Mamporisika antsika tanora hanaraka sy hijery ny TVM mba tsy ho tompon-trano mihono isika. Fotoana izao hitiavana indray izany fahitalavitra nasionaly izany. Raiso ny andraikitra tandrify antsika. Ho olom-pirenena miara-miasa isika ho fanavaozana an’i Madagasikara fonenantsika.
Madagasikara soa
Fifanabeazana fototra sy fampianarana maimaimpoana ho an'ny Malagasy
29/10/2025
Samy mba te-haneho hevitra hanatsarana ny FIAINAM-PIRENENA daholo nefa tsy ho afaka hanatrika ny FIKAONANDOHAM-PIRENENA daholo
Tokony hatsahatra amin'izay ity FITAKINA lavareny ity fa sosokevitra no atao hanampiana amin'ny fandrafetana ny DRAFI-PANOVANA FA tsy misy fanovana tsy MANARA-DRAFITRA mahomby izany.
Manimba toetsaina ny fanambarana sesilany sy ny ultimatum isankarazany. FAHATOKISANA no ilain'ireo efa mandray andraikitra.
TSISY MALAGASY RATSY SAINA FA toe-tsaim-bazaha foana no nanapotika teto
21/10/2025
Fianarana ho an’ny sivily tia tanindrazana ny fomba nijoroan’ny miaramila ankehitriny.
Hita soritra mazava amin’ny resak’i Col. Patrick ny tokony handrafetana ny fifehezana ny fiandrianam-pirenena malagasy sy ny fiarovana ny marina, ny rariny sy ny hitsiny.
13/10/2025
Masiaka ve ra TSY VITAN’NY FIFONANA INTSONY izao ?
Antoky ny fananganana rafitra vaovao ny fampiharana ny sazy sahaza azy ny tompon’andraikitra tamin’izao famonoan’olona izao.
Voalohany amin’izany ny fanenjehana, fitsarana ary fanasaziana ny tompon’antoka voalohany dia i ANDRY RAJOELINA
RAVATOMANGA
NTSAY CHRISTIAN
PREFET TANA
Tohizo anaty comment hoe ze hainareo ?
TSY OLONA HISOLO FA RAFITRA HISOLO
👇🏻ao am coms 👇🏻
Otran'zay ihany no handresentsika ity fahantrana sy fanitsakitsahana ny madinika ity
Ho ela velona ny Revolisiona Gen-Z
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the school
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101