19/08/2025
Cours fimpama Ambanidia "Fivondronan'ny mpanabe matihanina"
Cours : Préparation aux examens BEP G² & G³ et BACC A & G² & G³
Cours journalier / cours mercredi après midi et samedi toute la journée
19/08/2025
𝖬𝖺𝗍𝗂𝗁𝖺𝗇𝗂𝗇𝖺 𝗌𝗒 𝗆𝖺𝗋𝗂𝗇𝖺 𝗇𝗈 𝖿𝖺𝗇𝖺𝗆𝖻𝗒 𝖺𝗋𝖺𝗁𝗂𝗇𝗍𝗌𝗂𝗄𝖺 , 𝖿𝖺𝗇𝗈𝗂𝗍𝗋𝖺 𝗁𝖺𝗆𝗉𝖺𝗇𝖽𝗋𝗈𝗌𝗈 𝖿𝗂𝗋𝖾𝗇𝖾𝗇𝖺 𝗂𝖺𝗇𝖺𝗋𝖾𝗈 ✨
𝖬𝖺𝗇𝗂𝗇𝖺 𝗌𝖺𝗁𝖺𝖽𝗒 , 𝗆𝖺𝗆𝗒 𝖻𝖾 𝗂𝖺𝗇𝖺𝗋𝖾𝗈 ❤️ 𝗆𝗂𝗋𝖺𝗋𝗒 𝗌𝗈𝖺 𝖣𝗂𝖺 𝗍𝗈𝗇𝗀𝖺𝗏𝖺 𝖺𝗆𝗂𝗇'𝗇𝗒 𝖺𝗏𝗈 𝗂𝗇𝖽𝗋𝗂𝗇𝖽𝗋𝖺 🙏
-----------------------------------------------------------------------
🎵Andininy voalohany hira fanevan'ny sekoly... Ho zaraina feno tsy ho ela...
🔜Fimpama 2024-2025 à très bientôt
30/04/2024
✨Efa manakaiky ny fotoana , Dia ho averina indray ny taloha ✨
Manantona MP fotsiny izayhaka ticket sy Mila fanazavana fanampiny
✔️Efa masaka avokoa : Ny sary, ny feo, ny mafana, ny mangatsiaka sy ny rehetra rehetra iny e... 🤗
Tongavasoa ny andro ✍️
________________________________
Tokana - ho Ampoka Hamamiana - tsy hanam-Paharoa Ity fotoana hiarahantsika ity. ✨
Hanasana ny rehetra Tsy an-kanavaka
🔖 Ticket : Afaka Alaina ety amin'ny IN-Fimpama Ambanidia na sur Messenger
👉Fandrihana Mialoha fa voafetra ny toerana
✔️Misy fiara hiombonana hiraisana (Car mandroso sy Miverina) ho an'izay Mila izany
✔️Misy izay ilaina rehetra eny an-toerana
✔️ Parking sécurisé
🎉🎁Surprise
Picnic Géant🏞️ (Piscine🏝️ Animation DJ🎧,Kemesse 🎡Fête foraine🎪karaoké concours, et plusieurs d'autres activités...)
✔️ divers lots à gagner
✔️ Grillades et boissons abondamment
🎤Sono& lumière : Sky Music
Samedi 11 Mai (Fa Loisir Imerintsiatosika)
Paf : 15.000ar (accès à toutes activités)
Transport (aller retour) : 15.000ar
Mihavia oh 🤗
21/03/2024
Manasa anao hiditra MP ho an'izay Ancien FIMPAMA Mahita izao antso izao ✨
Soava tsarà avokoa o ☺️🙏
14/01/2024
🎊1️⃣0️⃣✨
We are the colors in the dark
10/01/2024
Taona vaovao feno FAHOMBIAZANA satria hafa ihany ny miaraka Amin'ny mpanabe Tena matihanina✨
🧑🏫Fanabeazana feno sy vokatra azo antoka ary noporofoin'ny efa vita ✓10taona
🔥Raikitra ary, tsy hamelantsika raha tsy eo an-tananao...
*Rentrée 2e vague : Sam 13 janvier (08h)
Aty ianao mahita izy sy ny Tena tsirony (✓première séance GRATUITE)
-----------------------------------------------------------------------
✓Cours/Lycée : BEPC - BEP - BACC (G² - G³ - FTG - A - D - L - OSE)
✓Candidat d'école daholo : Demi journée - spécial samedi & mercredi
✓Toutes matières na misafidy matières
----------------------------------------------------------------------
⚪Toerana : Ambanidia - Ankadifotsy - Ankadilalana (Mahamasina)
⚪Manomboka Amin'ny 20.000ar isam-bolana dia ho tsapanao...
----------------------------------------------------------------------
Tél : 032.63.135.25 - 034.73.135.25
Ny ho avinao no iantohanay !
12/12/2023
11/12/2023
Bonne semaine ✨
09/12/2023
Exercice Maths-Fi
Intérêt composé - Annuité - Amortissement
Zarazarao sy aparitaho Ary Dia ataontsika AO anaty vidéo afaka Andro vitsivitsy ny correction eh
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the school
Telephone
Website
Address
Ambanidia Volosarika
Antananarivo