04/12/2025
IPC Intensive Performer Course &PERFOPMER Course
โ
20 Dรฉcembre 2025 amin'ny 1ora.
Misokatra ny fisoratana anarana hoanareo te hiditra kilasy IPC sy PERFORMER eto amin'ny AMI.
Contact: 038 59 092 69
02/12/2025
๐ฒ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฎ๐๐๐๐๐๐ & ๐ฑ๐๐๐๐ ๐ป๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
Alahady 14 Desambra 2025 ho avy izao
Amin'ny 04 ora
Ao amin'ny ๐ผ๐ผ๐ ๐๐๐ฅ๐๐๐ฃ๐๐๐ช ๐๐ฅ ๐๐๐ฆ๐ฃ๐๐๐ฅ ๐ธ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐ฃ๐
Razafivelo Ando Volatse
IRAKA Omega Aurelienne
19/11/2025
๐ถ *Fanasana* ๐ถ
Fihaonanโny mpampianatra sy mpianatra teo aloha.
Anglican Music Institute โ 20 taona sahady !
Ry namana,
Feno 20 taona ny sekolintsika Anglican Music Institute ๐ !
Mba hanamarihana sy ho fanomanana izany dia hisy fihaonana lehibe ho anโny mpampianatra sy mpianatra efa nandalo teto amin' i AMI ka hanasana antsika rehetra.
Andeha isika hivondrona hisaotra anโAndriamanitra noho ny zava-tsoa rehetra nataony nandritra ireo taona maro.
๐
Daty : Talata 25 Novambra 2025
๐ Toerana : Mahanaim Ivandry
๐ Ora : 6 :30 hariva
โMankalazร NY TOMPO, fa asa lehibe no nataony!โ โ Isaia 12:5
Miandry anareo amim-pifaliana izahay ! ๐ต
13/09/2025
"Do not let anyone look down on you because you are young, but be an example for the believers in your speech, your conduct, your love, faith and purity."
"...I will sing with my spirit, but I will sing also with my mind."
27/08/2025
with Hajatiana Rakotozafy - Artist ended well.
to Hajatiana and the all participants.
23/08/2025
๐ฃ Don't forget!!!
โ
โ
3.00pm
โ
Anglican Music Institute Ambatolampy Ambohibao
โ
FREE ADMISSION
20/08/2025
with Hajatiana Rakotozafy - Artist
โ
Mbola tsy tara fa tongavร na hijery sy hiaino fotsiny aza.
โ
7h45 - 17h10 isan'andro hatramin'ny zoma 22 Aogositra.
โ
Aza adino ny concert: 24 Aogositra 2025 amin'ny 3ora ety amin'ny Anglican Music Institute Ambatolampy Ambohibao.
19/08/2025
with Hajatiana Rakotozafy - Artist
โ
24th August 2025 at 3.00pm
โ
Ambatolampy Ambohibao
โ
Free Admission
18/08/2025
avec Hajatiana Rakotozafy - Artist
14/08/2025
๐๐ธ๐๐๐ธ๐ / โ๐ ๐ฆ๐ง๐๐๐๐๐ค / โ๐๐จ๐ค
๐ฒ๐ฌ : Amin'ny vanim-potoana fialan-tsasatra toy izao dia tsy dia misy ny kaonseritra fa mba maka aina koa ireo mpiantsehatra. Na izany aza, misy fandaharam-potoana mahafinaritra sady fanararaotra amin'ny 18 ka hatramin'ny 24 Aogositra ho avy izao ๐
Ny avy any Suisse mihitsy anie no ho avy hizara traikefa amintsika ao anaty Masterclass e ! Tsy iza izany fa ny tenor Hajatiana RAKOTOZAFY, izay manana ny diplaoma Master amin'ny fampianarana mihira tao amin'ny Haute รcole de Musique de Lausanne ๐จโ๐, sady solista no mpitarika antokom-pihira...
Marina fa manan-talenta isika, kanefa ilaina dia ilaina ny fianarana mba hampitomboana azy. Tsy hoe manana "fanomezam-pahasoavana manokana" dia tsy mila mianatra intsony รด. Marihana moa fa efa tapitra ny fisoratana anarana fa afaka mijery izay taraiky ๐ ! Eny, na ny mijery fotsiny aza dia efa ahaizana zavatra. Ary hisy kaonseritra famaranana ny 24 Aogositra amin'ny 4 ora hariva.
Eny amin'ny Anglican Music Institute (AMI) eny Ambohibao aza ny fotoana !
๐๏ธ Hajatiana RAKOTOZAFY,
๐๏ธ 18 - 24 Aogositra 2025,
๐ Anglican Music Institute (AMI), Ambohibao
___
๐ซ๐ท : En cette pรฉriode de vacances, les concerts font une petite pause pour laisser souffler les artistes et les passionnรฉs โฑ๏ธ Mais du 18 au 24 aoรปt, une belle surprise nous attend !
Directement venu de Suisse, Hajatiana RAKOTOZAFY, Chef de chลur, tรฉnor de renom et titulaire dโun Master en pรฉdagogie musicale et enseignement vocal de la Haute รcole de Musique de Lausanne,... vient spรฉcialement pour animer un masterclass exceptionnel.
Oui, les Malgaches sont connus pour leur talent, mais le talent seul ne suffit : il a besoin dโรชtre nourri par la formation et lโexpรฉrience. Les inscriptions pour participer activement sont dรฉjร closes, mais bonne nouvelle : le masterclass reste ouvert au public ! Alors, autant en profiter plutรดt que de passer ร cรดtรฉ. Et pour clore cette belle semaine en musique, un concert de clรดture aura lieu le 24 aoรปt ร 16 h โจ
Rendez-vous alors ร lโAnglican Music Institute ร Ambohibao.
๐๏ธ Hajatiana RAKOTOZAFY
๐๏ธ August 18 โ 24, 2025
๐ Anglican Music Institute (AMI), Ambohibao
___
๐ฌ๐ง : With the vacations upon us, concerts take a short break to allow artists and fans alike to rest. But from August 18 to 24, there's a big surprise in store!
Direct from Switzerland, ๐ฒ๐ฌ Hajatiana RAKOTOZAFY, choral conductor, renowned tenor and holder of a Master's degree in music pedagogy and vocal teaching from the Haute รcole de Musique de Lausanne, is coming specially to lead an exceptional masterclass.
Yes, Malagasy people are known for their talent but talent alone is not enough: it must be nurtured by training and experience. Registration for active participation is already closed, but the good news is that the masterclass is still open to the public! So why not take advantage of it, rather than miss out? And to round off this wonderful musical week, a closing concert will be held on August 24 at 4 p.m.
Meet at the Anglican Music Institute in Ambohibao.
๐๏ธ Hajatiana RAKOTOZAFY
๐๏ธ August 18 โ 24, 2025
๐ Anglican Music Institute (AMI), Ambohibao
08/08/2025
miaraka amin'i Hajatiana Rakotozafy - Artist
โก๏ธ 18 - 22 Aogositra
โฐmanomboka amin'ny 7h45
โก๏ธAnglican Music Institut, Ambatolampy Ambohibao
โ
Azo hatrehin'ny be sy ny maro.
12/07/2025
๐ญ๐ฌ๐ต๐ถ ๐ต๐ ๐ป๐ถ๐ฌ๐น๐จ๐ต๐จ ๐ป๐ถ๐ด๐ท๐ถ๐ฒ๐ถ
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐
๐๐ฏ๐๐ ๐๐๐ฃ๐๐ญ๐ข๐๐ง๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐
๐ - ๐รฉ๐ง๐จ๐ซ
โ
๐๐ ๐ฆ๐๐ฌ๐ญ๐๐ซ๐๐ฅ๐๐ฌ๐ฌ ๐๐ฌ๐ญ ๐จ๐ฎ๐ฏ๐๐ซ๐ญ๐ ๐๐ฎ๐ฑ ๐๐ก๐๐ง๐ญ๐๐ฎ๐ซ๐ฌ ๐๐ ๐ญ๐จ๐ฎ๐ฌ ๐ง๐ข๐ฏ๐๐๐ฎ๐ฑ ๐๐ญ รข๐ ๐๐ฌ.
โ
๐๐ก๐๐ช๐ฎ๐ ๐ฉ๐๐ซ๐ญ๐ข๐๐ข๐ฉ๐๐ง๐ญ ๐รฉ๐งรฉ๐๐ข๐๐ข๐๐ซ๐ ๐'๐ฎ๐ง ๐ญ๐จ๐ญ๐๐ฅ ๐๐ ๐ ๐ก๐๐ฎ๐ซ๐๐ฌ ๐๐ ๐๐จ๐ฎ๐ซ๐ฌ ๐ญ๐จ๐ฎ๐ญ ๐๐ฎ ๐ฅ๐จ๐ง๐ ๐๐ ๐ฅ๐ ๐ฆ๐๐ฌ๐ญ๐๐ซ๐๐ฅ๐๐ฌ๐ฌ.
โ
๐๐๐ฌ ๐๐จ๐ฎ๐ซ๐ฌ ๐ฌ๐ ๐๐จ๐ง๐๐๐ง๐ญ๐ซ๐๐ซ๐จ๐ง๐ญ ๐ฌ๐ฎ๐ซ ๐ฅ๐๐ฌ ๐๐ฌ๐ฉ๐๐๐ญ๐ฌ ๐ฌ๐ฎ๐ข๐ฏ๐๐ง๐ญ๐ฌ: ๐๐๐๐ก๐ง๐ข๐ช๐ฎ๐ ๐ฏ๐จ๐๐๐ฅ๐, ๐๐ข๐๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐๐ญ ๐ข๐ง๐ญ๐๐ซ๐ฉ๐ซรฉ๐ญ๐๐ญ๐ข๐จ๐ง.
โ
๐๐ง ๐๐๐ซ๐ญ๐ข๐๐ข๐๐๐ญ ๐จ๐๐๐ข๐๐ข๐๐ฅ ๐๐ญ๐ญ๐๐ฌ๐ญ๐๐ง๐ญ ๐๐ ๐ฌ๐ ๐ฉ๐๐ซ๐ญ๐ข๐๐ข๐ฉ๐๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐ฌ๐๐ซ๐ ๐ซ๐๐ฆ๐ข๐ฌ ร ๐๐ก๐๐ช๐ฎ๐ ๐๐ก๐๐ง๐ญ๐๐ฎ๐ซ ร ๐ฅ๐ ๐๐ข๐ง ๐๐ ๐ฅ๐ ๐ฆ๐๐ฌ๐ญ๐๐ซ๐๐ฅ๐๐ฌ๐ฌ.
๐ ๐๐ง๐ฌ๐๐ซ๐ข๐ฉ๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐ฃ๐ฎ๐ฌ๐ช๐ฎ'๐๐ฎ ๐๐ ๐ฃ๐ฎ๐ข๐ฅ๐ฅ๐๐ญ ร ๐๐๐ก
๐๐ฉ๐ฅ๐๐๐ ๐ฅ๐ข๐ฆ๐ข๐ญรฉ๐
Information et inscription:
๐ 038 59 092 69
โ๏ธ [email protected]