31/12/2024
๐ Mankasitraka ๐ antsika rehetra niara-niasa t@iny taona 2024 iny. Manetsa be mbola ho avy. ๐
Arabaina manokana ireo mpianatra lasa:
โก Responsable RH
โก Animateur social
โก Agent offshore tao aorian'ny fianarana ๐ฌ๐ง teny anglisy ๐บ๐ธ tato 'Act English Course
Isaorana ihany koa ireo orinasa nametraka fitokisana t@nay.