22/07/2026
๐ TOURNOI SENIOR OPEN 2026 โฝ๐ฅ
๐ Vonona ve ianareo hampiseho ny talentanareo? Tonga ny fotoana hiadiana ny voninahitra!
๐ Droit d'inscription : 120.000 Ar / รฉquipe
๐ Toerana hanaovana ny tournoi : โข Ankatso โข Ankadindratombo
๐๏ธ Lalao famaranana (Finale) : Imerikasinina
โ
Tsy misy droit d'arbitre intsony!
๐
Daty fanombohana : 22 Aoรปt 2026 โฝ Isaky ny Asabotsy sy Alahady no hanatanterahana ny lalao.
๐ Daty Famaranana : 12 Septambra 2026
๐ฅ Aza tara amin'ny fisoratana anarana!
๐ 034.69.595.92
30/06/2026
๐ฒ๐ฌ Ny firenena mila tanora sahy mandray andraikitra!
Raha tanora manana nofinofy, finiavana ary fitiavan-tanindrazana ianao, dia natao ho anao ny Ta. Ma. Fi.
Andao hiaraka hianatra, hifanampy, hanao asa sosialy ary hanangana fiarahamonina mandroso kokoa.
Ta. Ma. Fi โ Tanora Mampandroso Firenena
๐ Midira ho mpikambana vaovao anio!
27/06/2026
๐ข FAMPIANTSOANA FIVORIANA MAIKA
Antsoina am-pitiavana ny mpikambana rehetra ao aminโny fikambanana Ta.Ma.Fi hanatrika fivoriana maika ho fanomanana ny Festival Kolontsaina Malagasy hatao ny 11 Septambra.
๐
Daty: Sabotsy 11 Jolay 2026
๐ Ora: 10 ora maraina
๐ Toerana: Ambatoroka ambany
Zava-dehibe ny fanatrehanโny tsirairay, satria hodinihina ao ny fandaminana, ny fizarana andraikitra, ny programme, ary ny fanomanana rehetra hahatonga ny festival ho lavorary.
โ
Samia tonga ara-potoana
โ
Samia mitondra hevitra
โ
Samia mandray anjara mavitrika
Ny Mpikarakara โ Ta.Ma.Fi
13/03/2026
๐ FIFAMPIARAHABANA TAONA VAOVAO โ TA.MA.FI ๐
Ny Fikambanana TA.MA.FI dia manasa antsika rehetra hiaraka hankalaza ny Taona Vaovao!
Fotoana iray hifankahitana, hifanampy, ary hanamafisana ny firaisankina.
๐
Daty: 29 Martsa
๐ Toerana: Ambatoroka ambany
โฐ Ora: Manomboka aminโny 9:00 maraina
Aminโio fotoana io ihany koa dia hisy:
Fivoriana lehibe hiresahana ny PROJET GOAVANA
Fandraisana mpikambana vaovao ho anโizay maniry hiditra ao aminโny fikambanana
08/03/2026
๐ Miarahaba antsika vehivavy rehetra aminโity Andro iraisampirenena ho anโny vehivavy ity!
โญ Vehivavy Malagasy, hery sy fanilo ho anโny firenena!
โค๏ธ Tsarovy foana: ianao mahery, mendrika, ary tsy azo atao ambany!
โจ Andro iray hanehoana ny hery, ny fahendrena, ary ny hatsaram-ponโny vehivavy Malagasy.
๐ Vehivavy matanjaka = Fianakaviana matanjaka = Firenena matanjaka.
27/01/2026
๐ FAMPIOFANANA MANAGEMENT & ENTREPRENEURIAT COMMUNAUTAIRE
( simplifiรฉ โ pratique โ ho anโny rehetra)
Te hianatra mitantana vola, manangana asa madinika, ary mivarotra tsara ve ianao โ
Na dia tsy manana diplรดme aza โ
๐ Ity formation ity dia natao ho anao ๐
๐ Ampianarina :
โ
Fitantanana vola tsotra (gestion de caisse)
โ
Business plan tsotra (petits projets)
โ
Marketing local (Facebook, bouche-ร -oreille)
โ
Fampandehanana coopรฉrative & association
โ
Leadership & responsabilitรฉ
๐ Faharetana : 2 mois
๐ Toerana : Ambatoroka
๐ฐ Sarany SOCIAL :
โก๏ธ Inscription : 0 Ar
โก๏ธ รcolage : 50 000 Ar / mois
๐ Total : 100 000 Ar
โจ Azo aloa tsikelikely
๐ Mahazo : โ๏ธ Formation pratique
โ๏ธ Support cours
โ๏ธ Coaching projet
โ๏ธ Certificat de fin de formation
๐ฅ Ireto avy no hafaka misitraka :
โ๏ธ Tanora
โ๏ธ Mpivarotra
โ๏ธ Renim-pianakaviana
โ๏ธ Mpikambana fikambanana
โ๏ธ Izay te hanangana fidiram-bola
๐ Fisoratana anarana & fanazavana :
๐ฑ Tรฉlรฉphone : 0342251713/ WhatsApp : 0346812550
๐ Places limitรฉes โ misorata anarana dieny izao!
25/01/2026
Fiantsoana Fivoriana!
Antsoina isika mpikambana rehetra ho Tonga hivory ny samedi 31 janvier ho avy izao eny amin' ny siรจge Ambatoroka ambany ny toerana
๐ Hivoriatsika ao ny mahakasika ny tetikasa izay ho ajoro tsy hoela
๐ Ny fanomanana ny festival izay atao amin'ity taona ity
Amin' io fotoana io ihany koa no ndraisana ny mpikambana vaovao eto Antananarivo
10/12/2025
Aza tara fa mbola mitohy ny fandraisana mpikambana
๐๐๐ก๐๐ฅ๐๐๐ฆ๐๐ก๐ ๐ ๐ฃ๐๐๐๐ ๐๐๐ก๐ ๐ฉ๐๐ข๐ฉ๐๐ข - TANORA MAMPANDROSO FIRENENA -
๐Tanora ve ianao? Tia mandray andraikitra? Tia miasa amin'ny sehatrin'ny tontolo iainana sy Ara-tsosialy ary ara-pahasalama ?vonona anao asa antsitrapo ?
Izahay ato amin'ny fikambanana Tamafi dia faly handray anao ho lasa mpikambana voavao.
๐Tombony ho an'ny mpikambana
๐Fanohanana tetik'asa sy famoronana asa
๐Fifanampiana eo amin'ny samy mpikambana
๐Fanampiana ara-tsosialy
๐Fiarahana miala voly
Koa raha mahaliana anao ary dia manasa anao izahay mba handefa cv @ [email protected]
Contact +261342251713
07/12/2025
๐๐๐ก๐๐ฅ๐๐๐ฆ๐๐ก๐ ๐ ๐ฃ๐๐๐๐ ๐๐๐ก๐ ๐ฉ๐๐ข๐ฉ๐๐ข - TANORA MAMPANDROSO FIRENENA -
๐Tanora ve ianao? Tia mandray andraikitra? Tia miasa amin'ny sehatrin'ny tontolo iainana sy Ara-tsosialy ary ara-pahasalama ?vonona anao asa antsitrapo ?
Izahay ato amin'ny fikambanana Tamafi dia faly handray anao ho lasa mpikambana voavao.
๐Tombony ho an'ny mpikambana
๐Fanohanana tetik'asa sy famoronana asa
๐Fifanampiana eo amin'ny samy mpikambana
๐Fanampiana ara-tsosialy
๐Fiarahana miala voly
Koa raha mahaliana anao ary dia manasa anao izahay mba handefa cv @ [email protected]
Contact +261342251713
06/11/2025
Tongava maro isika rehetra e!