13/01/2016
Mbola mitohy ny fisoratana anarana ho anao izay mbola tsy nahavita izany ao amin'ny "Ecole Supérieure de formation en Personal Assistant", ka ny Talata 16 Febroary 2016 no fidirana any amin'ny Rarivato Ankazondandy RN3. PK 55. Antsoy avy hatrany ny laharana: 034.38.814.52
03/12/2015
Ianao io! Araraoty fa efa hifarana ny fisoratana anarana hidirana ao amin'ny taona voalohany. RN3. PK 55 Ambohimpihaonana Ankazondnandy
Soava tsara ny tontolo andro e
31/08/2015
Prochaine rentrée de l'Ecole Supérieure de Formation en "Personal Assistant" à Ankazondandy à très bientôt
Bonne semaine à tous!
19/08/2015
Encore un maximum de "J'AIME"!!!!!!
Bonne journée!!
:)
EZAKA EFIER
Ecole Supérieure de Formation en "Personal Assistant" sis à Ankazondandy RN3. PK 55
19/08/2015
Salanitra e!
Vaovao farany! Ho anao te hahay teny anglisy ao anatin'ny fotoana fohy, misokatra ho anao ny "cours de vacances" ato amin'ny EZAKA EFIER ka hanomboka ny 31 Aogositra ary haharitra 1 volana monja!
saram-pianarana: 40.000Ar
Natao ho an'ny rehetra
Koa tongava haingana ary misoratra anarana e!!!
Toerana: EZAKA EFIER Antaninandro LOT IV 8
Mirary tontolo andro mahafinaritra
17/08/2015
Nohon'ny fangatahan'ny maro aminareo dia ahemotra ny 31 Aogositra ny cours de vacances izay tokony hanomboka anio 17 Aogositra. Aza tara ary misoratra anarana ety amin'ny EZAKA EFIER Antaninadro lot IV 8!
12/08/2015
Encore un max de "J'AIME" les amis
Merci et bonne journée!
EZAKA EFIER
Ecole Supérieure de Formation en "Personal Assistant" sis à Ankazondandy RN3. PK 55
06/08/2015
« Andrianiko ny teniko, ny an’ny hafa koa feheziko »
COURS D’ANGLAIS PARLE pour les enfants 10 à 14 ans
Contactez-nous au 034.38.814.52 ou directement chez EZAKA EFIER LOT IV 8 Antaninandro
05/08/2015
N'hesitez pas à visiter notre nouvelle page en cliquant sur "J'AIME" et n'oubliez pas d'inviter vos amis!! Bonne journée https://www.facebook.com/pages/EZAKA-EFIER/1692312970989727?tab=page_info&view