20/08/2026
Fantatrao ve ny dikan’ity amin’ny teny anglisy?
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Language School for Everyone, Language school, Antananarivo.
Fianarana Anglais Français en ligne natao ho anao izay tsy manana fotoana hianarana en salle.
📍 TSINDRIO NY BOKOTRA "Suivre" na "Follow" mba hahafahanao mahazo lesona foana.
20/08/2026
Fantatrao ve ny dikan’ity amin’ny teny anglisy?
19/08/2026
Fa inona ny antony mahatonga anay mamporisika anao ny hianatra ato aminay?
Satria izahay dia mampianatra anao ireo zavatra ilainao rehetra mahakasika ny langue Française sy Anglaise .
Toy ny:
👉Grammaire et orthographe
👉Conjugaisons
👉Expression écrite et orale
👉Écoute et Compréhension
👉Dialogues
👉Prononciation et accent
👉Vocabulaires
Efa maro ireo afapo sy nahita tombontsoa tato aminay .
Koa raha maniry ny hianatra ato aminay ianao dia manasa anao izahay handefa mp aminay avy hatrany mba hahafahanay manampy anao.
👉Rendez-vous sur Messenger ou Whatsapp See less
14/08/2026
🇫🇷 8 phrases utiles en français 🇲🇬
1. Où vas-tu ?
🇲🇬 Ho aiza ianao?
➡️ Je vais au travail.
🇲🇬 Handeha hiasa aho.
2. Je vais à l'école.
🇲🇬 Handeha any an-tsekoly aho.
3. Je vais au supermarché.
🇲🇬 Handeha any amin'ny supermarché aho.
4. Je vais chez un ami.
🇲🇬 Handeha any amin'ny namako aho.
5. Je vais au parc.
🇲🇬 Handeha any amin'ny parc aho.
6. Je vais à la plage.
🇲🇬 Handeha any amoron-dranomasina aho.
7. Je vais à la maison.
🇲🇬 Handeha hody aho.
👉 RAHA MANIRY NY HIANATRA ANGLAIS SY FRANÇAIS IANAO DIA MIDIRA MP
04/08/2026
🔴Cours de Français Anglais en ligne natao hoan’ireo tsy manana fotoana hanatonana sekoly.
🟠Afapo avokoa izay nianatra tato aminay.
🟡Averinay ny volanao raha toa ka tsy afapo na tsy mahay na inona na inona Ianao rehefa mivoaka avy ato aminay.
🟢Pour plus d’informations,veuillez nous contacter par mp.
🔵Rendez-vous sur messenger ou whatsapp
16/07/2026
Let's cut to the chase
14/07/2026
✅ Tsy voatery hanatona sekoly vao mahay miteny frantsay sy anglisy.
🟥 Ity pejy ity dia natao hanampiana anao izay :
te hianatra teny frantsay sy anglisy
tsy afaka manatona sekoly
na efa miasa ianao nefa mbola te hanatsara ny fahaizanao
📘 Fampianarana an-tserasera (en ligne) :
✔️ Lesona mazava miaraka amin’ny fanazavana amin’ny teny malagasy
✔️ Audio + exercices + corrections avy amin’ny mpampianatra
✔️ Fampianarana tsikelikely, mety ho an’ny vao manomboka
💰 Sarany sahaza ny rehetra
📩 Raha mahaliana anao, raha te hahita ny endriky ny lesona, na hisoratra anarana,
👉 mandefasa message (MP) avy hatrany.
08/07/2026
LE CONDITIONNEL PRÉSENT
03/07/2026
MANANA FINDAY VE IANAO ?
Tadidio fa tena possible ny hahaizanao mifehy teny Frantsay sy Anglisy amin’ny alalan’io findainao io.
Raha te hahafantatra ny fomba atao sy mila fanazavana bebe kokoa momba izany Ianao dia manasa anao hiditra mp aminay.
👉Rendez-vous sur Messenger ou Whatsapp
02/07/2026
NAPKIN
24/06/2026
Fa inona ny antony mahatonga anay mamporisika anao ny hianatra ato aminay?
Satria izahay dia mampianatra anao ireo zavatra ilainao rehetra mahakasika ny langue Française sy Anglaise .
Toy ny:
👉Grammaire et orthographe
👉Conjugaisons
👉Expression écrite et orale
👉Écoute et Compréhension
👉Dialogues
👉Prononciation et accent
👉Vocabulaires
Efa maro ireo afapo sy nahita tombontsoa tato aminay .
Koa raha maniry ny hianatra ato aminay ianao dia manasa anao izahay handefa mp aminay avy hatrany mba hahafahanay manampy anao.
👉Rendez-vous sur Messenger ou Whatsapp
| Monday | 08:00 - 18:00 |
| Tuesday | 08:00 - 18:00 |
| Wednesday | 08:00 - 18:00 |
| Thursday | 08:00 - 18:00 |
| Friday | 08:00 - 18:00 |
| Saturday | 08:00 - 18:00 |