Hilazana isika rehetra fa ho tonga amin'ity faran 'ny volana Août ity ny produit antsika izay amidy amin'ny vidiny maka maro ihany na firy na firy no hovidinao: ireto avy izy ireo ,
* shampooing , masque izay tena mampaniry volo tokoa sady mamelona tsara ny volonao ,
* produit renforçateur ( mise en plis , brushing)
* produit permanente ( Reducteur , fixateur ) + papier pointe
* Coloration en tube izay tena tsara tokoa + oxydant
* poudre decoloration
* sechoir
Tongava manantona ao amin'ny ARKINA Ambodifilao Ampitan'ny ZAY MAIKA Bat David Shop na koa ny ARKINA Antanimena Rond poind Ambony Arrêt bus vers Ankorondrano tel 033 11687 08 - 034 11 687 08,
Aza adino manomboka ny révision ho an'izay rehetra hanao examen d'Etat manantona dieny izao fa ny alatsinainy amin'ny 12h 04/09/17 ny fanombohana - MANKASITRAKA O
Groupe Arkina
Ecole de formation professionnelle en coiffure et de l'Esthétique, agréée par l'Etat
Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the school
Website
Address
Rond Point Antanimena Et En Face Zay Maika Ambodifilao
Antananarivo
101