Formaprod

Formaprod Formations professionnelles et installation des jeunes

No comment 🥰👍
15/01/2024

No comment 🥰👍

24/12/2023
MAHAVOKATRA ZANATRONDRO MIISA HATRAMIN’NY 80 000👉Anisan’ny tovovavy mihetsiketsika tokoa i Sendrasoa monina ao Ambatofin...
22/12/2023

MAHAVOKATRA ZANATRONDRO MIISA HATRAMIN’NY 80 000

👉Anisan’ny tovovavy mihetsiketsika tokoa i Sendrasoa monina ao Ambatofinandrahana. Nianatra ny fiompiana trondro ara-teknika niaraka tamin’ny mpampiofana mpiahy na tuteur izy tamin’ny taona 2018. Nanao fampiharana avy hatrany rehefa vita ny fiofanana. ✅Nivoatra hatrany ny fiainany. Ankehitriny dia sady mamokatra zana-trondro izy no mamokatra trondro vaventy matavy. Ankoatra izay dia mampiasa vola avy amin’ny GVEC mba hividianana sy hanangonam-bokatra amin’ny fararano izy ary mivarotra izany indray rehefa tonga ny fotoana mahalafo azy. ✅Tahaka ireo tanora an’hetsiny notohanan’ny FORMAPROD dia miketriketrika mandavantaona ny tovovavy ary tsy mionona amin’ny seha-pihariana iray. Tamin’ny fihaonanay ny volana novambra 2023 no nanambarany fa 8️⃣0️⃣ 0️⃣0️⃣0️⃣ eo ho eo no isan’ny zana-trondro hamidiny hatramin’ny faran'ity taona 2023 ity ary azony antoka fa ho lafo daholo ireo raha 200 ariary no ivarotany ny iray.
ℹ️ Mbola ny trondro fotsiny io voaresaka io. Anisan’ny tanora mpitarika koa I Sendra na eo anivon’ny GVEC na ao anatin’ny Tambazotran’ny tanora. “Aza ny hakeliny no jerena fa ny fiketreketrehany”.
▶️Alefa Sendra a ⏹.

Address

1er Etage, Immeuble FOFIFA, Ampandrianomby/TANA
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 20:30 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Formaprod posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Formaprod:

Shortcuts

Share

Category