Malagasy Innovative Teachers

Malagasy Innovative Teachers

Share

MIT conseille aussi les parents dont les enfants sont en difficulté.

MIT forme les enseignants et les administratifs à des pratiques innovantes et modernes, qui facilitent leur travail, donnent de meilleurs résultats et une visibilité aux établissements.

21/02/2026

Coucou, zaraina eto aloha ity fa sendra hita tany ho any dia mba samy manome ny valiny ao anaty commentaires e! Alefa ny valiny amin'ny manaraka, fa araho ny pejy ....

29/11/2025

👉Formation innovante en ligne pour les enseignants, concernant le numérique, la didactique, la pédagogie, les évaluations.
🙂Facilement accessible, même pour ceux qui ne sont pas à Antananarivo.
📲N'hésitez pas à nous contacter !

22/11/2025

Raha mahaliana anao ny fiofanana, dia manasa anao ho tonga amin’ny alaroba 26 novembre 2025 amin’ny 1 ora sy sasany aloha, dia mianatra mampiasa ny fitaovana sy manatrika ny lancement (tsy andoavam-bola), avy eo vao misoratra anarana sy mandoha vola amin’izay module tianao.

👉Aza misalasala mandefa MP raha mila fanazavana fanampiny, na miantso ny 034 71 598 41

21/11/2025

Vita izay ny telo volana voalohany, fotoana mety izao hakana fahaizana sy traikefa vaovao hiatrehana ny telovolana manaraka.
👉 Fampahafantarana ny fitaovana sy fisoratana anarana ny alarobia 26 novembre 2025
👉Afaka misafidy "module" koa

31/08/2025

🚀Ho anao tompon’andraikitry ny sekoly, ho anao mpampianatra mitady fahombiazana !
Vita iny ny fiofanana natolotray.
Aza adino fa ;
 Afaka manatona ny sekoly izahay
 Afaka mamaly ny hetaheta hafa amin’ny lafiny fanofanana
💡Ny mpampianatra sy ny fitantanana mivoatra no antoky ny fahombiazan’ny mpianatra

📱 034 71 598 41
🌍 www.innovativeteachers.net
📌 Facebook/Messenger : Malagasy Innovative Teachers

26/08/2025

🚀Ho anao ray aman-dreny, sahirana amin’ny fitaizana !
Misy fiofanana atolotray ity, hanampiana anao

Mpampiofana: matihanina amin’ny fanabeazana zaza sy tanora nandritra ny 25 taona

Raha liana ianao dia tsindrio ny rohy : https://forms.gle/Xx2gmGmpMSPyLCDH9
📞 Fanazavana fanampiny 034 71 598 41
🌍 www.innovativeteachers.net
📌 Facebook/Messenger : Malagasy Innovative Teachers

💰 Fadraisana anjara : 50 000 Ar

26/08/2025

🚀Responsables d’établissements, enseignants dynamiques !
💰 Nos formateurs universitaires expérimentés vous proposent une formation innovante pour actualiser vos connaissances et améliorer votre expertise
💡Se former, c’est investir pour l’excellence et la visibilité
📅 Modules
🔹 Pour les enseignants:
 Enseigner à l’ère du numérique et de l’IA (Module 1) communication, préparations, pratiques de classe, tâches administratives (même pour les débutants).
 Bien préparer son cours (Module 2): Faire évoluer les représentations des élèves, planifier, organiser, utiliser des démarches innovantes.
 Maximiser l’attention de TOUS ses élèves (Module 3): Techniques d’animation, gestion des élèves difficiles, gestion des erreurs répétitives
 Faire réussir TOUS vos élèves (Module 4) : Techniques d’évaluation et de remédiation, taxonomie.

🔹 Pour les administratifs
 Gérer son établissement à l’ère du numérique (Module 5) : communication, gestion pédagogique et financière
🔹Offre spéciale
 Réduction pour les inscriptions multiples (plusieurs personnes à la fois et/ou personne participant à plusieurs modules)

📍 Lieu de formation: Complexe Scolaire Ampefiloha + en ligne
💰PARTICIPATION : 35 000 Ar/module = Formation + suivi offert pendant 3 mois + attestation

📞 et 📱 034 71 598 41
🌍 www.innovativeteachers.net
📌 Facebook/Messenger : Malagasy Innovative Teachers

Fisoratana anarana amin'ny "formation" karakarain'ny MIT 25/08/2025

🚀Ho anao tompon’andraikitry ny sekoly, ho anao mpampianatra mitady fahombiazana !
Misy fiofanana atolotray ity, mifanaraka amin’ny fivoarana ankehitriny eo amin’ny tontolon’ny fampianarana
💡Ny mpampianatra sy ny fitantanana mivoatra no antoky ny fahombiazan’ny mpianatra
📅 Modules
🔹 Ho an’ny mpampianatra:
 Mpampianatra mampiasa nomerika (Module 1) Fampiasana nomerika amin’ny fampianarana, fanafainganana ny fikirakirana naoty, fifandraisana miaraka amin’ny nomerika, fampiasana IA, na dia ho an’ireo vao manomboka aza.
 Mpampianatra tsara omana (Module 2): Fanovana ny fomba fijerin’ny mpianatra hifanaraka amin’ny hevitra siantifika, fanaovana drafi-mpampianarana tsara omana nefa manaja fotoana.
 Mpampianatra mahay mampifantoka ny mpianatra REHETRA (Module 3): Fanentanan an-dakilasy, Fifandraisana amin’ny mpianatra “maditra” sy mpanakorontana
 Mpampianatra mampahomby ny mpianatra REHETRA (Module 4) : Fahaizana mampihatra ny tetikady fampianarana vaovao mampitombo ny vokatry ny fampianarana.

🔹 Ho an’ny mpandraharaha
 Mpandraharaha mitantana miaraka amin’ny nomerika (Module 5) : Hatsarao sy hafaingano ny fifandraisana, ny fikirakirana naoty sy voka-panadinana, karaman’ny mpiasa
🔹 Tolotra fanampiny
 Manome fihenam—bidy ny olona maromaro miaraka misoratra sy ho an’ny olona iray manao ny modules 4
 Afaka manatona ny sekoly
 Afaka mamaly ny hetaheta hafa amin’ny lafiny fanofanana

📍 TOERAM-PIOFANANA: Eto Antananarivo + ampitain-davitra
💰 Fandraisana anjara : 35 000 Ar/module = Fiofanana + fanampiana ny mpiofana tsirairay + attestation de participation (azo eo no ho eo) + attestation de réussite (azo atao dossier ho an’ireo manaraka suivi)

💰 Tantsoroka ataon’ny mpampiofana matihanina, manana traikefa > 20 taona
📞 Fandrio ny toeranao ! = 100% en ligne na présentiel/visio + suivi en ligne

📱 034 71 598 41
🌍 www.innovativeteachers.net
📌 Facebook/Messenger : Malagasy Innovative Teachers

Fisoratana anarana amin'ny "formation" karakarain'ny MIT 27-28'-29 aogositra 2025. Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka mandefa MP amin'ny Malagasy Innovative Teachers, afaka miantso ny 034 71 598 41 koa.

24/08/2025

🚀Ho anao tompon’andraikitry ny sekoly, ho anao mpampianatra mitady fahombiazana !
Misy fiofanana atolotray ity, mifanaraka amin’ny fivoarana ankehitriny eo amin’ny tontolon’ny fampianarana
💡Ny mpampianatra sy ny fitantanana mivoatra no antoky ny fahombiazan’ny mpianatra
📅 Modules
🔹 Ho an’ny mpampianatra:
 Mpampianatra mampiasa nomerika (Module 1) Fampiasana nomerika amin’ny fampianarana, fanafainganana ny fikirakirana naoty, fifandraisana miaraka amin’ny nomerika, fampiasana IA, na dia ho an’ireo vao manomboka aza.
 Mpampianatra tsara omana (Module 2): Fanovana ny fomba fijerin’ny mpianatra hifanaraka amin’ny hevitra siantifika, fanaovana drafi-mpampianarana tsara omana nefa manaja fotoana.
 Mpampianatra mahay mampifantoka ny mpianatra REHETRA (Module 3): Fanentanan an-dakilasy, Fifandraisana amin’ny mpianatra “maditra” sy mpanakorontana
 Mpampianatra mampahomby ny mpianatra REHETRA (Module 4) : Fahaizana mampihatra ny tetikady fampianarana vaovao mampitombo ny vokatry ny fampianarana.

🔹 Ho an’ny mpandraharaha
 Mpandraharaha mitantana miaraka amin’ny nomerika (Module 5) : Hatsarao sy hafaingano ny fifandraisana, ny fikirakirana naoty sy voka-panadinana, karaman’ny mpiasa
🔹 Tolotra fanampiny
 Manome fihenam—bidy ny olona maromaro miaraka misoratra sy ho an’ny olona iray manao ny modules 4
 Afaka manatona ny sekoly
 Afaka mamaly ny hetaheta hafa amin’ny lafiny fanofanana

📍 TOERAM-PIOFANANA: Eto Antananarivo + ampitain-davitra
💰 Fandraisana anjara : 35 000 Ar/module = Fiofanana + fanampiana ny mpiofana tsirairay + attestation de participation (azo eo no ho eo) + attestation de réussite (azo atao dossier ho an’ireo manaraka suivi)

💰 Tantsoroka ataon’ny mpampiofana matihanina, manana traikefa > 20 taona
📞 Fandrio ny toeranao ! = 100% en ligne na présentiel/visio + suivi en ligne

📱 034 71 598 41
🌍 www.innovativeteachers.net
📌 Facebook/Messenger : Malagasy Innovative Teachers

19/08/2025

Chers responsables d’établissements,
La formation continue n’est pas une dépense, c’est un investissement durable pour l’avenir de votre établissement
Nous sommes des formateurs expérimentés et professionnels, et nous vous proposons des formations de qualité pour que votre établissement puisse avancer vers l’excellence.
1. Contenu des modules
Le lancement de chaque module se fait en une demi-journée, et donne lieu à une attestation de participation.
Module 1: enseigner avec le numérique:
- initier les participants, même débutants, au numérique,
Module 2 : bien préparer votre cours
- Objectifs et résultats d’apprentissage
- Planification et préparation
- Utiliser les conceptions des élèves pour avancer
Module 3 : Maximiser l’implication de vos élèves
- Gestion des élèves difficiles
- Techniques d’animation
- Outils et démarches: avec des exemples PC, Maths, SVT ou autres
Module 4: faire réussir tous les élèves
- Erreurs et obstacles
- Taxonomie
- Les différentes techniques d’évaluation
- Remédiation et pédagogie différenciée pour combler les lacunes de l’apprentissage
Module 5: gérer votre établissement grâce au numérique :
- Initiation à la gestion des absences, des notes, des résultats, de la partie financière avec la suite Microsoft
- Publipostage et mailing-list.
2. Suivi et encadrement des formés
Le suivi des formés se fait en ligne sur site pendant un trimestre, et donne lieu àà une attestation de réussite. Il consiste en :
- Retours sur les productions des formés: fiches de préparation / d’activité, vidéo de classe, notes des élèves avant et après formation de leurs enseignants, etc…, webinaires
Des observations de classe peuvent être effectués sous conditions.
3. Participation : 35 000ar/module
Le choix des modules est libre.
PRIX groupe
- Pour les inscriptions groupées (>5 personnes) : 30 000 ar par module
- Pour les personnes participant aux 4 modules = 100 000ar/pers les 4 MODULES (soit 25 000ar/ module)
PRIX établissement > 30 personnes à Tana ville
- Si entre30 et 50 personnes : 750 000 ar par module, soit 3 000 000ar les 4 MODULES (soit 25 000 000ar/personne /module)
- Si > 50 personnes : 1 000 000ar par module soit 4 000 000ar pour les 4 modules (soit 20 000ar/personne/module).

📍 Lieu de formation à Antananarivo : Complexe Solaire Ampefiloha
📞 Contact : 034 71 598 41
🌍 www.innovativeteachers.net

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Antananarivo
101