Broker may cry - Trading

Broker may cry - Trading

Share

"Trading c'est simple, mais pas facile 🇲🇬.Avant d'investir dans quelque chose,investissez du temps.

20/04/2026

❤️

15/04/2026

Ahoana marina raha atao 3D ny chart tsika☺️?
Inona no lesoka tsy anaovany tradingview azy? Sa inona no manakana azy

14/04/2026

Inona no fiantsona an'zao mo?😁😅🤑

08/04/2026

Fantatrao ve fa ao aminy bmc i.t.o.s afaka ijeren'ireo investisseurs toy ny propfirm izay trader mahay ka karamany zareo.efa misy propfirm manohana izany fa ny demande sasany mbola miandry valiny.

Photos from Broker may cry - Trading's post 07/04/2026

Inona no stratégie tena tsara aminy trading raha débutant ianao?
Valiny tsisy stratégie ratsy izany fa izay hitanao mety aminao.ny olana manko dia misy karazan'olona andramany ireo stratégie rehetra avy eo izy voa aminy resaka psychologue.ny olana chaque stratégie misy faiblesse sy misy problème,ka raha mieritreritra ianao fa i ... Mahay be na i ... Tena mahay dia hianatra ny stratégiendray ianao dia tsy hisy zavatra ho hainao eo.satria hidecouvre problème fona ianao.vahao aloha ilay problème amn'ilay stratégie anao.maro ny malagasy tena mahay sy misehatra aminy trading ary tena mahay fa saingy maro ihany koa ireo tsy mahay nefa tena hitanareo miwerawera aminy gain fake isanandro ato aminy facebook miaraka aminy lot 10sns😅. conseilko homeko eto tsy ho ela ny listran'ireo trader haiko tena mba hitako hoe misy logique sy hitako mba hoe tsara ny zavtra ataony ato aminy fb.maro izy ireo.izahay eto aminy broker my cry dia tia manaraka ny trader mahay.ka raha tena analyse n'zareo na koa tena zareo no ao ambadik'ilay analyse de félicitations maro izareo no mahay.ary manasa azy ireo hisehatra ary hiditra aminy bmc i.t.o.s izahay.ary omena place vip zareo raha liana satria samy manana ny fijeriny ny olona tsirairay.

04/04/2026

"A partir de demain. Si tu respectes ton plan de trade je te paie 1000usd. Si tu ne respectes pas tu me paies 10usd . Pas de discussion. Preuve cryptographique BMC. Qui est partant?"

Photos from Broker may cry - Trading's post 04/04/2026

Retraitko taminy fin decembre teo.tsy haiko owe firy kkk.ary raha asehoko ndray ny janvier de aona vonona😅ny tiko lazaina mianara tsara de hajao ny fitsipika.hivoaka tsy hoela i bmc i.t.o.s dia hanao retrait be fona tsika rehetra sa aoa ozy nareo? Amen be.
Misy footprint, volume profile carnet d'ordres ve bmc?
Binance

03/04/2026

tsy maintsy mila ecran maro ve vao afaka manao trading? Inona moa zany asan'ireny? Efa aiko ny valiny fa mba te hanontany aho.comentaire valiny ary

02/04/2026

❤️tinareo ve raha misy fifaninana entre trader afaka jerena live?
Ao aminy bmc i.t.o.s no hahitana izany tsy ho ela dia afaka mandray andrara amin'zany ny rehetra.fanontanina mipetraka important ve izany?

27/03/2026

hohita amin'izay ireo milaza mafy reny rehefa mivoaka ny BMC I.T.O.S ,satria tsy afaka handainga isika ao.ny vrai trader no mila izany.fanontaniana mipetraka hoe: trader pro ve sa elite sa débutant no afaka mampiasa azy?
Valiny isika rehetra afaka mampiasa azy fa miova arakarak'izay no zavatra ho hita ao.
Ary avantages ho any rehetra satria misy mpampiasa vola avy any ivelany propfirm izay efa hainy be sy ny maro dia miara miasa ankaiky aminy bmc ka tsy ho diso andrara amin'izany isika malagasy satria tsy acces eto Madagascar ny sasany amn'ireo fa nohony bmc i.t.o.s dia hisitraka izany isika.isaorana koa TradingView taminy fanampiana.hivoaka tsy ho ela eto ny partenariat ary hahita ny fifanekena misy aminay ianareo ary ho afaka verifienareo tsy ho ela izany.ary ny fangatahana afaka manao retrait mobile money sy retrait dia andalana aminy fikarakarana izany izahay fa mbola tsy mampanantena koa partager ho hitany namana fa 1er plateforme de trading international izay malagasy ny fondateur.✅

27/03/2026

Dream bug

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Address


Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 21:00