26/03/2026
Ancienne ISPM
Sucré @ sehatra rehetra isika
𝟐𝟓 𝐌𝐚𝐫𝐭𝐬𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔
Misaotra an'Andriamanitra sy ireo mpiara-miasa teto anivon'ny Minisitera tamin'ny fifampitokisana sy ireo asa niaraha-nanatanteraka tao anatin'ny izay efa-bolana niarahana niasa izay.
Faly miarahaba ny Ministry ny Mponina sy Firaisankina vaovao Ramatoa 𝑹𝒂𝒌𝒐𝒕𝒐𝒏𝒊𝒂𝒊𝒏𝒂 𝑪𝒂𝒕𝒉𝒊𝒂
Mirary fahombiazana hatrany ho an’ny adidy masina izay ho sahaninao ho fiahiana Ireo mponina marefo eto Madagasikara.
𝑹𝒂𝒉𝒂𝒓𝒊𝒏𝒊𝒓𝒊𝒂𝒏𝒂 𝑺𝒊𝒅𝒐𝒏𝒊𝒆
23/03/2026
Ancien ISPM,
SUCRÉ eny rehetra eny!!!
20/03/2026
✨ DEMI-FINALE, NOUS VOILÀ ✨
On l’a fait… et ce n’est que le début.
Grâce à vous, à votre énergie et à votre soutien, notre aventure continue jusqu’en demi-finale 🖤
📍WAY UP représentant de l'Université ISPM - Institut Supérieur Polytechnique de Madagascar vous donne rendez-vous Demain pour la Demi-finale du Smatchin Dance Contest🔥
Venez faire du bruit avec nous, vibrez avec nous 🔥
19/03/2026
Programme 1/8 de finale Smatchin
Tongava daholo manohana ny ekipantsika
Toerana : TERRAIN EXTERIEUR PALAIS DES SPORTS
26/02/2026
Hanao 1/4 ny SUCRÉ rahampitso 27-02-26
10h ny match, koa manentana izay afaka manatrika hiaraka hibata fandresena @ ISPM FC .
21/02/2026
Calendrier du match Lundi 23-02-26