20/08/2026
Fizaràna kely momba ny pé**le Sustain
Tsy ary ho voateniko eto daholo ny momba ny fampiasàna azy fa ianareo koa afaka manampy eo amin'ny taria
- Raha vao hanomboka hianatra sy hanatsara fitendry dia aleo tsy mampiasa azy
- Fantaro ny asan'ny pé**le telo amin'ny piano mba hahafahanao mampiasa azy amin'ny tokony ho izy (inona daholo tokoa moa no anarany eo amin'ny piano moderne?)
- Tsy misy farany ny fianarana azy io
- Ny clavier professionnel dia afaka hampiasàna pé**le progressif izany hoe tsy miasa/tsy miasa fotsiny fa mety hasiana dosage ny fanitsahana azy toy ny tena piano
- Misy zavamaneno tsy misy sustain ka manahirana ny sofina raha ampiasaina.Ohatra : ny orgue na ny strings
Inona koa?
18/08/2026
13/08/2026
26/07/2026
17/07/2026
17/07/2026