17/11/2023
Ho an-tsika izay maniry ny te hahay resaka nahandro toy ny :
✴Pâtisserie sy Fast food
✴Cuisine sy glace
✴Charcuterie sy snack sns...
na ihany koa maniry ny hanokatra salon de thé na koa hoe ➡Recette commerciales en ligne sakafo izay tena ankafizin'olona ary mety be amin'izao...dia eto izahy vonona ny handray sy ny hampianatra anao....
➡Natao ho anao ity fa araraoty eee, tena ahaizana avy hatrany miaraka amin'i Madame
Fidirana :
💯 Spécial Samedi 18 Novembre
💯 Lundi 20 Novembre
➡️ amin'ny sarany
🔹 sy Fastfood : 65.000ar
🔹 sy Glace : 65.000ar
🔹 : 65.000ar
✔️Tonga dia pratique, efa misy boky couleur zaraina
✔️Recette mamoaka no ianarana nefa tena matsiro
✔️Tsy maintsy hay ireto rehefa vita ny 3andro (Alatsinainy-Talata-Alarobia) n'a ( Asabotsy in-3)
✔️Mahazo , sarany 5000 ar
👉 Toerana : AMBOHITSOA MAHAZOARIVO
Raha mahaliana anao izany dia mandefa mp na ➡ #0348815960...fa vonona ny handray anao tsara izahay tompoko✴✴✴