✨ 3 andro monja dia afaka hahatonga anao ho maquilleuse.✨
💄 Ianaranao ao daholo ny rehetra momba izany.
Toy ny contouring, highlighting, correction de visage… ianaranao avokoa.
Efa maro ireo nahavita… fa ianao no sisa.
Midira MP ary raha vonona sy mazoto ianao.
📍 Places limitées ho fanaraha-maso manokana ny mpianatra rehetra.
💬 Beauty Institute Isoraka
038 42 544 38 /037 63 034 33
Ecole Coiffure et Esthetique Beauty Institute
Ecole de Coiffure et d'Esthetique Agréé par l"Etat depuis 2009.
📢 Nos formations en coiffure continuent ! 💇♀️💇♂️
Vous n'avez pas encore eu l'occasion de vous inscrire ? Il est toujours temps de nous rejoindre !
✨ Bonne nouvelle : des cours spéciaux sont également organisés chaque samedi pour ceux qui sont occupés en semaine.
✅ Formation pratique
✅ Encadrement professionnel
✅ Accessible aux débutants
✅ Horaires adaptés à tous
🎯 Investissez dans votre avenir et apprenez un métier passionnant qui peut vous ouvrir de nombreuses opportunités.
📩 Contactez-nous dès maintenant pour plus d'informations et pour réserver votre place.
👉 Beauty Institute Isoraka
038 42 544 38 /037 63 034 33
💇♀️✨ ENVIE D’APPRENDRE UN MÉTIER QUI RAPPORTE ? ✨💇♂️
La coiffure est bien plus qu’un simple métier : c’est un art qui peut vous ouvrir les portes de l’emploi ou vous permettre de créer votre propre activité.
📚 Formation ouverte aux débutants
✅ Techniques de base et avancées
✅ Encadrement professionnel
✅ Pratique sur modèles
✅ Attestation de formation
🎯 Que vous soyez jeune, étudiant(e), ou à la recherche d’une nouvelle opportunité, cette formation est faite pour vous !
📩 Inscrivez-vous dès maintenant en message privé ou contactez-nous pour plus d’informations.
Beauty Institute Isoraka
038 42 544 38 /037 63 034 33
💎FORMATION PACK PREMIUM💎
📢 Eh, tsy resaka talenta fa fahaiza-manao vokatry ny formation.
💄Amin’ity pack atolotray ity dia mianatra momba ny coiffure sy esthétique izay manomboka any amin’ny base tsara ho fantatra rehetra ianao.
📌 Pratique no atao betsaka mba hifehezanao azy mandritra ny fotoana ianarana ka afaka manao stage na miasa amin’ny salon de coiffure ianao rehefa vita ny formation.
👉 Beauty Institute Isoraka
038 42 544 38 /037 63 034 33
👁️ Tsy mahay mametaka eye liner ? Misy technique izy ireny mba tena ampivoaka azy amin'ilay hitiavanao azy iny.
👇 Jereo ato amin'ny vidéo ary eh.
Mirary hamanjana ho anao hatrany izahay.
Beauty Institute Isoraka
038 42 544 38 /037 63 034 33
📌 Ao an-trano ihany dia afaka mamoaka tsara ny hamanjanao ianao fa manahirana kely rehefa tsy mety mitovy ny soritry ny volomaso.
Ity misy technique tsotsotra hanampy anao.
Mirary soa ary dia zarazarao eh.
Beauty Institute Isoraka
038 42 544 38 /037 63 034 33
Ny manakana anao ankehitriny dia tsy ny talentao fa ny tsy fisian’ny formation.
Ekena fa misy olona havanana manokana fa nianatra sy nandalina daholo izy ireny ary tena lasa tompon-daka avy eo.
👉 Ianaro ny fampiasana ireo rehetra hokirakirainao matetika rehefa hifantoka amin’ity asa ity ianao.
Ahoana no fampiasana ireo fitaovana modernes, ny fanaovana contouring ary ireo technique pro tsara hay rehetra amin’izao vanin’andro izao.
👉 Beauty Institute Isoraka
038 42 544 38 /037 63 034 33
🌟 ATELIER EXCLUSIF : MAKE UP & PERSONAL BRANDING 🌟
Te hahay hisongadina sy hanana fahatokisan-tena foana ve ianao? Natokana ho anao ity fiofanana ity! ✨
📝 Ny fandaharana :
- Maquillage professionnel & Harmonisation des couleurs
- Style, Image personnelle & Confiance en soi
- Fahaizana mampisongadina ny maha-ianao anao (Personal Branding)
💰 Saram-piofanana : 35.000 Ar
- Avance hamandrihana toerana : 20.000 Ar ( Mvola )
- Ny ambiny : 15.000 Ar (aloha mandritra ny fiofanana)
🎓 Maimaim-poana : Attestation any amin'ny farany!
📅 Ny tsara ho fantatra :
📍 Daty : Zoma 29 Mey (09h - 11h maraina)
📍 Toerana : Jardin de Masha (Terminus bus 163 Alasora)
🚀 Voafetra ny toerana! 📥 Midira MP na 📞 Antsoy : 038 42 544 38 | 037 63 034 33
🌝 Misy tâches tsy mety afaka ve ny tarehinao?
👌 Ao an-trano ihany dia efa misy solution raha mahavatra ianao.
👉 Zarao hatrany ary fa mety hahasoa ny hafa ihany koa eh.
Beauty Institute Isoraka
038 42 544 38 /037 63 034 33
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
IBG 21 Isoraka
Antananarivo
101