar ( inclus: formation et cours d'anglais 2mois )
πΊπΈ CERTIFICAT + COURS PARTICULIER= 500.000ar ( inclus: formation et cours particulier 1mois et demi )
πΊπΈ FIDIRANA: Manomboka Talata 23 Janvier 2024
CONTACT: 034 32 984 77
033 19 799 38
ππ»Voafetra ny toerana
TOERANA: Mahamasina (Antanimbarinandriana)
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Andrefana Amnohijanahary
Antananarivo