School Of Wild

School Of Wild

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from School Of Wild, Dance School, Ampandrana, Antananarivo.

School Of Wild est une école de danse urbaine crée en 2011 par le fondateur et Leader du Groupe GB WILD, située à Ampandrana en face d'Extra pizza, avec un large choix de discipline de danse et un feeling non stop !

01/08/2026

Ampandrana ny salle amin'ity volana ity ho an'ny cours Antsahabe sao misy tsy mahalala 😁🙏

31/07/2026

🙏 Salama daholo 😁

Ho antsika misafidy ny cours par séance ho an'ilay cours de vacance hanomboka rahampitso, izany hoe ilay paiement par séance

☝️ Tsy mandoa droit isika
✌️ Ho an'ity volana Août ity ihany iny tolotra iny
👌 Tsy mahakasika ireo manao cours continue iny tolotra iny.

🤝 Aza adino ny mizara ny vaovao ho an'ireo tsy mahalala fa mivadika ampandrana ny cours Antsahabe amin'ity volana ity.

🫡 Rahampitso Ary tompoko.


Photos from School Of Wild's post 29/07/2026

☝️ Tsy nandeha vacance ny ankizy?
✌️ Mitady activité handaniany fotoana rehefa sabotsy?
👌 Isaky ny sabotsy ny cours de danse omenay 😉

🤝 Izay mety aminao na juste séance na hanao cours continue tompoko 😊

🙏 Mandritra ity volana ity

COURS SPÉCIALE KIDS : Zaza 4 ka atramin'ny 8 taona
AFRO KIDS : 10h15 ka atramin'ny 11h15
DANCEHALL KIDS : 13h15 ka atramin'ny 14h15

COURS ADOS ET JEUNE
AFRO : 11h15 ka atramin'ny 12h15

COURS ADULTE
DANCEHALL : 14h15 ka atramin'ny 15h15
STREET JAZZ : 15h15 ka atramin'ny 16h15

Droit d'inscription 25 000ar

Écolage mensuel
Kids, ados, jeune : 40 000ar par mois par discipline de danse

Écolage mensuel
Adulte : 50 000ar par mois par discipline de danse

Raha toa ka séance kosa : 15 000ar ny séance

Toerana : Ampandrana en face ny extra pizza


29/07/2026

📢 FILAZANA !!

🙏 Ho antsika rehetra manaraka ny cours eny , mivadika eo ny cours mandritra ny volana Août 🤝

☝️ Izany hoe ny sabotsy : 01 , 08, 15, 22, 29 AOÛT izao

🤝 Miverina Antsahabe ihany nefa isika rehefa Tonga ny volana SEPTEMBRE 🤝

🫵 Ho antsika tia hanao cours de vacance kosa Manasa anao hiditra hafatra miafina 😉

📢 Zarao ny vaovao ary

Photos from School Of Wild's post 28/07/2026

🙏 Amin'ny alalan'ireto sombintsary Vitsy ireto no hoentinay hanfesana ny teny fankasitrahana.

🙏 Voalohan-teny dia misaotra ny ao ambony fa raha tsy izy tsy nisy akory iny fotoana iny 🙏

🙏 Misaotra antsika ray aman-dreny rehetra nahatoky ny sekoly ka nandefa ny zanatsika hianatra tao amin'ny School Of Wild

🔥🔥 Bravo be daholo ny mpianatra rehetra fa nanome tsara indrindra tany amintsika isika 💪

🙏 Fankasitrahana feno ho an'ireo mpiara-miasa rehetra na ny mivantana na ny tao ambadika satria ianareo no porofo fa manana lanjany ny tontolon'ny Dihy Ary mendrika ny ho tohanana sy ho ampiana
BE BOSE, MI REC, OFNAC, NALY RAK, KLIKY STUDIO, FRILLADE, OKALOU, DOUBLE V, LOVELY BOXX 🫡 misaotra tompoko ohh!!!

🫡 Fankasitrahana manokana ho an'i Teg Yv Bolo Sombiniaina Fotsiny Tarika Raozy Gasy Tonga namaly ny antso, nanentana Ary nampifaly sy niara-nifaly ary nifety, mankasitraka eeh!! 🙏🙏

🙏 Misaotra antsika rehetra Tonga nanotrona sy niara-nifaly taminay, havana, namana, raha tsy teo ianareo dia tsy nisy dikany ny zavatra nomanina rehetra 🤝

🫡 Toraka vonikazo ho an'ny mpampianatra sy ny ekipa nikarakara, tsara raha tsy miova 😉 👌

Izay ny 15 taona, ho any amin'ny tsara kokoa hatrany isika ho an'ny 15 taona manaraka 🤝

Dia Mirary fialantsasatra mahafinaritra ho antsika rehetra dia amin'ny fidirana indray Ary 👊

!!!!!

17/07/2026

Izany Ary ny hafatra avy amin'ny Bolo 🤝 😁

🫡 Aza adino Ary ny fotoanantsika ny Lahady 26 juillet izao manomboka amin'ny 3h tolakandro ao amin'ny GYMNASE ANS AMPEFILOHA eh!!!


de fin de saison 2025 - 2026
15 ème anniversaire SCHOOL OF WILD

12/07/2026

WIIIIIILDAAAAAAAAAHHHHH!!!!!

Ilay fomba fifampiarahabana
Rehefa nahavita zavatra tsara,
Hiantsoan'ny olona ihany koa rehefa tsy mahatadidy ny anaranao 😅 dia hoe : Wild eh? 😂😂

Mpianatra no namorona io hiaka io 🙏 tany amin'ny fiatombohany tany.

Ny 26 juillet izao no hankalazana ny faha 15 taona nitsanganan'ny sekoly 🥳 koa Raha mahaliana anao ny spectacle de danse, ny Dihy ampianarinay, na koa mba tia hifety tsotra izao dia Manasa anao ho avy Ary 😉👊

👇 io amin'ny commentaire ny détail rehetra mahakasika ny fety 🤝


10/07/2026

☝️ Ho antsika tia hanatrika sy hiara-hifety aminay amin'ny ny sekoly 🙏

Izay ho atao ny 26 JUILLET izao ao amin'ny Gymnase ANS Ampefiloha manomboka amin'ny 3h tolakandro dia EFA afaka manjifa ny billet simple " izay amin'izao izy 15 000ar 🤝

Afaka manao réservation place ihany koa 🤝

Manasa antsika hiditra hafatra miafina ary tompoko 🙏


Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Ampandrana
Antananarivo