09/11/2023
Izahay ato amin'ny CFM dia manofana ho matianina amin'ny resaka informatique bureautique.
Eo ihany koa ireo zavatra maro samihafa izay mbola hitanao ao anatiny formation.
Raha mahalina anao ary dia afaka miantso na mandefa mp avy hatrany ianao.
08/11/2023
Miarahaba tompoko.
Ny centre de formation Mazava dia mampiofana ireto taranja ireto:
*Informatique bureautique (Word, Excel, PowerPoint,publish, internet ary réseau)
*Graphic design(Photoshop, Illustrator,indesign)
Formation à domicile amin'izay ora sy andro afahanao
Formation en salle 10h à 12h
Formation en ligne 100%
Ireo formation rehetra ireo dia natao amin'ny sarany mora mba hitsonjovana ny tanora sy amin'izao fiainana efa sarotra izao.
Efa misokatra ny fisoratana anarana.
*Droit d'inscription: 0Ar
*Ecolage: 70.000Ar/niveau
*Délai: 2 mois/niveu
📛Misy ny special samedi 8 à 13 h
Ireto ny laharana azo hifandraisana:
📱034 27 141 95
032 66 136 37