Ilazana isika ray aman-dreny fa tsy mianatra ny mpianatra rahampitso Alarobia 11Février 2026
Miverina mianatra ny Jeudi 12 Février 2026
Misaotra tompoko
Les p'tits malins
les p'tits malins
creche-prescolaire-primaire-secondaire
ouvert du lundi au vendredi de 6h 30 à17h 30
Ilazana isika Ray aman-dreny fa miverina mianatra ny mpianatra manomboka rahampitso Alarobia 15 Oktobra 2025
Misaotra tompoko
Ilazana isika Ray aman-dreny fa tsy mbola mianatra ny mpianatra rahampitso Talata 14 Oktobra 2025
Lazaina manaraka eto ihany ny fitohizan'ny fampianarana
Misaotra tompoko
Ilazana ianareo ray aman-dreny fa noho ny toe-draharaha eto amin'ny firenena dia tsy mianatra ny mpianatra ny Alatsinainy 13 Oktobra 2025 ,ary asaina ianareo hanaraka tsy tapaka ny pejin'ny sekoly ny amin'izay fitohizan'ny fampianarana
Misaotra tompoko
Ilazana isika Ray aman-dreny fa miova toy Zao indray ny fandaminana eto anivon'ny sekoly
- mianatra tapak'andro maraina ihany ny préscolaire sy primaire :miditra amin'ny 7h30 ary mirava amin'ny 11h
-ny collège kosa dia mianatra maraina sy hariva toy ny mahazatra
Natao izao mba ahafahana manomana ny fanadinana
Misaotra tompoko
Ilazana isika Ray aman-dreny fa mianatra maraina sy hariva rahampitso 06 Oktobra 2025
Misaotra tompoko
Ilazana isika Ray aman-dreny fa manoloana ny toe-java- misy amin'izao dia tsy mianatra ny mpianatra ny Zoma 3 Oktobra 2025
Miverina mianatra kosa ny Alatsinainy 6 Oktobra 2025
Misaotra tompoko
Ilazana isika Ray aman-dreny fa mianatra maraina sy hariva ny mpianatra anio Alakamisy 02 Oktobra 2025 ,ary mirava amin'ny 4 ora daholo
Misaotra tompoko
Ilazana isika Ray aman-dreny fa miverina mianatra maraina sy hariva ny mpianatra rehetra manomboka ny Alakamisy 02 Oktobra 2025
Misaotra tompoko
Ilazana isika Ray aman-dreny fa miverina mianatra ny mpianatra rehetra rahampitso Talata 30 Septambra 2025 fa tapak'andro maraina ihany
Manasa antsika hanaraka ny pejin'ny sekoly hatrany
Misaotra tompoko
Ilazana isika Ray aman-dreny fa ny tapak'andro ihany no mianatra ny collège anio 29 Septembre 2029
Marihina fa raha tsy misy ny fiovana dia miverina mianatra ny rehetra rahampitso 30 Septembre 2025
Asaina isika Ray aman-dreny hanaraka tsy tapaka ny vaovao sy ny pagen' ny sekoly
Misaotra tompoko
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Lot 70 Ambohinambo Talatamaty
Antananarivo
101