09/01/2024
🏵️Cours de coiffure Misokatra isan'andro ny fisoratana anarana,
🏵️Ampasapito météo,rond point,ampitan'ny arrêt bus makany andraisoro
🏵️Agréé par l'État
🏵️Durée : 2 semaines na 6 semaines
🏵️Tel: 0340800909
Tsy mbola nandiso fanantenana anao..
16/09/2021
Misokatra ny fisoratana anarana amin'ny promotion vaovao, 0340800909
05/09/2021
💥 Fidirana manaraka ny 06 octobre20021 ho avy izao,vonjivonjeo fa voafetra ny toerana,
💥 Fanazavana fanampiny...tel 0340800909,
💥Toerana . météo Ampasapito rond point, ampitan'ny arrêt bus Andraisoro
03/08/2021
Fidirana vaovao androany😍😍😍
20/03/2018
Miarahaba e!
Izahay dia mampiofana ho an'ireo izay liana amin'ny fanamboarana volo sy tarehy, mandray mpianatra isan'andro, mampiasa ny fitaovana ampy tsara amin'izany fampianarana izany,
Manantona anay ety amin'ny toeram-pianarana (Ampasapito Météo, ampitan'ny arrêt bus Andraisoro) na koa mandefasa MP, na miantsoa ny 034 08 009 09 ary raha mila fanazavana misimisy kokoa, mandray anao izahay.
Misaotra indrindra.
08/02/2018
Araraoty hatrany ny fiofanana atolotray ho anao, amin'ny tontolon'ny tao-volo sy ny fanaovana tarehy.
Ny fisoratana anarana sy fidirina dia azonao atao isanandro,
Aza misalasala ary manantona sy miantso anay amin'ny laharana 034 08 009 09
05/02/2018
Toerana hahitana ny Soa sy Kanto Formation zay manolotra ny fiofanana mikasika ny tao-volo sy ny fanaovana tarehy,
Rond Point Météo Ampasapito,
Ampitan'ny arrêt bus mankany Andraisoro
Azonao atao ny manantona sy miantso anay amin'ny laharana 034 08 009 09
01/02/2018
Soa sy Kanto Formation dia faly mampilaza anareo izay liana amin’ny fampianarana sy fiofanana atolotray fa ny fidirana manaraka dia ny Alatsinainy 12 febroary ho avy izao, izay eny amin’ny toerana misy anay (Météo Ampasapito ampitan’ny Arrêt bus mankany Andraisoro)
Azonao atao ny miantso ny laharana 034 08 009 09 na koa mandefa hafatra miafina (MP) aminay raha mila fanampim-panazavana.
Misaotra ary mandrapihaona indray.