🔥 WHY IS THE “CHUNK METHOD” SO POWERFUL IN ENGLISH?🇺🇸 🇬🇧💬
Tsy voatery hianatra teny tsirairay foana ianao vao mahay miteny anglais…
👉 Ny tena secret dia ny “CHUNKS” !
📘 Inona ny atao hoe CHUNK? Chunk dia groupe de mots efa fampiasaina miaraka matetika amin’ny conversation.
❌ Ohatra ratsy: “I am agree”
✅ Chunk marina: “I agree with you.”
❌ Mianatra teny tsirairay = miadana 😵
✅ Mianatra chunks = miteny naturel sy rapide 😎🔥
💡 Rehefa chunks no ianaranao: ✔️ Mora tadidy ny phrases
✔️ Haingana kokoa ny fiteny
✔️ Mitovy amin’ny fombaitenin’ny natives
✔️ Mahazo confiance rehefa miteny
🎯 Raha te hahay anglais tena izy: 📚 Use the materials 🗣️ Speak every day 🔥 And train your brain with CHUNKS!
“Practice makes progress.” 💯
🚐✨ Miaraka amin’ny mpampianatra technician, hoatran’izao ny ambiance mandritra ny voyage 😄🇺🇸🇬🇧
Rehefa manazava ny mpampianatra dia tsy misy miteny gasy ao anaty fiara 🔥
Everyone practices English together with joy, confidence, and motivation 💯✨
📢 DATY FIDIRANA MANARAKA 📚✨
🔥 Misokatra indray ny fidirana ho an’ny mpianatra vaovao 💯
📅 01 Jona
📅 08 Jona
🇺🇸🇬🇧 Mianara Anglais amin’ny fomba tsotra, mavitrika ary mahafinaritra
💬 Fampiharana teny anglisy isan’andro + activités + ambiance motivante
👨🎓👩🎓 Ho an’ny ankizy sy olon-dehibe
⚡ Places limitées — aza miandry ela fa misoratra anarana dieny izao!
📞 Contact & WhatsApp us: +261 34 74 538 78
We are available for inquiries and registration 💬
Educational System English
📘 Educational System English
Apprenez l’anglais facilement et efficacement ✨💬🌍🚀
Boost your English skills step by step!
18/05/2026
🚗✨ MIARAKA AMINAY! ✨🚗
📚 CLASSROOM TENA MALALAKA SY MAZAVA BE
Our learning space is SPACIOUS, CLEAN & VERY COMFORTABLE 😍
👨🏫 MPAMPIANATRA TECHNICIANS MAHAY TSARA
✔️ Mahay mampianatra ENGLISH FLUENTLY🇺🇸 🇬🇧
✔️ Ho an’ny ANKIZY sy OLON-DEHIBE 👶👨🎓
🌿 LEARN BEYOND THE CLASSROOM!
Misy ihany koa ny OUTDOOR BREAK & ACTIVITIES 🌳⚽🏀
👉 Hivoahana hianatra ivelan’ny salle de classe
👉 Activities samihafa mampivelatra
fahaiza-manao 💡
🔥 FUN • LEARNING • PRACTICE • EXPERIENCE 🔥
📌 JOIN US AND IMPROVE YOUR ENGLISH WITH CONFIDENCE! 💬✨
📢 FIDIRANA MPIANATRA VAOVAO 📚✨
📅 Alatsinainy 1er sy 08 Jona
🎓 Fandraisana mpianatra vaovao + fanombohan’ny fianarana
📲 WhatsApp : 034 74 538 78
✨ Tongasoa daholo! Aza tara!
🔥🌞 UNE EXPÉRIENCE INOUBLIABLE : SPORT, JOIE SY FIZARANA
AM-PIFALIANA TENA TSY HAY HADINOINA !
Ahoana raha andro iray monja dia afaka mamorona fahatsiarovana maharitra mandrakizay ?
Le dimanche 17 mai, nous avons vécu bien plus qu’une simple sortie…
✨ fotoana feno fifaliana, fifandraisana ary fiarahana tena akaiky, sous un soleil magnifique 🌤️
🔥 Hery tsara sy énergie positive nampiray ny rehetra
🌤️ TENA ANDRO TSARA SY MASOANDRO MAMIRATRA, nampiray sy nampifaly ny rehetra 💛
👉 Basketball & football : fifaninanana sy fifaliana 🤝
👉 Fitonoana hena : partage sy fiarahana mihinana 😋
👉 Jus sy sakafo : ambiance familiale sy chaleur 🍹
👉 Fandehanana lakana : détente sy fotoana milamina 🚣♂️
💛 Andro iray nanjavona ny stress, fa nitsiry ny fihavanana, ny tsiky ary ny firaisankina.
📢 FIDIRANA MPIANATRA VAOVAO
– RENTRÉE OUVERTURE ! 📚✨
📅 Lundi 1er & 08 Juin
📍 Cadre sérieux, motivant ary chaleureux
✨ TONGA SOA HO AN’NY MPIANATRA VAOVAO REHETRA !
📲 WhatsApp : 034 74 538 78
08/05/2026
🚀✨ “Et si votre enfant apprenait l’anglais sans même se rendre compte qu’il est en train d’étudier ?” ✨📚
👦👧 Ho an’ny ankizy 12 ans, dia natao manokana ny fianarana Daily Routine amin’ny anglais amin’ny fomba mora, mahafinaritra ary tsotra azo tadidy!
📖 In class – Learn English with fun activities
🎮 Mianatra amin’ny alalan’ny lalao, dialogue ary activité interactive
💡 Une méthode simple qui aide les enfants à parler anglais progressivement, sans stress
📢 Vokatra azo tsapain-tanana :
✔️ Mahay manamboatra phrase simple amin’ny anglais ny ankizy
✔️ Mahafehy ny vocabulaire “daily routine”
✔️ Mahazo confiance hiteny anglais eo imason’ny olona
✔📌 04 séances monja dia efa mahay toy izao hitanao izao amin' ny video izao .
💡 Zava-dehibe :
“Ny ankizy dia mianatra haingana kokoa rehefa mifangaro lalao sy fianarana 🎯🎮”
🎯 Programme spécial :
⏰ 1h30 par séance
🎲 Méthode ludique, interactive ary mora azo
💡 Natao manokana ho an’ny ankizy
🌟 Mianatra devient un plaisir, pas une contrainte – fianarana lasa fialamboly sy fahalalana miaraka !
07/05/2026
🎨📚 Mianatra sady milalao = mianatra mora kokoa! 😊
Ireo ankizy ato aminay dia manao activités isan-karazany hanamora ny fianarana sy hampitombo ny fahatokisan-tena. ✨
🎲 Jeux éducatifs
🧠 Activités interactives
🗣️ Fampianarana mora azo sy mahafinaritra
Ny tanjona dia mba hahatonga ny ankizy ho tia mianatra sady mahazo aina mandritra ny cours. 💛
📍Cours pour enfants
⏰ 1h30 isaky ny séance
👩🏫 Mpampianatra mahay mifandray tsara amin’ny ankizy
📩 Inbox raha mila fanazavana fanampiny.
🎯 “Ny ankizy tsy mianatra amin’ny fihainoana fotsiny… fa amin’ny filalaovana no tena mampahazo aina azy rehefa mianatra !”
🤗Rehefa mihetsika, mihomehy ary milalao izy ireo, dia tafiditra ho azy ao an-tsainy ny teny Anglais🇺🇸.
>Izany no mahatonga anay mampiasa kilalao toy ny “Jump in the Bag” na “Jump in the T-shirt” — mba hahatadidy haingana sy amin-kafaliana.
🎓 Mpampianatra manampahaizana amin’ny ankizy.
Ny mpampianatra anay dia efa spécialiste amin’ny fampitana lesona ho an’ny ankizy.
Mahafehy fomba fampianarana mora azo izy, mifanaraka amin’ny taonany sy ny fahaizan’ny ankizy tsirairay.
✨ Mampiasa:
Méthode ludique sy interactive
Fampianarana mifototra amin’ny jeu sy mouvement
Fomba manamora ny fahatakarana sy fitadidiana
💡 Vokany: mahazo aina ny ankizy, liana hianatra, ary mandray lesona haingana kokoa.
🚀 Un bon encadrement = apprentissage efficace et durable
>✨ Apprendre en s’amusant, c’est apprendre pour de vrai.
📞 Contact & WhatsApp
034 74 538 78
📩 Aza misalasala miantso na mandefa message amin’ny WhatsApp raha mila fanazavana fanampiny.
30/04/2026
🚀 Et si votre enfant aimait enfin apprendre ?
Nous proposons un accompagnement éducatif spécialisé pour enfants, basé sur une méthode simple, efficace et adaptée à chaque niveau.
🎯 Notre objectif
Aider chaque enfant à :
Comprendre facilement ses leçons
Gagner en confiance
Améliorer ses résultats scolaires
📚 Une méthode d’apprentissage claire et accessible
✔️ Explications simples et adaptées
✔️ Progression au rythme de l’enfant
✔️ Exercices pratiques pour mieux retenir
✔️ Suivi personnalisé de chaque élève
🌟 Ray aman-dreny malala, fotoana izao hanomezana ho avy tsara ho an’ny zanakao.
Ny teny Anglisy dia tsy fianarana fotsiny, fa lakilen’ny fahombiazana.
🌍 Fiteny iraisam-pirenena
📚 Manamora ny fianarana amin’ny taranja rehetra
💼 Manokatra varavarana ho amin’ny asa sy vintana maro
👶 Ny ankizy mbola kely no mora mandray sy mianatra haingana indrindra.
Izany no mahatonga ny fanombohana aloha ho zava-dehibe.
💬 Omeo azy ny vintana: 👉 Hiteny Anglisy am-pahatokisana
👉 Hianatra amin’ny fomba mahafinaritra sy mifanaraka amin’ny taonany
👉 Hanana fahatokisana bebe kokoa amin’ny ho avy
❤️ Ny fahaizana Anglisy dia fanomezana tsy ho lany andro.
🚀 Aza miandry ela…
Atombohy anio ny dian’ny fahombiazany.
🌍 Te hiteny anglisy tsara ve ianao?
Ny tontolo ianaranao dia manampy betsaka amin’ny fahombiazana.
Ao amin’ny 🇺🇸 Educational System English :
📚 Kilasy madio sy voalamina
🌞 Hazavana naturel sy mahafinaritra
🪑 Seza mahazo aina
👨🏫 Groupe kely → mpianatra rehetra arahina tsara
✨ Eto ianao dia:
✔️ Mahatakatra tsara
✔️ Mahay miteny
✔️ Mahazo confidence
🚀 English dia tsy sarotra rehefa ampianarina amin’ny fomba tsara.
📩 Inscription ouverte
📍 Educational System English
📞 Mifandraisa aminay raha mila fanazavana
fanampiny
📞 Contact & WhatsApp: 034 74 538 78
15/04/2026
🎬 English Challenge kely ho anao!
Indraindray dia misy teny kely fotsiny no mahasamihafa ny correct sy ny wrong 😏
👉 The movie is based ____ a true story.
A. in
B. from
C. on
🤔 Inona no valiny marina?
Ataovy ao anaty commentaire ny safidinao 👇
⚠️ Astuce: misy préposition iray matetika ampiasaina rehefa miresaka zavatra “basé sur quelque chose”...
🔥 Andramo aloha ny fahaizanao!
🚀🔥 STOP scrolling — ton anglais ne va jamais s’améliorer si tu restes passif ! 🔥🚀
👉 Let’s master ACTION WORDS (verbes d’action) — le cœur de chaque phrase ! 💥
💡 Exemples simples:
🏃♂️ Run (courir) → I run every morning.
🍽️ Eat (manger) → She eats healthy food.
✍️ Write (écrire) → They write emails daily.
🗣️ Speak (parler) → We speak English in class.
📖 Learn (apprendre) → You learn something new today!
⚡ Règle importante: Pas de verbe d’action = pas de vraie phrase !
🎯 Challenge:
👉 Fais 1 phrase avec un action word dans les commentaires !
💬 Commente ta réponse — on apprend ensemble !
👍 Like si ça t’aide
🔁 Partage avec un ami qui veut améliorer son anglais
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the school
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101