Fikafika 😊
Mise à niveau Debian 11 to Debian 12 😉
InformaFika
Informafika : Votre page dédiée à tout ce qui concerne les systèmes et les réseaux informatiques
Inona no atao hoe ?
Salama oh...
Izao isika dia hanambara ny zavatra rehetra tsara ho fatantra.
1- Ny page dia natao hoan'ny rehetra, nohizany azo atao ny rehetra magataka ny zavatra ho lalina eto. Fa na izany misy fandaminana fa tsy ho valina daholo.
2- Azo atao ny rehetra ny mandefa hafatra miafina raha misy zavatra manahirana na misy fanotaniana na amin'ny zavatra natao Pub teto na olana ara informatique fotsiny. Ka ho valina ary tsy andoavambola izany☺
3- Afaka manantona, na mampianatra, na manao installation, na manao dépannage izahay fa andoavambola izany.
Miasotra antsika rehetra..
Informafika est une plateforme éducative en ligne spécialisée dans l'informatique des systèmes et réseaux. Notre mission est d'aider les étudiants et les débutants à se familiariser avec les aspects essentiels de l'informatique, en fournissant des fikafika, des tutoriels et des ressources faciles à comprendre. Que vous souhaitiez explorer le monde des systèmes d'exploitation, des réseaux informatiques ou simplement comprendre les bases de l'informatique, Informafika est votre guide fiable. Nous simplifions la technologie informatique pour vous aider à développer vos compétences et à vous sentir à l'aise dans ce domaine en constante évolution.
Ho ezahina hatao amin'ny teny Malagasy daholo ny Post rehetra ato mba hanamora ny fahazahoan'ny maro azy😎. Na de izany aza tsy hianatra malagasy no tanjona fa izay ahazaona nareo azy😅.
Tongasoa ary🥳
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 17:00 - 02:00 |
| Tuesday | 17:00 - 02:00 |
| Wednesday | 17:00 - 02:00 |
| Thursday | 17:00 - 02:00 |
| Friday | 17:00 - 02:00 |