E-media Centre de Formation

E-media Centre de Formation Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from E-media Centre de Formation, II Y 33 bis P Ampasanimalo, Antananarivo.

09/02/2023
đŸ‡Č🇬Tonga nankahery ny fianakavian’Itompokolahy RAKOTONIRINA LoĂŻc na i RAK ROOTS teny amin’ny lapan’ny lapan’ny fanatanjah...
22/07/2022

đŸ‡Č🇬Tonga nankahery ny fianakavian’Itompokolahy RAKOTONIRINA LoĂŻc na i RAK ROOTS teny amin’ny lapan’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina ny Vondrona E-Media izay notarihin’ny Filoha Tale Jeneraly ANDRIANASOLO Rojo, androany maraina.
Isan’ny nanovo fahalalana teo anivon’ny sekoly E-Media RAK ROOTS, ary nifandray akaiky na tamin’ny Filoha Tale Jeneraly na tamin’ireo mpampianatra sy mpiara-miasa
Izahay eto anivon’ny vondrona E-Media dia mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviana.

đŸ‡«đŸ‡·Le Groupe E-Media, dirigĂ© par son PrĂ©sident-Directeur GĂ©nĂ©ral, Rojo ANDRIANASOLO a prĂ©sentĂ© ce jour, ses condolĂ©ances Ă  la famille de RAKOTONIRINA LoĂŻc ( RAK ROOTS ).
RAK ROOTS Ă©tait un ancien Ă©tudiant de l’UniversitĂ© E-Media et entretenait une relation fraternelle tant avec le PDG du Groupe qu’avec les enseignants et collaborateurs.
Le Groupe E-Media, réaffirme son soutien à la famille du défunt

19/01/2022
19/01/2022
29/11/2021

Ilazana isika mpianatra hivoaka amin’ity taona 2021 ity fa ho tanterahina ny Alakamisy 02 DĂ©cembre izao ny fihaonana @ Mme Hary Yvette Rasolomanantsoa marraine de promotion. Izay atao aty @ grande salle E-media Tsiadana maraina.
Misaotra Tompoko
————

Avis aux Ă©tudiants sortants 2021. La rencontre avec la marraine de promotion Mme Hary Yvette Rasolomanantsoa aura lieu le 02 DĂ©cembre 2021 dans la grande salle de l’E-media Tsiadana Ă  10h.
Merci Ă  tous.

ARAHABAINA TRATRAN'NY TAONA VAOVAO       Fidirana vaovao ho an'izay maniry ny hianatra ato amin'ny E-MEDIA Centre de for...
30/06/2021

ARAHABAINA TRATRAN'NY TAONA VAOVAO

Fidirana vaovao ho an'izay maniry ny hianatra ato amin'ny E-MEDIA Centre de formation Proffessionnelle ny 3 fevrier sy ny 3 Mars ho avy izao
✅ Fotoana izao hahafahanao mijery ny ho avy.
✅ Fotoana izao hahafahanao manovo fahaizana vaovao ka hamoronanao asa hahafahanao miatrika fiainana.
đŸ”°â–¶ïž misokatra ny fisoratana anarana hahafahanao mianatra mahakasika ny tontolon’ny SARY, FEO, TONTOLON’NY INFORMATIKA

🏃🏃 Vonjivonjeo ary ny toerana fa voafetra noho ny hamehana ara-pahasalamana izay tandrovantsika fatratra ankehitriny.

Address

II Y 33 Bis P Ampasanimalo
Antananarivo
TANÀ101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:30 - 11:30

Telephone

033 02 250 86

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when E-media Centre de Formation posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to E-media Centre de Formation:

Shortcuts

Share