20/04/2024
🇬🇧 DO YOU WANT TO SPEAK ENGLISH FLUENTLY!? 🇺🇸
📢 LET'S LEARN and PRACTICE at Speaking English Course home. 🗣️
🔵 Saturday Class in English speaking Course is Opened
Subscription for the second wave is opening 🇬🇧 🇺🇲 🗣️
🔵 Starting Day: Saturday, 11th of May 2024
Place: Ambohimandroso Ambohimanarina ( Antananarivo)
✨ Fees are affordable ✨🤩
🗣️ Don't miss out the opportunity
More information : please call 034 08 606 49 / 032 74 278 83
♦️♦️♦️♦️♦️♦️🏠🏠♦️♦️♦️♦️♦️
🇺🇸 TE HAHAY MITENY ANGLISY MISOSA TSARA VE IANAO!? 🙆🇬🇧
📢 NDAO HIANATRA Sy HAMPIHATRA izany aty amin'ny Trano fianarana SPEAKING ENGLISH COURSE.
🔵 Misokatra ny cours Anglais parlé 🇺🇲 Spéciale Samedi 🇬🇧
🔵 Efa misokatra ny fisoratana anarana
🔵 Daty fidirana: Sabotsy 11 May 2024
Toerana : Ambohimandroso Ambohimananrina ( Antananarivo)
✨ Saram-pianarana mirary ✨ 🤩
🗣️ Aza Tara fa Araraoty
Fanazavana fanampiny: 034 08 606 49 / 032 74 278 83
16/04/2024
Hello everyone ! 🙋Elaela tsy niresaka 🫣
Mino izahay fa mihamivoatra hatrany ny fahaizantsika miteny 🇺🇲 Anglisy 🇬🇧
Araho foana ny pejy fa hihisy 📌fizarana isan-karazany (Grammaire / Vocabulaire / Prononciations ...) ato amin'ny pejin-tsika 🤗
Ny Fampianarana ihany koa dia mitohy hatrany 🤓
🗣️ Hanomboka tsy ho ela ny fidirana manaraka amin'ny cours
Tongava ary mianatra sy mampihatra ny anglisinao aty aminay.
♦️♦️♦️♦️♦️♦️🏠🏠♦️♦️♦️♦️♦️♦️
Hello everyone! 🙋It's been a while ⁉️ 🫣
Hope that your 🇺🇲 English speaking 🇬🇧 is getting better.
📌 Different Sharings about Grammars, Vocabularies or Pronunciations will be shared here. Don't miss out 🤗
Courses continue as well 🤓
🛑 Re-entry for next classes will be shared soon.
Come joining us,learning and practicing your English at our home.
26/12/2023
Hello people!! 🙋
You fine?!
Let's commit into a new goal this coming year. ✅
A goal of being able to speak the English language more fluently than before. 💃🕺
Come joining our S.E.C class.
Registrations are open 🥳
Course's fees are affordable 🤫
S.E.C class' Fees:
🇺🇲🇬🇧 10.000 ar / 1h30 session
🇺🇲🇬🇧 80.000 ar / month ( 3 sessions per week)
Class will start on wednesday, 3rd of January 2024
Place is limited , don't miss out this first wave. 🏃🏃
Run to register at SPEAKING ENGLISH COURSE, the home of practice.
Location: Tsena Ambohimanarina, Antananarivo
Infoline: 0340860649 / 0327427883
Fb page: Speaking English Course
♦️♦️♦️♦️♦️🇬🇧🏠🏠🇺🇲♦️♦️♦️♦️♦️
Miarahaba ry zareo ah !!🙋
Salama vé!?
'Ndao ametraka tanjona vaovao amin'ity taona ho avy ity. ✅
Tanjona hoe mahay miteny misosa nohon'ny taloha Ilay teny Anglisy. 🕺💃
Tongava mianatra miteny mandritra ny S.E.C class.
Misokatra ny fisoratana Anarana.🥳
Saran'ny fianarana promotion 🤫
Saran'ny S.E.C class :
🇺🇲 🇬🇧 10.000 ar / 1h30 session
🇺🇲 🇬🇧 80.000 ar / 1 volana ( in-telo isan-kerinandro)
Fanombohan'ny fianarana: Alarobia 03 Janoary 2024
Vonjivonjeo fa voafetra ny toerana. 🏃🏃
Miazakazaha aingana manoratra anarana aty amin'ny SPEAKING English Course, Ilay trano fanaovana "pratika"
Toerana: Tsena Ambohimanarina , Antananarivo
Infoline: 0340860649 / 0327427883
Fb page: Speaking English Course
18/12/2023
Good evening everyone! 🙋 Hope you all are doing fine! 🤗
🇬🇧 DO YOU SPEAK ENGLISH!? 🙆 🇺🇸
📢 LET'S PRACTICE at Speaking English Course home. 🗣️
Before we'll officially open the course of the Speaking English Course, we'll be TALKING TO YOU BY VIDEO and will introduce you who's going to be the teachers.
‼️MEET US here TOMORROW, Tuesday 19th‼️ of December in a small video.
We are thankful if you SHARE OUR PAGE TO those who are IN NEEDS OF PRACTICING OR LEARNING FASTLY the English language☺️🤝
STAY TUNED! 🙋
♦️♦️♦️♦️♦️♦️🏠🏠♦️♦️♦️♦️♦️♦️
Miarahaba antsika rehetra! 🙋
🇺🇸 MAHAY MITENY ANGLISY VE IANAO!? 🙆🇬🇧
📢 NDAO HAMPIHATRA izany aty amin'i Trano fianarana SPEAKING ENGLISH COURSE.
Alohan'ny hanokafana amin'ny fomba ofisialy ny fianarana an'ny Speaking English Course, dia HITAFA aminareo AMIN'NY ALALAN'NY VIDEO izahay Sady hampahafantatra ny ho mpitarika/mpampianatra aty.
RAHAMPITSO, ‼️Talata 19 desambra NY FOTOANA ‼️ hizarana "vidéo" fohy ETO AMIN'NY PEJY.
Mankasitraka sy VELOMPISAORANA izahay RAHA ZARAINAREO mpanaraka NY PEJY any amin'ireo olona izay mitady toerana fampiharana na fianarana aingana ny fiteny ANGLISY☺️🤝
Aza miala alavitra! 🙋