Coach Vonjy

Coach Vonjy

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Coach Vonjy, Personal coach, Antananarivo.

Jesosy no Tompo sy mpamonjy ny fiainako❤️🙏✅

👉 Coach Vocal
👉 Mampianatra manafatra entana avy any chine
👉 Formateur de Business en ligne
Misokatra ho amin'ny fiaraha miasa rehetra 🌟❤️
Contact :0381821125 /0322217709

20/08/2026

Une semaine sahady hihi❤️

20/08/2026

Ity ilay nangatahanareo✅
Fianarana vibrato ❤️ cours de chant.

20/08/2026

Aharo ity pejy fa hanampy be anao❤️🙏

🎙️ IDÉE BUSINESS #01

“Raha te hanomboka business ianao, aza Tonga dia mametram-panontaniana hoe : Inona no tiako amidy ? 🤔

Fa mandiniha hoe: Inona ny olana atrehin’ny olona isan’andro izay azoko vahana?”

Ohatra: raha hitanao fa maro ny olona sahirana mitady produit mora sy tsara, dia azonao atao ny mitady an’ilay produit, manafatra azy, ary mivarotra azy sady maka tombony.

💡 Lesona: Ny business mahomby dia matetika manomboka amin’ny olana vahana, fa tsy amin’ny produit fotsiny izay tianao. ✅❤️

Manasa anao hanaraka ny pejy ✅

19/08/2026

Formation fanafarana entana avy any chine ✅

19/08/2026

Zandry eh❤️

-Tsy misy hanampy anao zany foana eo fa ianao no mila miezaka hanatratra an'io tanjonao io ✅
-Ireny olona manakiana anao ireny dia tsy hanome na dia 100ar anao aza ! Inona no hivakianao loha amin'ireny😉
-Na mety io zavatra ataonao io na tsy mety dia tadidio fa tsy maintsy misy foana ny fanakianana ataon'ny olona.✅

Aza variana mitaraina, mitanondrika, malahelo, misento ⛔ Tsy hanova na Inona na inona izany Srx !
👉 Araho vavaka dia mandrosoa !
VITANAO IO ! 🙏❤️

19/08/2026

Vakio kely ❤️

💰 Ahoana no hanombohana business raha kely ny capital?

Ny olona maro mieritreritra hoe:
“Tsy afaka manao business aho satria tsy manambola.”🚫⛔
Tsy voatery ho marina izany.
👉 Ireto ny misy torolalana :

1️⃣ Atombohy amin’ny zavatra hainao.
Anontanio ny tenanao:
-Inona no zavatra haiko ?
-Inona no zavatra afaka ampianariko?
-Inona no service azoko omena?

Ohatra: raha mahay manao montage vidéo ianao, afaka manolotra service de montage.

2️⃣Manaova offre tsotra Rehefa hitanao ny olana dia manomeza vaha olana

Ohatra:

Olana: Tsy mahay manao vidéo manintona ny mpivarotra.
Solution: Manamboatra vidéo courte ho azy.

3️⃣ Mianara mivarotra.
Ny vente dia tsy hoe manery olona hividy fa kosa manazava amin’ny olona ny olany avy eo ianao no manolotra solution omena azy , ary ny tombontsoa azony.

Aboneo ny pejy ✅❤️🌟
Manasa anao Hizara

18/08/2026

Hoanareo izay liana resaka business rehetra ! Aboneo ity pejy ity ❤️✅

18/08/2026

Cours de chant : Exercices d'articulation ❤️🌟


18/08/2026

Manasa antsika rehetra hanaraka ity pejy vaovao be ity❤️✅🙏

🎉 Tongasoa eto amin'ny Vonjy Success Academy!

Pejy vaovao iray natokana hanampiana anao hivoatra, hianatra ary hahita fahombiazana. 🚀

Eto dia hahita:
✨ Torohevitra mahasoa
📚 Fampianarana tsotra sy azo ampiharina
💡 Tsiambaratelo sy hevitra hanatsarana ny tenanao
🔥 Motivation hanosika anao handroso

👉 Araho ny pejy ary aza adino ny manindry 🔔 mba tsy hah missed-nao ireo publication manaraka!

Vonjy Success Academy — Tsy maintsy Mahomby ianao❤️

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Address


Antananarivo