ToromarikA & PaikA Ofisialy

ToromarikA & PaikA Ofisialy

Share

Mampianatra, miezaka hoan'ny fanabeazana

19/12/2025

Mirary soa indrindra hatrany hoan'ny mpiadina Zandary rehetra tompoko o!
Am-pitoniana foana no hiatrehana izany dia hilamina tsara ny sarinao.

13/12/2025

FILAZANA HO AN'IREO MPIADINA HANAO FIFANINANANA HIDIRANA HO MPIANATRA HO ZANDARY ANDIANY FAHA-80


📌 Ho an'ireo nisafidy ny ivon-piadinana ihany ity hafatra ity.

ILAZANA

Ireo tanora lahy sy vavy nisafidy ny amin'ny fifaninanana hidirana ho mpianatra ho zandary andiany faha-80 mba ho tonga amin'ny fampivondronana mialohan'ny andro hifaninanana.

DATY: .................Zoma 19 Desambra 2025
ORA: ......... .........08 ora maraina
TOERANA:..........Complexe Betongolo
(Tsy eo amin'ny terrain synthétique fa eo amin'ny piste soavaly teo aloha izay lasa parking).

📌 Ilaina ny fahatongavan'ny mpiadina rehetra.

MITONDRÀ KARAPANONDROM-PIRENENA.

Bonne chance sahady

👮‍♂️👮‍♂️👮‍♂️👮‍♂️👮‍♂️👮‍♂️👮‍♂️👮‍♂️👮‍♂️👮‍♂️👮‍♂️👮‍♂️

Nalaina tao amin'ny pejy CIRGN ANTANANARIVO.

01/12/2025

‼️Allô sefo ooooo 👍
☝️ FARADOBOKA ZANDARY....... FARADOBOKA POINT VITAL 💪io
🎯MP avy hatrany izay liana ary
Fidirana : 08 Décembre 2025 à 13h
Matières : Maths, Français, MALAGASY.
Mianatra Lundi au Vendredi (13h à 17h)
🚦Sarany : MORA BE
📌TONGAVA MARO BE IZAY TE HO AFAKA 👊

Toerana : MAHAMASINA SUD
Ampitan'ny gendarmerie ANKADILALANA
Contact : 034 53 750 55
"mifikira amin'ny tsara"

04/10/2025

‼️ FILAZANA ‼️
Hoan'izay manomana concours INTH ka efa inscrit ara-dalana, efa anaty groupe ny vaovao.
mankasitraka indrindra tompoko

01/10/2025

‼️ Filazana ‼️
Cours préparatoire INTH
misy cours isika rapitso tontolo andro, sady ratrappage ity tompoko.
maraina : 7h30 à 11h30
hariva : 13h à 16h 30
Mianatra tontolo andro io tompoko
⛔ Tongava daholo tompoko o, tongavasoa daholo!!!
🎯Tonga dia tonga ety an-toerana avy hatrany tompoko.

01/10/2025

‼️ Filazana ‼️
Hoan'ny mpanomana" CONCOURS INTH"
Manasa ireo efa inscrit rehetra handefa MP amin'ny page, ahafahana mampiditra anareo anaty groupe.

Efa ao anaty groupe ny zavatra ilaina samihafa sy izay info ety ilaina.

Mandra-pilamina toe-draharahara, vao milamina io dia miainga foana ny ratrappage ny ora very.

⛔Noho izany, TSY VOATERY MAKATY fa atao kosa izay hidiranao anaty groupe,
‼️Fiarovana anao no ANTON'IZAO.
NB : TSY MAINTSY MISY FANAMARINANA KELY ALOHAN'NY HIDIRANAO AO.

MP amin'ny Page avy hatrany tompoko, MP ihany fa tsy miantso tompoko.

30/09/2025

‼️ Filazana ‼️
Hoanareo izay manomana concours INTH , ireto misy fandaminana :
1/ raha afaka mandalo avant 11h hoan'ny rapitso dia mety, tongava.

2/ raha tsy afaka mandalo, dia misy groupe namboarina hoanareo ao aloha mandrapa,

mandefasa MP amin'ny page ahafahana manome accès amin'ny groupe azafady.
⛔MP ihany tompoko, MP ihany tompoko fa tsy APPEL.
3/ Misy olona miandry foana ato hatramin'ny 1 ora atoandro (13h30 max ).
4/ Efa ao ny groupe tompoko o, efa ao ary alefanay ao daholo doc sy informations rehetra
NB : ireo efa inscrit ihany tompoko no afaka miditra.

MANKASITRAKA INDRINDRA HATRANY.

28/09/2025

‼️Filazana ‼️
Tompoko,
Manoloana ny toe-draharahara misy sy mitranga eto amin'ny firenena dia misy lamina toy izao eto amin'ny & PaikA :

1/ Miato kely mandritry ny herinandro (Lundi 29 Septembre - Vendredi 03 Octobre) aloha ny kilasy TROISIÈMES & TERMINALES rehetra eto amin'ny ToromarikA & PaikA.
Aza manahy fa rehefa miverina milamina ny toe-draharahara dia manao "ratrappage"isika.

2/ Ireo manomana concours rehetra dia mandalo ety am - pianarana toy ny ora mahazatra rehefa mianatra.
N'inona n'inona concours omaninao dia mila mandalo aty ianao rapitso ( IST - AGRO - INTH - sns......) .

3/ Izay maka relevé de note dia rapitso ihany koa sao mantsy ilaina maika ilay izy.

Izao no natao dia mba hilamin-tsaina na ny mpianatra na ny ray aman-dreny.
Fandaminana noho ny zava-misy eto Tana io tompoko ka aoka ireo tsy mahalala tsy hiteny hoe mavandy e, mandainga e, sns ....
mankasitraka indrindra tompoko

" mifikira amin'ny tsara"

Photos from ToromarikA & PaikA Ofisialy's post 18/09/2025

‼️Allô POLISY 👋 NDAO HANAO POLISY E🎊
🎯Efa io ny avis de concours an, omany tsikelikely dossier an .
👉Hoavy ihany koa isika amin'ny fanomanana concours io 💪
Contact : 034 53 750 55
" mifikira amin'ny tsara"

02/09/2025

💥PREPA CONCOURS INTH 2025 🔥

☝️Fanomanana matotra tsara sy tena mianatra.
_Efa hainareo fa manome ny tsara indrindra hatrany izahay👊
_Ianao no mpifaninana mafy indrindra amin'io concours io rehefa manomana ato💪
Manome anao ireo ToromarikA & PaikA rehetra hoan'ny fiatrehana concours.
🔴 Misy ny fanomanana hoan'ireo hanao :
_Tourisme
_Hôtellerie

👉Manomana anao amin'ny taranja hanadinana rehetra amin'ny "Concours" écrit, manome ireo astuce rehetra ihany koa amin'ny orale.

Aza adino fa efa maro ireo nahita soa 😍
Maro ireo nahita fahombiazana rehefa nanomana tsara izy tato.
Anjaranao izao ka tongava e!

☝️Toutes matières io e,
Mianatra 13h à 16h30
Mianatra isanandro tapany hariva, ary misy "Emploi du temps" omena sy arahina mazava.
Fidirana : Lundi 22 Septembre 2025 à 13h

Tsy mijanona raha tsy tonga ny concours an ❤️
Contact : 034 53 750 55
Toerana : Mahamasina Sud
(Ampitan'ny gendarmerie ANKADILALANA)
NB : Cours presentiel et en salle irery ihany
🎯Info & Inscription : Tous les jours 8h à 16h
🔴 MP ou APPEL
Hafa foana ny za-draharaha sy matianina e.
"Mifikira amin'ny tsara"

Photos from ToromarikA & PaikA Ofisialy's post 22/08/2025

💥 Finish 🥰🤩‼️
Nahafinaritra ny fianarana sy ny fiarahana.
Manantena n'y ankizy hampihatra sy hampiasa ireo vocabulaire sy grammaire efa hay😍
☝️Mirary anareo ho tafita soa rankizy malala isany an....
🎯Efa tena tsy afa-misaraka amintsika intsony n'y teny Anglisy anie e!
Soava daholo .........
New_project_loading......
_About_today 😊
Thank you teacher 👍,
Mankasitraka ireo ray aman-dreny rehetra nametraka fitokisana ihany koa tompoko.
Am-pitiavana bé, misaotra sy mankasitraka indrindra eram-po!
Mifikira amin'ny tsara

Photos from ToromarikA & PaikA Ofisialy's post 20/08/2025

💥About today 🤩🥳
Very happy 🥰
☝️English for kids ...... holidays 🎉
Mamara-parana izahay io fa mbola handeha vacances kely koa zareo alohan'ny hidirana mantsy 👍
👉Mahay ireo an, na miteny na manoratra, na fampiasana ny teny.....


Mifikira amin'ny tsara

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Tanà
Antananarivo
101