31/05/2025
Formateur GERME ( Gérez Mieux votre Entreprise)
Madagascar
ILO Madagascar
Natura Madagascar
Tsena Vita Malagasy
Miaina sy mandresy aho eo amin'ny fiainako.
- Entrepreneur
- Formateur GERME
- Mpitaridalana
31/05/2025
Formateur GERME ( Gérez Mieux votre Entreprise)
Madagascar
ILO Madagascar
Natura Madagascar
Tsena Vita Malagasy
Ny tsara dia ianao mahay mandray lesona amin'ny lesoka.
09/08/2024
09/08/2024
18/06/2024
Un grand merci à mes nouveaux followers !
Hery Tiana Radomahefa, Lomphore Fiadanana, Deletre Jacki, Juliette Gloria Mylland Raharisoanirina, Andonantenaina Mampionona Andrea Joelson, Tic's Moramanga
10/06/2024
09/06/2024
Je viens d’atteindre 100 followers ! Merci pour votre soutien en continu. Je n’aurais jamais pu y arriver sans votre aide. 🙏🤗🎉
08/06/2024
Ho anao izay Mbola tsy hainao hoe inona no ataonao na Mbola misalasala sy sairantsaina mametraka lalam-piainana.
Ho anao izay manana fanirina hanangana orinasa sy handraharaha.
Ho anao izay efa manana orinasa efa mitsangana, manana na misedra olana na misy zavatra itanao tokony hampiana.
Ho anao izay efa manana orinasa efa mandroso fa tianao hivelatra kokoa hatrany, ho lasa orinasa ngeza.
Natao ho anao ity GERME ity.
Indro misy famelaberana mahakasika izay.
Raha misy fanontaniana na liana ianao dia aza misalasala manontany.
Mankasitraka indrindra tompoko.
08/06/2024
Mananà fomba fisainana miabo...
"La vie est un mystère qu'il faut vivre et non un problème à résoudre." Gandhi