15/12/2025
Faly miarahaba ireo mpianatra izay nahavita izao dingana lehibe mamarana ny fiofanana narahiny teto amin’ny IAFTDC izao androany.
Dia mirary azy ireo samy ho tody soa amin’izay tanjona iriana avy, ka hitondra ny anjara birikiny eo amin’ny fampandrosoana ny Eklesia.