COURS GPE

COURS GPE

Share

sady mahay no mahay manala fanadinana

Photos from COURS GPE's post 17/10/2020

faradoboka Philo 2020

25/02/2016

salama ny GPE dia mikarakara fitokanana ambavaka ho an mpananala fanadinana ara mpanjakana BEPC sy BACC izay atao an @ trano firanketana an ambatolampy antsirabe ny faha 7 volana MAI ho avy izao afaka mande na mpianatra talo ar mila misoratra anarana mialoha ao @ GPE Fanomezantso ambohimirary ny saran dalana dia 10000ariary mandroso sy miverina misy ten zay ao @ baiboly manao hoy haita zavatra mbola tsy itan masonao ianao ary andre zavatra mbola tsy ren sofinao mandana na manana olana ary enao andao fa tsy manenina enao makany zay vaovao

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101