22/02/2026
🚀 FOTOANA IZAO HANANGANANAO NY ORINASANAO: AVADIO HO REALITÉ NY NOFINAO!
Manonofy ho lasa "Patron" ve ianao nefa mbola misalasala? Sa efa manana tetikasa (projet) ao an-doha fa tsy hainao ny dingana ara-dalàna sy ny fitadiavana vola hanomboka azy?
Ho anao Mpianatra te hifehy ny hoaviny, ho anao Débutant vao hiditra amin'ny bizina, ary ho anao Entrepreneur na Porteur de projet te hivoatra: Ity ny fiofanana "Technique" tanteraka ho anao amin'ity 2026 ity!
Miaraha amin'i Rufé RAVELOMIASA handray ny fanalahidin'ny fahombiazana mandritra ny 6 ORA mivaivay:
✅ MARAINA (3 Ora): "Ny fototra ara-dalàna"
👉 Ny dingana rehetra amin'ny famoronana orinasa eto Madagasikara.
👉 Mifidy ny "Statut Juridique" mety aminao: EI - SARL - SARLU - SA - SAS - SAU.
👉 Ny fomba hifehezana ny Fiscalité (Hetra) mba tsy ho fatiantoka.
✅ TOLAKANDRO (3 Ora): "Ny fampandehanana sy ny vola"
👉 Teknika fitadiavana mpamatsy vola (Recherche de Financement): Ahoana no handresena lahatra ireo mpampindram-bola na mpiara-miombon'antoka?
👉 Stratégie Business: Paikady matotra hivarotana sy hampitomboana ny tombony.
👉 Fizarana traikefa : Inona no tena zava-misy eny an-kianja?
🎓 BONUS: Herinandro aorian'ny fiofanana, dia hisy ny fanomezana ATTESTATION DE FORMATION ho an'ny mpandray anjara rehetra, ho mariky ny fahaiza-manao azonao!
---
📍 Toerana: Ivato Aéroport - ANTANANARIVO
📅 Daty: 09 Martsa 2026
💰 Fandraisana anjara: 30 000 Ar monja
📞 FAMANDRIHANA TOERANA (Maika): +261 34 62 919 19
Aza avela ho an'ny hafa ny toeranao. Sahia mampiasa vola amin'ny fahalalana!